Zava-miafina ao @ baiboly fototra hebreo n°1

21. toriteny ( 18/05/2013 01:51)
moustaraf:

Salama namana,
yESHU'A (jiosy) no torianay fa Jesosy (zeus) grika no resahinareo, ka mazava fa tsy mifandray velively ny resaka:

Anarana ve no mahavonjy sa Izy? Tonga tety an-tany ve Izy hamonjy izay rehetra miantso Azy YESHU'A maraina mandra-pahariva andro sa izay mampandroso Azy ho Mpamonjy ny fiainany? Ny firenena Jiosy sy izay mahay mamaky sy miteny Hebreo ihany ve izany no mendrika ny famonjeny fa ny sisa tsy voavonjy avokoa fa mandainga ny GAl 3:28 sy ny Mat28: 19?

Ianao anefa raha hitoriteny amin'ny firenena iray ny teniny no hitorianao teny fa tsy hoe teny gasy no handeha hitorianao teny ny Amérikana. Torak'izay ihany koa tsy mitovy ny fitorianao teny ny zazakely sy ny olona efa nandalina baiboly taona maro tahaka ny tsy hitovian'ny fitorianao teny amin'ny lahy sy ny vavy na ny fitorianao teny ny olona any ambanivohitra sy ny eto andrenivohitra.

Fa tsy hoe izay miantso yESHU'A ihany no voavonjy fa izay miantso Jésus, petit Jésus (Ho an'ny zazakely) Jesosy, Jesoa, Jesus, enfant Jésus tsisy voavonjy avokoa nefa ilay Andriamanitra yESHU'A io ihany no velona sy miasa amin'ny fiainan'ny mpino amin'ireo firenena ireo.

Raha izay miantso yESHU'A ihany no vonjena tsy hiasa maneran-tany ny FAnahy MAsina fa ao Israely ihany ary tsy hisy fiangonana mihitsy amin'ny firenena hafa ankoatr'Israely
22. moustaraf ( 18/05/2013 18:09)
salama namana,
Milaza izany ianareo fa tsy misy "ilay ANARANA MAHAVONJY"???
Soloy hoe ALIKA ary ny antsoinareo, satria tsy misy dikany ny anarana antsoina!

Ity misy dikan-teny tena mivilana ao @ didy folo izay nadika:
"Aza manonona foana ny anaran'i....."
Dikan-teny orizinaly: "AZA DISOINA NY FANONONANAO NY ANARAN'I ADONAY ELOHYM-NAO"

MAHEREZA DAOHOLO!
23. Nehemiah ( 21/05/2013 07:37)

moustaraf:

salama namana,
Milaza izany ianareo fa tsy misy "ilay ANARANA MAHAVONJY"???
Soloy hoe ALIKA ary ny antsoinareo, satria tsy misy dikany ny anarana antsoina!

Avereno vakiana @ hafatro taloha milaza ny momba ny information
24. zazamarolahy ( 20/03/2018 11:39)
mba te hifandray mivantana @ moustafa
25. zazamarolahy ( 20/03/2018 11:41)
mba te hifandray mivantana @ moustaraf
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0745