Ny maty sy ny velona - fanompoana razana

41. bor2lais ( 13/05/2013 07:57)
Tongavan'i asdepique sy miharena eo ianareo miresadresaka an'io rangahy io a ! :-)
42. Miharena ( 14/05/2013 01:24)

Tongavan'i asdepique sy miharena eo ianareo miresadresaka an'io rangahy io a !


Raha io resaka finoana mivaingana miainga amin'ny fahatsapana sy fahalalàna ny momba ny tena sy ny fanahy io indray aloha dia tsy ho an'ny olon'ny boky tsy manana fandinihina izay tena zavamisy e!

Hafa mihitsy manko no fisehon'ny finoana mivantana avy amin'Andriamanitra fa tsy mitovy amin'ny famakina Baiboly fotsiny dia fanaovana izao resaka lavabe sy fanazavana ara-tombantombana isankarazany izao.

Ilay tsy fahalalàna ny momba ny tena sy ny fanahin'ny tena no tiana toriana rehefa misy ireny vavolombelona ireny ary tsy azo tsaraina ara-eritreritra na ara-pananana foto-pisainana raiki-tapisaka (préjugé) izy ireny hoe sandoka na tsia. Raha tsy niainan'ny tena izay niainany dia tsy mahazo mitsara isika na dia kely aza.

Koa satria moa ny lohahevtra milaza momba ny maty sy ny velona dia mijoro ireny olona ireny hanaporofo fa tsy misy ny fahafatesana.
43. bor2lais ( 14/05/2013 08:09)
Tsy efa nilazako ve ianareo e ! :-)
44. RBNIR ( 14/05/2013 09:23)

bor2lais:

Tsy efa nilazako ve ianareo e ! :-)

:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0433