Nomen'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana samy hafa isika rehetra

21. Nehemiah ( 15/02/2013 13:49)
Ka iza no niteny anao hoe ny EKAR izay fiangonana izay, na ny Papa (lol) no mpandova an'i Petera ?
22. smileyah ( 15/02/2013 13:57)

Nehemiah:

Ka iza no niteny anao hoe ny EKAR izay fiangonana izay, na ny Papa (lol) no mpandova an'i Petera ?
Ianao ihany no manambara .
23. smileyah ( 15/02/2013 14:00)

Nehemiah:

Ka iza no niteny anao hoe ny EKAR izay fiangonana izay, na ny Papa (lol) no mpandova an'i Petera ?
Kibokiboin'ny marina ianao ka milaza tsy anontaniana.
24. Nehemiah ( 15/02/2013 14:12)
Aza mody fanona fa iaraha-mahafantatra fa izay no ampianarin'ny EKAR. Ka aiza ny porofo ? Mba misy ihany ve (ankoatry ny andininy iray @ Baiboly izay nahodikodina) ?
25. smileyah ( 15/02/2013 14:23)

Nehemiah:

Aza mody fanona fa iaraha-mahafantatra fa izay no ampianarin'ny EKAR. Ka aiza ny porofo ? Mba misy ihany ve (ankoatry ny andininy iray @ Baiboly izay nahodikodina) ?
Efa voalazanao anie, ary matoa ianao miteny hoe aiza ny porofo ankoatr'io andininy iray @ Baiboly io dia manaiky ianao izany fa manambara azy io andininy io. Tsy teniko ny ao amin'ny Baiboly fa tenin'Andriamanitra izay fahamarinana tsy misy lainga na fitaka.
26. Nehemiah ( 15/02/2013 14:36)
Mba tsikaritrao ihany ve ny teniko ?

izaho:

andininy iray @ Baiboly izay nahodikodina

Ekenao fa "tenin'Andriamanitra izay fahamarinana tsy misy lainga na fitaka" ny Baiboly ka ahoana no anazavanao an'ireto ?

pejy iray talohan'io:

jereo fotsiny ny Gal. 2:11-14 : manana toerana ambony nohon'i Paoly ve i Kefasy raha ny fahitanao azy ?

Fa ny tena tokony banjinana dia Ef. 5:23 (i Kristy no lohan'ny Fiangonana), 1 Kor. 3:11 (tsy misy fiorenana hafa afa-tsy Izy), ary Is. 44:8 (tsy misy Vatolampy ankoatra Azy).

Ka rehefa zohina izay dia ny vatolampy resahan'i Kristy @ Mt. 16:16-18 dia ny finoan'i Petera an'i Kristy, ary izay koa no fandraisan'i Md Augustin azy.

[...]

I Petera, mpiandry ny Fiangonana iray manontolo ?
Raha zohina aloha ny 1 Pet. 5:4, angamba tsy d'accord @ izany i Petera raha tafaverina aty @tsika.
27. smileyah ( 15/02/2013 14:44)

Manontany anao aho ry Piera hoy i Jesoa. Moa tia Ahy va ianao? Fahano ary ny zanak'ondriko.Piera, moa tia Ahy va ianao? Fahano ary ny reniondriko. Fahefana omen'i Kristy ireo zay nomeny fahefana tahaka an'i Piera izany.
28. Nehemiah ( 15/02/2013 14:51)
Tsy milaza io andininy io fa i Petera no hany sefon'ny mpiandry ondry.
29. niryna ( 15/02/2013 17:40)

didi10:

niryna:

Moa ve misy fiangonana na finoana sahy hilaza fa ny azy irery ihany no marina fa ny an'ny hafa dia diso avokoa? Sahy hiteny izany ve hianao e ? Porofy ary e
Misaotra antsika rehetra
Niryna

Ef 2;20
Miorina amin'ny fanorenan'ny Apostoly ary i Jesosy no fehizoro indrindra

Izay fiangonana milaza azy ho Kristiana kanefa miala amin'io foto-panorenana io dia; tsy dia tiako loatra ny milaza hoe diso satria tsy ny fampianarana rehetra no diso; fa ny tena mahalaza azy kokoa dia hoe manan-kilema na fiangonana kilemaina satria tsy mitory ny fampianarana tsy misy kilema.

Noho izany dia tokony tsy hiteny mihitsy ny hafa hoe tsy izy ny an'ny hafa satria samy manao an'i Kristy ho lohan'ny fiangonana izy .Ampianaro ny olona e,aza variana mitsikere ny diso sy tsy izy io,samia mifampianatra ary aza adino fa ny ao anatin'ny Baiboly ihany no ahitana ny marina raha tsy ohatra angaha ka manana baiboly hafahafa indray ny hafa ,iny azy ho azy iny
30. moustaraf ( 17/02/2013 09:49)
Salama namana,

Ny fiangoanan maaarina:
1. T@ andron'i Moseh sy ny mpaminany dia: "lazao @ fiangonana; dia ny ISRAELY hoe:"
Fiangonana = Israely (irery ihany)

2. tonga Yshu'a (fa tsy Jesosy);
"Eto ambonin'ity vatolampy ity noa aoriko ny FIANGONAKO"
Ny Apostoly (Shalarh= iraka) no mpitarika ny fiangonana,..."hitoriteny @ jiosy aloha, vao @ Israely izay miely"= Fiangonana: Apostoly sy ny Israely rehetra

3. TSY azo antsoina hoe FIANGONANA raha tsy ao ny APOSTOLY sy ny Vahoaka Israely, izay vao ny hafa firenena rehetra,
Nezahin'ny ROAMANA novonoina izany fivavahana izany ary NOVANA mihitsy mba tsy hotadidy maandrakizay,
kanefa; azo antsoina hoe Fiangonana ve ny JENTILISA (hafa firenena)???
TSIA , ilay "oliva maniry ho azy" dia tsy maintsy atsofoka ao @ ilay tena fiangonana, fa tsy afaka mamorona fiangoanana ho azy samy irery!

dikany:
-Raha tsy fiangonan'ny Apostoly dia tsy azo antsoina hoe fiangonana,
-Raha tsy ahitana israely (izay niely ka hoangonina), iihany koa dia tsy fiangonana,
-Raha miantso anarana hafa ankoatra an'i Yeshu'a (nom original) dia tsy fiangonana
-Raha mandrava ny lalàan'i Moseh sy ny didy 10 dia tsy fiangonana
-Raha mandà ny Jiosy sy ny Israely dia tsy fiangonana!

MAHEREZA DAHOLO
31. leva2 ( 17/02/2013 11:17)
Velona Jesosy!

Misy heviny roa ny teny hoe "fiangonana" ao anatin'ny baiboly ary tsy azo afangaro ireo :
- "Fiangonana fito tany Azia" resahin'ny Apo 02 sy 03 maneho ireo endri-piangonana (état physique) misy eran'izao tontolo izao. Araho ny momba azy ireo dia ho hitanao fa tsy misy tonga lafatra izy ireo, saingy misy ankasitrahan'Andriamanitra ihany, misy leferin'Andriamanitra ny fahalemeny, saingy misy tena antsoiny hoe "sinagogan'i satana" mihitsy.
- "Fiangonana tokana" (unité spirituelle) ilazana ny fiombonan'ny olom-boavonjy, ny olo-masina rehetra.
Ny Fanahy Masina anie hanampy antsika hahatakatra ny hevitr'ireto :
Colossiens 1/18 : Il est la tête du corps, de l'Eglise. Il est le commencement.
Rom 12/5 : Nous qui sommes plusieurs, nous formons un seul corps en Christ et nous sommes tous membres les uns les autres.
Mat 18/20 : car là où deux ou trois sont assemblés en mon nom, je suis au milieu d'eux.
Col 04/15 : saluez les frères qui sont à Laodicée, ainsi que Nymphas et l'Eglise qui est dans sa maison.
Ephé 05/23 : Car le mari est le chef de la femme, comme le Christ est le chef de l'Eglise. Le Christ lui-même est le sauveur de l'Eglise qui est son corps.
32. didi10 ( 17/02/2013 14:29)

Efa manomboka azonao ny anton'ny andraisako anjara eto namana, ahitsiko kely fotsiny ny fomba fijerinao, tsy mbola niteny aho hoe "tsy izy" ny fiangonana "zao" na fiangonana "zaroa", fa ny abaribary sy tsikafonina eto dia ilay kilema ao amin'ny fampianarana mba ahafahana manitsy izany, satria betsaka amin'ireo fampianaran-diso ireo no iankinan'ny fahaverezana na ny famonjena ny fanahin'ny mpino.
33. smileyah ( 18/02/2013 07:40)

niryna:

didi10:

niryna:

Moa ve misy fiangonana na finoana sahy hilaza fa ny azy irery ihany no marina fa ny an'ny hafa dia diso avokoa? Sahy hiteny izany ve hianao e ? Porofy ary e
Misaotra antsika rehetra
Niryna

Ef 2;20
Miorina amin'ny fanorenan'ny Apostoly ary i Jesosy no fehizoro indrindra

Izay fiangonana milaza azy ho Kristiana kanefa miala amin'io foto-panorenana io dia; tsy dia tiako loatra ny milaza hoe diso satria tsy ny fampianarana rehetra no diso; fa ny tena mahalaza azy kokoa dia hoe manan-kilema na fiangonana kilemaina satria tsy mitory ny fampianarana tsy misy kilema.

Noho izany dia tokony tsy hiteny mihitsy ny hafa hoe tsy izy ny an'ny hafa satria samy manao an'i Kristy ho lohan'ny fiangonana izy .Ampianaro ny olona e,aza variana mitsikere ny diso sy tsy izy io,samia mifampianatra ary aza adino fa ny ao anatin'ny Baiboly ihany no ahitana ny marina raha tsy ohatra angaha ka manana baiboly hafahafa indray ny hafa ,iny azy ho azy iny
Ny dikan'ny teny hoe fiangonana mihitsy no tsy azon'ny sasany.
Raha jerena tamin'ny andron'ny TT, dia ny vahoakan'i Israely manaraka ny fomba fivavahana jody sy ireo zay nikambana taminy no nantsoina hoe fiangonana.Noho izany tsy isan'ny fiangonana ireo nanaraka ny fomba fivavahana hafa eny fa na dia zanak'Israely aza izy.
Ao amin'ny TVV dia efa nanambara i Jesoa fa tokana ihany ny fiangonana dia izay miorina eo ambonin'i Piera(vato) ary ny vavahadin'ny afobe tsy haharesy azy. Nieli-patrana hatraiza hatraiza ny fiangonana ary niray fo sy saina tsy nisy fisaraham-bazana. I Jesoa no lohany, i Piera no mpamahana, araka ny tenin'i Kristy hoe fahano ny zanak'ondriko sy ny reny ondriko.Ary ny kristianina tsirairay no mandrafitra ny vatany. Izany hoe isika tsirairay avy no ratsam-batana.Noho izany tsy misy olona tsy mitovy hevitra ao satria iray ihany ny loha ary iray ihany koa ny mpamahana.
Taty aoriana nisy ireo ratsam-batana niala tamin'ny vatana satria nentin'ny hevitry ny fony. Moa ho isan'ny vatana koa ve izy ireo? Satria izay ratsam-batana tsy mikambana amin'ny vatana tsy ho isan'ny vatana intsony.
Ary raha mamaky Baiboly tsara isika dia hahita fa na i Paoly na ireo olona handray ny Fanahy Masina dia tsy maintsy nametrahan'i Piera tanana.( vakio ao amin'ny Asa)
Noho izany midika mari-pahefana io.
Koa raha ankehitriny misy fiangonana tsy mitovy hevitra dikan'izany tsy miray fo sy saina dia tsy loha iray no mitondra azy.Ary tsy ho vatana iray koa raha tsy misy firaisana.Noho izany dia tsy hisy fiangonan'i Tompo ho toa izany fa iray ihany ny fiangonaNy.
Ary Izy rahateo dia efa niteny hoe mitandrema ianareo sao ho voafitaka fa any aoriana any hisy hilaza hoe aty aminay i Kristy.
Koa ny olona mafy orina ao amin'i Kristy Jesoa zay lohan'ny fiangonana dia tsy ho voarebirebin'ny hevi-petsy maro isan-karazany sy ny fandinihan'ny olombelona vokatry ny fahaizany. Satria ny fahendren'ny olombelona dia fahadalana eo anatrehan'Andriamanitra.
Ary ianao moa nametra-panontaniana hoe moa hisy fiangonana sahy hilaza ve hoe ny azy irery no marina fa ny an'ny hafa dia diso avokoa? Inona no mahatonga anao hitsikera raha heverinao fa marina ny hafa afa tsy ny anao irery?

34. Nehemiah ( 18/02/2013 08:10)

smileyah:

Vakivakio ihany ny napetraky ny sasany teo alohanao satria efa notoherina ireo hevitra ireo.

Raha azoko tsara, ny tianao tenenina dia voaozona izay tsy maharaka ny fiangonanareo ?
35. tsitialainga ( 19/02/2013 09:19)

mirananirina:

bor2lais:

tsitialainga:

Azo antoka aloha fa tsy ireny misy vehivavy mipataloha sy mampiseho fisasaha-nono mitalesaka ireny e! Ary ny tena tsy hisalasalana dia tsy ireny misy vadina pasitera manao minijupe ireny ka ny hafa no mahita ny miafina alohan'ny tena tompony, izany hoe raha @ maso dia hitambarana ilay rafotsy fa any an-tokantrano ihany izy no an-drangahy!

lol raha ny tena izy anie dia miboridana eh!
Ary izay vao azoko ilay finoanareo, fa tany mada dia nitsangantsanga izahay dia feno mpianatra maro be teny dia manao jupe lava daholo ny vhv dia mba nanontany aho dia hoe tsy mahazo manao pataloha izahay

ô ry mirananirina a! ary izay kou vao azoko ny finoanao fa t@ zah tany La Baule dia nentin'ny namako nijery camp de nudiste dia nanontany anankiray t@ ireo izahay hoe fa manin nareo no manao an' izao de hoy zareo hoe : "tovovavy malagasy mihitsy anefa no filohan'ny association-nay fa tsy mbola eto izy zao fa lasa nanao vacances any Madagascar any".
Hihihihihihihihihihihi......................
N.B : (hay tsy mila anontaniana intsony ny anarany)
36. niryna ( 22/02/2013 06:18)

moustaraf:

Salama namana,

Ny fiangoanan maaarina:
1. T@ andron'i Moseh sy ny mpaminany dia: "lazao @ fiangonana; dia ny ISRAELY hoe:"
Fiangonana = Israely (irery ihany)

2. tonga Yshu'a (fa tsy Jesosy);
"Eto ambonin'ity vatolampy ity noa aoriko ny FIANGONAKO"
Ny Apostoly (Shalarh= iraka) no mpitarika ny fiangonana,..."hitoriteny @ jiosy aloha, vao @ Israely izay miely"= Fiangonana: Apostoly sy ny Israely rehetra

3. TSY azo antsoina hoe FIANGONANA raha tsy ao ny APOSTOLY sy ny Vahoaka Israely, izay vao ny hafa firenena rehetra,
Nezahin'ny ROAMANA novonoina izany fivavahana izany ary NOVANA mihitsy mba tsy hotadidy maandrakizay,
kanefa; azo antsoina hoe Fiangonana ve ny JENTILISA (hafa firenena)???
TSIA , ilay "oliva maniry ho azy" dia tsy maintsy atsofoka ao @ ilay tena fiangonana, fa tsy afaka mamorona fiangoanana ho azy samy irery!

dikany:
-Raha tsy fiangonan'ny Apostoly dia tsy azo antsoina hoe fiangonana,
-Raha tsy ahitana israely (izay niely ka hoangonina), iihany koa dia tsy fiangonana,
-Raha miantso anarana hafa ankoatra an'i Yeshu'a (nom original) dia tsy fiangonana
-Raha mandrava ny lalàan'i Moseh sy ny didy 10 dia tsy fiangonana
-Raha mandà ny Jiosy sy ny Israely dia tsy fiangonana!

MAHEREZA DAHOLO

mbola hiverenako io hafatrao io fa aoka kely aloha an
37. niryna ( 22/02/2013 06:23)
leva2:

Velona Jesosy!

Misy heviny roa ny teny hoe "fiangonana" ao anatin'ny baiboly ary tsy azo afangaro ireo :
- "Fiangonana fito tany Azia" resahin'ny Apo 02 sy 03 maneho ireo endri-piangonana (état physique) misy eran'izao tontolo izao. Araho ny momba azy ireo dia ho hitanao fa tsy misy tonga lafatra izy ireo, saingy misy ankasitrahan'Andriamanitra ihany, misy leferin'Andriamanitra ny fahalemeny, saingy misy tena antsoiny hoe "sinagogan'i satana" mihitsy.
- "Fiangonana tokana" (unité spirituelle) ilazana ny fiombonan'ny olom-boavonjy, ny olo-masina rehetra.
Ny Fanahy Masina anie hanampy antsika hahatakatra ny hevitr'ireto :
Colossiens 1/18 : Il est la tête du corps, de l'Eglise. Il est le commencement.
Rom 12/5 : Nous qui sommes plusieurs, nous formons un seul corps en Christ et nous sommes tous membres les uns les autres.
Mat 18/20 : car là où deux ou trois sont assemblés en mon nom, je suis au milieu d'eux.
Col 04/15 : saluez les frères qui sont à Laodicée, ainsi que Nymphas et l'Eglise qui est dans sa maison.
Ephé 05/23 : Car le mari est le chef de la femme, comme le Christ est le chef de l'Eglise. Le Christ lui-même est le sauveur de l'Eglise qui est son corps.
mbola ho atao sujet iray indray io resaka fiangonana io an
Ny fiangonana ve tsy vondron'olona ? izay miangona ao anatin'ny trano misy zorony ary dia miaraka mivory sy mizara izay zavatra na fototra inoany? Vondron'olona izany no antsoina hoe fiangonana fa tsy ilay trano sa ?
Misaotra anao fa fivondronan'ny olona maro izay iray ara-panahy ,iray ao amin'ny Kristy,iray amin'ny finoana sa diso izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9668