Ho betsaka no hiala tsy hanao politika eto tsony apres 7mois eo!!! KIVY

1. andrywui ( 03/05/2013 16:47)
Aiza ka rangitina amle resaka oe cafard foana le olona kaa... oadray (kalalao mantsy e) azafad huhuh ka aiza no tsy hilatsaka !! zavatra tokony mba samy mifanaja sy mitana ny teny nomena fa tsy hoe tsy hilatsaka , de alefa ndray koa ny vady (ho tena iray ihany izy roroa hoy ny baiboly zay) ka innn fa tsy i dada ihany io ramatoa io !! taolatehezany ihany koa !! en plus nzay efa nanao fianianana sy sonia tsara aradalana zao i neny tetsy ampahatongavana tetsy ivato oe tsy manaonao politika ry neny a? yeuuu !!!, mijery andrazay marary fotsiny a ?? yeeuuu !! soniavo ary ty !!! de nanasonia i neny !! kay nivadika ndray i neny sefatreo !! huhuhuhuh
-
zao nilatsaka koa ny entana koa !!

azafady nilex sy amigo, pulm sy hery a nilatsaka ny entana oa !!

tchiinn..!! tchinn ... !! tchiinn .. !!

tsy efa nikozy tam nilex ah fa hiainga tampoka eo oa ny entana amn ora farany fa rangito neny neny lava eo iany !! io ktou ary izy !!

hon hon hon
novalian'i andrywui ny 04/05/2013 17:24
2. 5laody ( 03/05/2013 19:11)

andrywui:

Efa tsy akamerim-bola intsony izao ity dia ahoana? Ilay tohanan'i Maihol ihany zao no tsara spons.
3. Rabefou ( 03/05/2013 19:57)
politika gasy = ekena sy soniavina androany, tsy ekena dia foana rahapitso. raha ny sonia natao teo efa paradisa madagasikara dia manao KAL1 SY BISOUS amin'ny molotra mihitsy ny mpanao politika eto Dago, tsy nisy REMENA, tsy nisy fanafihana, tsy nisy fampihorohorona. noho izany, bla bla daholo ireny rehetra ireny. enga anie hisy fifidianana indray eo dia ho ita eo fa iny lalana iny mantsy ôtsan 'zay foana
4. andrywui ( 04/05/2013 17:24)
ry zalah AV7 ko efa mamba noana fa matimaty foana ny havany !! ny UI aloha hatreto de tsy mahalala afatsy i dada tamle vonoolona be ,, ry zalah mampitaotra be anle oe cl charles e ampamoaka e zao e zao e nefa de taimboraka daolo reny fa mbola tsiafahy ihany alou i dada vao miainga eo hohoho hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.214