hitanareo izany
1. bazylou
(
15/04/2013 22:52)
fa marina ny kajiko . i kalalao ihany no solon'i le8 amin'ny fifidianana.
Raha io no ho lany eo dia aza manody ry goavy manta fa hiakatsehatra indray ny valifaty sy ny kibay an kelika e. Tsy maintsy aongana io.
Jereo tsar anie fa rah atsy lany eo io di ahoe mangalatra indray ny tgv e,zao e,
beuuurrkk

novalian'i andrywui ny 20/04/2013 22:53
2. ialahy
(
16/04/2013 01:29)
Lasa otrany taxibe Madagasikara
Rehefa tsy afaka ny sofera dia ny goal mitondra
Sady daka ambava-fo ho an'ireo mpanao politika manohana ny TIM no ompa manjinijinika ihany
dia le vahoaka dia hoe izahay hividy anazy
Tokony asina CV sy niveau d'etude io fa na samy mpiandry kisoa aza, hafa ny mpiandry kisoa nianatra.

3. bazylou
(
16/04/2013 06:12)
marina loatra izany e
efa hevitro hatr izay io. atao cv sy motivation ny minisitra sy pm dia fidina avy eo izay izao no mety amitsika.
4. nilex
(
16/04/2013 09:46)
Toy ny olom-pirenena rehetra izy ka ataoko angamba fa tsy tokony hametraka olana ny filatsahany fa zony izany.Fa izay matahotra ihany no mahita tsiny amin'izany.
Raha ny resaka valifaty indray dia izao.Matoa ny olona miteny valifaty dia dia avy nanao ratsy izay ka matahotra ny hifoteran'ny rambony.Ka raha nanao olona koa ve moa maninona koa raha ataon'olona e.Tokony hahazaka e.
Ny amin'ny hoe raha lany eo I Lalao.Matoa nge izy lany dia safidin'ny gasy maro an'isa izany e,ka inona indray?????Sady tsy eo amin'ny fitondrana izy izao ka tsy hisy afaka hiteny fa nangalabato indray izy.Fantatra ange fa matahotra mafy an'io ny hat vendrana e.
VENDRANA hoy aho ny hat sy ny TGV satria nahoana?????????????
Tsy mba misy firaisankina fa voa maika zarazaraina be ny vato.Eo ka hilatsaka daholo hono ry vendrana.
Tena vendrana koa satria i RAZAFINDRAVAHA izay sady tsy teny @ 13 mei no tsy mpikambana TGV indray hono no kandida natolotra.Izany hoe tsy manana olona mahay mihintsy izany ny tgv fa vendrana daholo.Tena foza marina.
Izao no tena fehiny ry zalahy a.Voadaka any ambavafony daholo ny tgv satria tsy nisy na iray aza mba nahatokisan'i lavasanga ka ny namany no natolony ho candidat .Ataony fitaovana fotsiny ialahy isany fa miheritrereta lalina.

5. ialahy
(
16/04/2013 15:34)
ilay izy anie tsy any hoe matahotra sy tsy matahotra intsony no olana e!
fa otrany hoe lasa taxibe ilay firenena ka hambo-po diso toerana otran'zany no andatsaka azy ho lalilalina kokoa, izaho tsy manakana hoe tsy mahazo milatsaka sy izao izao, fa ny ahy no nolazaiko dia hoe mba tokony olona nianatra ny atao hoe politika sy tontolony no ho eo, fa tsy hoe eo vao hianatra, jereo tsara ny lesona azo tamin'iny 2009 iny raha tena mpanao politika Ravalomanana ka nahay, tsy mora nanongotra azy teo, na inona niseho teo na inona. Hiantehitra foana aminy mpanolontsaina ve? dia rehefa hitan'ilay mpanolontsiana fa mamay ny rano dia hialany dia toy izany foana ve? izay no amerimberenako foana ny hoe raha samy mpiandry kisoa aza, hafa ny mpiandry kisoa nianatra.....

6. hery
(
16/04/2013 22:03)
Dia aza fidina fotsiny izy e.
Ny ahy aleoko donto lanim-bahoaka toa izay manam-pahaizana manongam-panjakana (mety hoe manam-pahaizana tokoa ny DJ)
Raha mirotsaka izy, ka izy no lany, dia ekena izay. Ny olona tsy lanim-bahoaka aza navelanareo nitondra nandritra ny 4 taona.

7. nilex
(
17/04/2013 05:39)
Raha ny any ivelany dia marina ny an'ise fa raha ny aty afrika sy ny eto amintsika dia ny mpanao politika mihintsy no tena manimba firenena eto.Mahay miresaka tsara ireny ary mahay manodikodina ny saimbahoaka.Misy tanjona politika koa mantsy ny azy.Izay nge no manahirana amin'ireto goaika antitra mpano politika ireto e.Hafa ny azy no tanjona.
Fa rehefa mitondra aloha tsy maintsy manao politika e.Fa ny tena fijeriko azy dia izao.Ny tena tsy mampandroso an'i afrika dia tena baikon'ny frantsay ny politika nefa ry zalahy mitsetsitra fotsiny.Tsy mitovy amin'ny tany miteny anglisy ireo.Ireny na dia miditra ary tena tsy mikaka ny firenena baikony toy ny ataon'ny frantsay.
Amiko izany dia izao,raha mbola olona voabaikon'ny frantsary no hitondra eto dia ho very tanteraka isika.Izay nge no tsy nitiavandry zalahy andra8 teto e.

9. ialahy
(
17/04/2013 11:31)
Eny aza koa! dia ho "film" efa nandeha foana no eo! lanim-bahoaka dia esoriny be saina, dia inona ny dikany, Ravalomanana izao no efa manana traikefa fa tsy ny vadiny, koa raha tena vonona izy dia ataony izay rehetra ahafahany milatsaka ho fidiana, efa samy tsy nanara-dalana daholo izao, ny olona rehefa tia dia mahita ary tsy lany fika izany ahitana ilay tiany, isika vahoaka no tokony hangataka sy hitokona hoe tsy ny any ivelany no mibaiko izay tianay fa izahay mahalala izay mahasoa anay, dia apetraka hoe aleo hilatsaka i Ravalomanana dia raha te hilatsaka i Andry dia milatsaka koa, hitako hoe izay no tena mety amin'io fa tsy manolotolotra olona ho fidiana eo, tsy fitiavan-tanindrazana intsony ilay izy fa lasa fitiavan-tena.
10. bazylou
(
17/04/2013 18:18)
andao ary atao hoe lany i kalalao d tafody i le8. D ianareo ve mino fa tsy amaly faty izy? Tsy maintsy misy ra mandrika eo satria zahay tgv tsy anaiky an. Dia hisy tombony ho an ny pokona v ny ady lava toa izany ? Illusion anie reny nataon le8 reny fa tsy fandrosoana e. Ny hareny sy ny fananany no nandroso fa tsy ny an vahoaka. Beurrk
12. nilex
(
18/04/2013 05:43)
Izay nge no lazaiko hoe rehefa miresaka eto dia mba ampiasaina tsara ny saina e.
Hay hiaiky ihany izany ny tgv fa nanao ratsy teto amin'ny firenena a ka matahotra valifaty.Marina ihany izany ilay fiteny hoe "aleo enjehin'ny omby masiaka toy izay enjehin'ny heritreritra."Ny ataohorako dia izao,tsy ra8 no hanao valifaty fa ny vahoaka mihintsy.Sao heverianareo fa tsy mbola alahelon'ny olona ireny gros bras nokaramaina nadrava fananan'olona maro be ireny tsy ny groupe tiko ihany no nopotehina teto fa entan'olona maro.Mody teny lavasanga tamin'ireny dia hoe hanolo ny fananan'olona nefa tsy hita hatramin'izao fa lasa resaka pokaty fotsiny.
Ianareo tgv nge no mimenomenona raha niteny ny SADC hoe tokony homena amnistie ra8 sy tgv nefa tsy takatrareo mihintsy fa ho fiharovana an'i tgv amin'ny mety ho fanenjehina hahazo azy avy eo nge no sorohina e.Tokony ho alefa lavitra ny saina a.Aza adino fa nanao ratsy teto amin'nmy firenena rajoelina ka tokony ho tsaraina ihany koa rehefa miala eo.
Aza matahotra fa ny tody tsy misy fa ny atao ihany no miverina.Raha nanenjika olona ve dia tokony hatahotra ho enjena koa.Aleo ho eo fa matoa nanao dia sahy e.

14. bazylou
(
18/04/2013 23:55)
izahay tgv tsy matahoatra an 'iza na iza an.
sao manatena tsy misy eo.
Izahay tsy miaiky izany fa ny tianay lazaian fotsiny dia hoe tsy madio zato isan jato ary tsy mampandroso firenena ny le8 nareo. Fibodoana zanak'olona sy fananan'olona no hitanay taminy.
beuuurrk
15. nilex
(
19/04/2013 13:48)
ary ilay ankehitriny manao inona kay??nangalatra sy nandroba fahefana nefa tsy nampandroso na kely aza fa nampilentika tanteraka ny firenena no nataony.Ereo nametrak azy teo aza efa nanenina daholo fa ialahisany sisa.Miady be izao ao ambohitsirohatra ao.Mampalahelo
16. Miharena
(
20/04/2013 03:05)
Raha ny intention de vote hatramin'izao dia Lalao sy Roland Ratsiraka no mbola azo antoka fa mety ho lany eo raha tsy misy filtre politka indray ao. Inona moa ilay filtre? raha toa ka mbola azo atao ny mailivily ny vato na ny manafoana kandidà satria lazaina fa tsy mahafeno fepetra.
Isika moa dia manantena fa ireo kandidà 30 isa dia ho isan'ny hekena avokoa hofidina? Mbola resaka hafa koa ny momba io an! sady irrévocable ny fanapahana eo araka ny lalàna nomen-dry zareo HCC.
Izao koa dia misy ireo izay olona vaovao tanteraka tsy fantatry ny hogahogan'ny gazety fa tsy haintsika hoe ahoana no fitiavan'ny vahoaka azy.
Raha ny fijery ny kajy politika dia Camille Vital hilatsaka, Edgar hilatsaka, ary halatsaka daholo ireo mouvances TGV mba hizarazara ny vato ka tsy ho lany ireo andaniny. Fa ny olana dia mbola manana charisme kokoa ilay tandindon'ny teo aloha ka ahiana ny hahalàny azy avy hatrany.
Resaka daholo anefa izany fa ho hita eo izay hitranga, satria na i Mailhol aza milaza fa tsy hisy fifidianana izany eo ary izy no hapetraky ny olona eo amin'ity taona ity....

17. hadji
(
20/04/2013 05:24)
aleo ho avy ny fifidianana ahitanay azy fa izay lany eo no izy fa aza mitsara sy manaratsy olona aloha fa ny tarehy ratsy tsy azo ovaina fa ny fitondrana diso azo ahitsy ary tsy misy lalana milaza fa ny vadin'ny mpiasa-panjakana na vadina manaboninahitra an am-perin'asa na tsia dia tsy mahazo mirotsaka ho fidiana razokilahy vahombey tao @ C.G.M aza nametraka ny taratasy manambara fa hilatsaka izy ary tonga dia foana ny piraty raha io kosa aloha no lany eo e
18. bazylou
(
20/04/2013 22:33)
Izaho ry zalahy dia sahy mialaza aminareo fa tsy hopoinsa io kalalo io a.
Satria nahoana ?
Satria na misy aza ny kandida ofisialy tgv dia maro koa ireo mpifaninana naman'ny tgv ka mazava ho aazy fa tsy ho vita fiodinana 1 izany io raha tsy hoe saosy mandifotra olona angah ano omen'ny le8 ny ekipan'ny tgv.
Beuurrrk
vive tgv

19. andrywui
(
20/04/2013 22:53)
bazylou - 18/04/2013 23:55
izahay tgv tsy matahoatra an 'iza na iza an.
sao manatena tsy misy eo.
Izahay tsy miaiky izany fa ny tianay lazaian fotsiny dia hoe tsy madio zato isan jato ary tsy mampandroso firenena ny le8 nareo. Fibodoana zanak'olona sy fananan'olona no hitanay taminy.
beuuurrk
merci rabazy !!mbola ampiako kou aza oe fanagadrana miaramila be indrindra hatramzay de i dada nitondra ,, officiers fotsiny efa 400 , ny rasill sy ny bodega efa 600 mahery nataonlery kofona tao amn baravy tao daholo ,,ny fipehana sipakely voatavo tsy mifandraka amzay manginy fotsiny ! jereo ity Onja an'i Tinondia fa vizana mihitsy vao navelan'ny dada fa nipotsaka hatramn tavoniny ilay Onjakely vao niaina kely , nanomboka 16ans angah izy iny no efa valak'i dada zay sa 17ans hon hun hon hun hon