Efa voasoratra hoe... didy vaovao

21. andrywui ( 08/03/2013 06:33)
Stilo --ny hevitra aroso rah misy fa tsy zah no aotsana eto ...fa marina izany kou ..
Ka ny tena zavadoza ane rbnr de zao e marina tokoa fa reo didy roa reo no vofidy oe lehibe ,fa le ry zalah nampiasa anle takelabaton i mosesy de bedeb ny zavadoza fonosinio satria amin'Atra de i Moïse iany no nanaovana sy ireo didy 10 napetaka teo fa tokony tsy namorona takebato didy2 fopla mitsy ny katô .
22. Nehemiah ( 11/03/2013 06:48)
Ay ve ! Dia afaka mamono olona tsy manan-tsiny, manala zaza, mitsiriritra ny fananan'ny hafa, mipelaka, mijangajanga, mandaroka vady satria mivoatra ny toetr'andro ?

Tsy azo afangaro ny aloka sy tandindona t@ Testamenta Taloha izay notanterahin'i Kristy izay tsy mila arahina intsony (tahaky ny fanaovana sorona na fitandremana ny andro faha-7 na ny ampahafolon-karena) sy ireo didy izay tsy miova omaly, anio ary mandrakizay. Fa rehefa atao tsinontsinona ny sitrapon'Andriamanitra dia mitotongana ny fiainana ara-pitondrantena ary izao no hitantsika @'izao fotoan'andro izao aty Madagasikara : seho mamoafadin'i Tence Mena sy ny mitovy saranga @, vaky trano, fanolanana ankizy kely, homosexualité, kolikoly, fampahantràna vahoaka, sns.

Nahoana indray moa raha mba mijoro miaro ny tenin'Andriamanitra ka mitory azy @ voary rehetra ?

[color=red] Ahoana moa ny hoe : "ny Soratra Masina tsy azo foanana" (Jn. 10:35b) sy ny Lk. 21:33 : "Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona." ?[/color)

Sady io didy vaovao io dia ny Lev. 19:18 ihany.
23. Miharena ( 11/03/2013 09:54)
Ny olana mitranga dia ny nanaovana ireo didy be dia be ireo no nahatery ny olona sy nanesika ny fiaraha-monina noforonin'ny olombelona tsy hahatàna izany mihitsy. Aoka ho fantatra fa efa ela hatrain'y fotoam-pahalavoana no nisaraka tamin'Andriamanitra ny olona ary nanao izay ho afany avy.
24. bor2lais ( 11/03/2013 15:28)
RBNIR:

Mila mianatra isika

Io kosa aloha dia marina e ! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1352