Làlana sy fahasoavana
41. bor2lais
(
13/03/2013 07:57)
RBNIR > ary afangaronao ange izy izany e : izaho tsy nilaza hoe "mpanota" fa "manota" no nolazaiko. Na koa hoe "mandika" lalàna fa tsy "mpandika" lalàna ! :-)
42. RBNIR
(
13/03/2013 08:23)
bor2lais:
RBNIR > ary afangaronao ange izy izany e : izaho tsy nilaza hoe "mpanota" fa "manota" no nolazaiko. Na koa hoe "mandika" lalàna fa tsy "mpandika" lalàna ! :-)
Famitinana :
Jao.8:34 Izay....manota dia andevon'ny ota .
Inona no vahaolona?
Jao.8:32 Izay mahafantantra ny marina no ho afaka tsy ho andevo. Afaka tsy ho andevo => tsy manota intsony.
=> Hotanteraka aminy ity teny ity « Izay rehetra mitoetra ao aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy. » (1 Jao.3:6)
Mikasika ny hoe manota, mpanota sns indray kosa:
« Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. » (1 Jao.3:4)
=> OTA = FANDIKANA LALANA (mazava ho azy lalàn'Andriamanitra)
=> MPANOTA = MPANDIKA LALANA
=> FAHOTANA = FANANTANTERAHAN'NY FANDIKAN-DALANA
Oviana no niditra voalohany tamin'ny olom-belona OTA ? Tamin'ny fandikana ny lalàna voalohany « Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy. » (Gen.3:6)
Inona izany lalàna voalohany izany? « fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia aza ihinanana; fa amin'ny andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa ianao. » (Gen.2:17)
Mbola hitohy....@ lohahevitra hafa mihitsy, any no ahafantarana ilay MARINA izay HAHAFAKA AN-TSIKA TSY HO ANDEVO INTSONY ka hotanteraka ao amin-tsika ilay voasoratra ao amin'ny
(1 Jao.3:6)
RAHA SITRAPON NY TOMPO !
Samia ho tahin'ny Tompo daholo
45. RBNIR
(
13/03/2013 08:32)
Mandra-pahafantaran-tsika ny MARINA dia..... MARINA ny an'i bor2lais. aoka ihany aloha mbola hihevitena isika fa MPANOTA isika.
Samia ho tahin'ny Tompo namana
Samia ho tahin'ny Tompo namana
46. bor2lais
(
13/03/2013 09:39)
RBNIR:
Mandra-pahafantaran-tsika ny MARINA dia..... MARINA ny an'i bor2lais. aoka ihany aloha mbola hihevitena isika fa MPANOTA isika.
:-)
47. toriteny
(
13/03/2013 20:20)
Mizara 3 ny fijerin'ny baiboly ny didy:
-Tena didy vaovao ireo ho an'ny tsy Jiosy nino ny fampianaran'i Jesosy sy nino Azy
Satria ny hafa firenena tsy nanana anjara sy tsy concerné tamin'ny didy folo tany amin'ny TT fa nanomboka teo amin'i Jesosy izy ireo vao notiavin'Andriamanitra tahaka ireo Zanak'Israely.
Tsy nahalala lalàna izany ireo fa tonga dia fahasoavana. Ka raha tsy manana ny ràn'i Jakoba ianao dia tokony tsy nahalala ary tsy nampafantarina lalàna sy didy 10 fa fahasoavana
Iantonan'ny lalàna, ny didy10 sy ny mpaminany ireo didy 2 ireo ho an'ny Jiosy irery ihany saingy tsy ampy fa tsy maintsy miampy fahasoavana satria JAo14:6
MAt22:40:"Izany didy roa izany no ihantonan'ny lalàna rehetra sy ny mpaminany ."
MAt19:17: "Fa hoy Jesosy taminy : Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara ; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao , tandremo ny didy ." Fa raha izay fotsiny tsy ampy fa mbola nampiany MAt19:18 Hoy ralehilahy taminy : Inona avy moa? dia hoy Jesosy : Ny hoe "Aza mamono olona , Aza mijangajanga , Aza mangalatra , Aza mety ho vavolombelona mandainga.Manaja ny rainao sy ny reninao ary Tiava ny namanao tahaka ny tenanao. Hoy ilay zatovo Taminy : Izany rehetra izany efa voatendriko avokoa fa inona no tsy mbola mahatanteraka ahy? Dia hoy Jesosy taminy : raha te ho tanteraka ianao , mandehana , amidio ny fanananao , ka omeo ny malahelo , dia hanana rakitra any an-danitra ianao ; ary avia hanaraka Ahy
Ny lalàn'ny FAnahy MAsina
Rom8: 1-9: "Ary amin'izany dia tsy misy fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesosy.Fa ao amin'i Kristy ny lalàn'ny Fanahin'aina (lalàna 2 ny fehiny saingy à la manière SAinte Esprit fa tsy 2 intsony ) no nahafaka ahy tamin'ny lalàn'ny fahotana sy ny fahafatesana (ilay didy10).Fa izay tsy hain'ny lalàna (limité ny didy 10), satria nofo ny nahalemy azy , dia vitan'Andriamanitra tamin'Izy naniraka ny Zanany , naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin'ny ota , ka nanameloka ny ota tao amin'ny nofo ,mba hahatanteraka ny fahamarinana ilain'ny lalàna amintsika , izay tsy mandeha araka ny nofo, fa araka ny Fanahy. Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo ; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatsy ny Fanahy. Fa ny fihevitry ny nofo (mbola lalàna ihany io) dia fahafatesana ; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa fiainana satria fandrafiana an'Andriamanitra ny fihevitry ny nofo ; fa tsy manaiky ny lalàn'Andriamanitra izy , sady tsy hainy akory izany.Ary izay ao amin'ny nofo dia tsy mahay manao ny sitrapon'Andriamanitra. Fa ianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy , raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy , dia tsy Azy izy."

48. Miharena
(
14/03/2013 01:22)
Mahafintina azy tsara ny filazan'ny namana Toriteny eto.
Ny tena azo antoka dia tsotra ihany, miain-droa ny olombelona dia ny nofo izay itoeran'ny saina ary ny fanahy izay mpandrindra no tokony ho asany. Nefa ireo dia mifanohitra ka izany no mahatonga ny tsy firindram-piainan'ny olombelona. Ny fahatanterahana dia tsy azo raha tsy amim'ny maha-fanahy, izay no mahatonga ny fitaizam-panahy. Ny fananana ny Fanahin'i Kristy no tanjona amin'izany.
Raha tsy mihoatra ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo hoy Jesoa dia tsy hiditra ny Fanjakan'ny lanitra. Ny fiaikenao fa miara-miasa tanteraka toy ny zanaka no hahafahanao milaza fa manana AZY ianao ary dieny ao amin'ny nofo aza dia fantatra fa manjaka ao am-po i Kristy.