Safidio izay tianao
61. smileyah
(
07/03/2013 07:51)
Tefigasy:Mahagaga ahy izany. Nefa ilay acteur dia nitondra ny anaran'i Jesoa rehefa nilalao fa tsy ny anarany no nentiny. Misy fahasamihafany ve izany? Satria samy i Jesoa no représenter-ny. Sa rehefa mety @ eritreritrareo dia mety ara-Baiboly?
smileyah:
Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ity ho anareo izay tsy manaiky ny sary hatao fitaovana entina mitory. Ianareo izany tsy mbola nijery ireny sary mihetsika mampiseho ny tantaran'i Jesoa tety an-tany ireny?
Efa nijery "passion du Christ" mihitsy ny tenako, fa rehefa vita ilay film dia misy soratra mivandrandra be miakatra eo amin'i ecran manambara fa tsy i Jesoa iny tamin'ny film iny fa olombelona manana anarana ary hafa mihitsy.
Tsy haiko na azonao ny tsy mampitovy azy: ny amin'ny sary sy sarivongana dia ambara mihitsy fa io no Jesoa, io Andriamanitra fa mifantsika tsara eo ambony hazo! Amin'ny film kosa dia ambara mazava fa tsy i Jesoa io fa i smileyah ohatra raha ianao no acteur ao anatiny
62. toriteny
(
07/03/2013 07:54)

Dia Mel Gibson ni-déguiser na ho Jesosy ve izany no Andriamanitrao?
63. smileyah
(
07/03/2013 08:01)
Fa angaha ianao irery no manana fanahy? Ny fanahiko koa dia miteny amiko hoe hazony mafy ny finoanao. Satria maneran-tany dia misy zava-mahagaga tsy fantatrareo satria tsy inoanareo. Mitera-menaka masina ireny sary vongana ireny na ireny sary masina ireny ka mahasitrana olona maro.Mba manaova recherche sur internet. Nefa moa efa fantatro ny valin-teninareo, fa nosoratako ity mba ho mafy orina ireo izay tena mpanaradia an'i Kristy. Aza mety ho voaozongozon'ireo izay mamafy tadio mba handrava ny trano efa naorinareo. Fa izay rehetra miorina eo ambony vatolampy dia tsy ho rava na oviana na oviana.
64. smileyah
(
07/03/2013 08:03)
toriteny:
smileyah:
Tefigasy:Mahagaga ahy izany. Nefa ilay acteur dia nitondra ny anaran'i Jesoa rehefa nilalao fa tsy ny anarany no nentiny. Misy fahasamihafany ve izany? Satria samy i Jesoa no représenter-ny. Sa rehefa mety @ eritreritrareo dia mety ara-Baiboly?
smileyah:Aza mampihevitra izay tsy heveriko. Ianao mihitsy izany ilay malemy finoana satria mihevitra fa Andriamanitra ireny sary ireny. Tsara ho anao ny tsy mampiasa azy fa tsy hahasoa anao velively.
Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ity ho anareo izay tsy manaiky ny sary hatao fitaovana entina mitory. Ianareo izany tsy mbola nijery ireny sary mihetsika mampiseho ny tantaran'i Jesoa tety an-tany ireny?
Efa nijery "passion du Christ" mihitsy ny tenako, fa rehefa vita ilay film dia misy soratra mivandrandra be miakatra eo amin'i ecran manambara fa tsy i Jesoa iny tamin'ny film iny fa olombelona manana anarana ary hafa mihitsy.
Tsy haiko na azonao ny tsy mampitovy azy: ny amin'ny sary sy sarivongana dia ambara mihitsy fa io no Jesoa, io Andriamanitra fa mifantsika tsara eo ambony hazo! Amin'ny film kosa dia ambara mazava fa tsy i Jesoa io fa i smileyah ohatra raha ianao no acteur ao anatiny
Dia Mel Gibson ni-déguiser na ho Jesosy ve izany no Andriamanitrao?
65. toriteny
(
07/03/2013 08:06)
smileyah:
Fa angaha ianao irery no manana fanahy? Ny fanahiko koa dia miteny amiko hoe hazony mafy ny finoanao. Satria maneran-tany dia misy zava-mahagaga tsy fantatrareo satria tsy inoanareo. Mitera-menaka masina ireny sary vongana ireny na ireny sary masina ireny ka mahasitrana olona maro.Mba manaova recherche sur internet. Nefa moa efa fantatro ny valin-teninareo, fa nosoratako ity mba ho mafy orina ireo izay tena mpanaradia an'i Kristy. Aza mety ho voaozongozon'ireo izay mamafy tadio mba handrava ny trano efa naorinareo. Fa izay rehetra miorina eo ambony vatolampy dia tsy ho rava na oviana na oviana.
Lio23:34
66. Tefigasy
(
07/03/2013 08:54)
smileyah:
Tefigasy:Mahagaga ahy izany. Nefa ilay acteur dia nitondra ny anaran'i Jesoa rehefa nilalao fa tsy ny anarany no nentiny.
smileyah:
Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ity ho anareo izay tsy manaiky ny sary hatao fitaovana entina mitory. Ianareo izany tsy mbola nijery ireny sary mihetsika mampiseho ny tantaran'i Jesoa tety an-tany ireny?
Efa nijery "passion du Christ" mihitsy ny tenako, fa rehefa vita ilay film dia misy soratra mivandrandra be miakatra eo amin'i ecran manambara fa tsy i Jesoa iny tamin'ny film iny fa olombelona manana anarana ary hafa mihitsy.
Tsy haiko na azonao ny tsy mampitovy azy: ny amin'ny sary sy sarivongana dia ambara mihitsy fa io no Jesoa, io Andriamanitra fa mifantsika tsara eo ambony hazo! Amin'ny film kosa dia ambara mazava fa tsy i Jesoa io fa i smileyah ohatra raha ianao no acteur ao anatiny
Hamafisiko ny ambaranao fa tsy ampy kely ka lasa diso : "ny anaran'i Jesoa no netiny" fa tsy ny endrik'i Jesoa. Samihafa be izany : miseho amin'ny anarana fa tsy miseho amin'ny endrika ivelany. Ohatran'ilay film "feu de l'amour" be dia be ny acteur miovaova mitondra anarana iray ao amin'ny film : fa ilay anarana no zava-dehibe fa tsy ilay endrik'olona milalao ilay film. Ka raha ny anarany no hitanao fa zava-dehibe dia izay anarana izay raketina ao am-po, soraty amin'ny tableau, apetraho eny amin'ny rindrina fa tsy ilay sarin'ilay acteur izay tsy Izy.
67. hery
(
07/03/2013 08:55)
TSy azoko mihitsy ilay olan'i toriteny.
Toa ny tsy maha andriamanitra an'i Mel Gibson (plutot i James Caviezel no acteur) no tsy maha andriamanitra ny sary izay atao.
Tsy misy miteny hoe io i Jesoa Andriamanitra rehefa mijery sary fa hoe io ny sarin'i Jesoa. Dia toa izany koa, i Caviezel rehefa manao acteur ao amin'i Passion du Christ dia Jesoa no anarany, fa tsy hoe io amin'ny sary io dia tena i Jesoa fa hoe sarin'i Jesoa io, ary fiainan'i Jesoa no tantarainy.
Izaho dia mamporisika anao mihitsy tsy hanao sary sns fa hay rehefa ianao no mahita sary dia tonga dia raisinao ho andriamanitra ilay sary, tsy haiko hoe mba mafy ihany ve ny finoanao amin'izany. Manahy ary aho hoe sao dia tsy tena Andriamanitra ilay hivavahanao fa zavatra hafa raha toa ka isaky ny mahita sary ianao dia raisinao ho Andriamanitra avokoa?
Satria averiko foana fa tsy Andriamanitra ireny ho anay.

68. hery
(
07/03/2013 09:02)
Tefigasy:
Hamafisiko ny ambaranao fa tsy ampy kely ka lasa diso : "ny anaran'i Jesoa no netiny" fa tsy ny endrik'i Jesoa.
Samihafa be izany : miseho amin'ny anarana fa tsy miseho amin'ny endrika ivelany. Ohatran'ilay film "feu de l'amour" be dia be ny acteur miovaova mitondra anarana iray ao amin'ny film : fa ilay anarana no zava-dehibe fa tsy ilay endrik'olona milalao ilay film. Ka raha ny anarany no hitanao fa zava-dehibe dia izay anarana izay raketina ao am-po, soraty amin'ny tableau, apetraho eny amin'ny rindrina fa tsy ilay sarin'ilay acteur izay tsy Izy.
Ka io mihitsy. Ireo sary be dia be amin'ny hafatra voalohany amin'ity dinika ity dia samihafa daholo, ary mbola tsy ampy ara ireo satria misy hoy aho any Afrika dia ataon'izy ireo mainty hoditra i Jesoa ary tsy lava volo sy tsy misy volombava, kanefa dia teneniny hoe toa izao koa i Jesoa.
Tsy misy afaka miteny exactement hoe tena tahaka iny sary iny i Jesoa fa kosa azony atao tsara ny miteny, ary toa izany no ataonay, hoe mi-réprésenter an'i Jesoa iny satria Jesoa dia nanaiky ho olombelona, noho izany manana tanana, tongotra, loha sns koa izy.
Raha misy zazakely manao sarin'i Jesoa dia manao sary olona misy loha sy vatana sy tanana sy tongotra izy. Dia azo ekena ho Jesoa ao antsain'ny zazakely koa io. Mampiseho an'i Jesoa fa tsy hoe mahia kely ohatra an'io ve Jesoa sns.
Tokony efa ho azonareo amin'izay ange ilay dikan'ny sary e? Ny sary dia tsy Andriamanitra, averiko ihany. Ka na sary lehilahy bangaridana sy malotoloto aza dia azo lazaina ho mampiseho an'i Jesoa ihany koa.
69. Tefigasy
(
07/03/2013 09:15)
Dia atao ahoana intsony moa izany fa tapina ny daomy koa. Mazotoa izany ianareo manao sary fa tsy misy ho tenenina ankoatri'zay efa nambaran'ny baiboly izay intsony aloha aho ! Ireo no voasoratra dia samy maka izay mety aminy ny tsirairay !
Sur !
Sur !
70. hery
(
07/03/2013 09:24)
Eny, ny tanjona dia hoe azonareo ny zavatra ataonay mba tsy hisian'ilay hoe kay ianareo manompo sampy. Raha hoy ianareo hoe "kay ianareo manao sary mampiseho an'i Jesoa" dia mifanaraka isika ary ekenay mihitsy.
71. toriteny
(
07/03/2013 09:29)
hery:
Izaho dia mamporisika anao mihitsy tsy hanao sary sns fa hay rehefa ianao no mahita sary dia tonga dia raisinao ho andriamanitra ilay sary, tsy haiko hoe mba mafy ihany ve ny finoanao amin'izany. Manahy ary aho hoe sao dia tsy tena Andriamanitra ilay hivavahanao fa zavatra hafa raha toa ka isaky ny mahita sary ianao dia raisinao ho Andriamanitra avokoa?
Satria averiko foana fa tsy Andriamanitra ireny ho anay.
Dia ny fitenin'i smileyah etsy ambony io ve izany (ilay sarivongana mitera menaka mahasitrana) mbola mijanona ho sary fotsiny ihany ny utilité hanaovanareo azy?
Aza manahy ianao fa za tsy hanao sary Azy izany mihitsy.
72. hery
(
07/03/2013 09:35)
Dia ny fitenin'i smileyah etsy ambony io ve izany (ilay sarivongana mitera menaka mahasitrana) mbola mijanona ho sary fotsiny ihany ny utilité hanaovanareo azy?
Izaho aloha hatramin'izao mbola tsy nahita, fa raha tena misy izany dia mila jerena ny fandraisan'ny olona azy. Raisiiny ho Andriamanitra ve sa raisiny ho fanomezana avy amin'Andriamanitra? Fantatrao tsara fa tsy hita pesipesenina ny fomba hanomezan'Andriamanitra ny fahasoavana avy aminy ho an'izay mino. "Raha kakerin'ny bibilava mahafaty aza hoy izy tsy ho faty". Ka izay menaka mivoaka amin'ny sary, raha tiany hatao izany dia vitany.
Betsaka anie ny fahagagana mety misy e, ny sasany mikasika baiboly dia sitrana... fa raha ilay baiboly no lazainy fa Andriamanitra dia fanompoantsampy koa izany.
73. Nehemiah
(
11/03/2013 05:29)
hery:
Rariny raha voarara tao amin'ny testamenta taloha ilay izy satria tsisy nieritreritra mihitsy hoe ho tonga olombelona i Jesoa... na ny sasany aza moa tsy manaiky an'izany hatramin'izao.
Ahoana indray ny Gen. 3:15 izay efa maminany ny momba an'i Jesoa ? Hatrany Edena dia efa misy faminaniana ho an'izany ?