SONDAGE AO @ TVPLUS
1. nilex
(
12/02/2013 08:15)
Mpampanao sondage foana ny tvplus izao momba ny raharaham-pirenena mba hakana ny hevitry ny olona.Nanambara sy nanazava izy anefa fa tsy vokatra ofisialy io akory ary tsy azo raisina ho tena izy fa mba fitsapana ny hevitry ny olona fotsiny.
Ny sondage nataony voalohany ohatra dia hoe"Ekenareo ve ny hodian'ny filoha teo aloha eto antoerana",valiana eny na tsia io fanontaniana io.Valiny ENY:5000 teo ho eo,ny tsia kosa dia 900 monja.Dia toy izany hatrany ka miovaova ny fanontaniana.
Ny mampalahelo anefa dia tsy mahazaka izany fihetsika izany ny minisitry ny serasera na dia efa nazavaina ary fa tsy vokatra ofisialy io akory ary dia niteniteny foana tao @ tvm tao.
Tsy mahazaka demokrasia ny hat.Raha ny vokatra azo amin'ity sondage ity tokoa mantsy no jerena dia hita taratra fa vitsy ny olona mbola tia ity fitondrana ity ka izay no maha romotra andry zalahy.
Tokony havela haneho hevitra malalaka ny malagasy e.

novalian'i andrywui ny 05/03/2013 14:20
2. hery
(
12/02/2013 09:08)
Ka heveriny fa tia azy daholo ny vahoaka manontolo :-)
Mbola vao sondage ara izany. Dia ahoana rehefa vokatry ny fifidianana? Hanongam-panjakana indray?
Mbola vao sondage ara izany. Dia ahoana rehefa vokatry ny fifidianana? Hanongam-panjakana indray?
3. hadji
(
13/02/2013 05:24)
hery:O rahery a! raha hatao referadum mihitsy hoe mody Dada dia ahoana moa ary tokony amporisihan'ny hat sa fat ny fodiany dia tsarao dia ahitana ny tena marina ( i andrwi zao hiteniteny foana eo indray)
Ka heveriny fa tia azy daholo ny vahoaka manontolo :-)
Mbola vao sondage ara izany. Dia ahoana rehefa vokatry ny fifidianana? Hanongam-panjakana indray?
4. andrywui
(
15/02/2013 12:24)
heheheh de doma ry zalah reto ka !! ka oul manana finday sy manana credit sy be vola sy manana tele ihany no voasondazenlaisany ry zalah tvplus sy ry zalah reto fa ny vahoaka madinika zany aona , ny tsy mba manana credit sy tsisy tele zany aona ?? indrindra ny eny ambanivohitra ,,sa ny be kibo sy ny mpanana mpiteriteri-kiho eto amin'ny serasera eto ireto ihany no vahoaka fa ny sisa voatavo ??
5. misratana
(
21/02/2013 15:55)
tena tsisy saina mintsy le zanaky dada kah!de mbola mitohy foana ny fanafenana sy fanovana ny marina, sondage amin'ny telephone ve???hahhaha, na atao aza hoe tena tsy raisina ny sms mitovy numero mbola tsy mety ihany ny valiny satria maro ny olona manana numéro maro, SONDAGE BIDON NY AN'NY TV PLUS, RA MIVIDY CREDIT 500 000fmg zany za ka 500 fmg ny sandan'ny sms iray dia olona iray lasa manana vote 1000 isa!ZANY VE DE TSY TAKATRY RY ZANAKY DADA EH!Hita mintsy fa dondrona otran'ny dadany ihany
6. misratana
(
21/02/2013 15:57)
efa zatra manisy virus ao amin'ny coupole ka mangalabato sy manova ny marina foana nareo eh!reny 2009 reny no vokany refa mihevitena ho maro an'isa, mivoaka eny foana hoe iza marina no maro an'isa
7. Macaca
(
02/03/2013 17:55)
Tsy ny sondage no ratsy fa ny fari-pahalalantsika no mbola tsy ampy @ fanatanterahana sy fandikana azy ireny (anisany ny PT). Ny sondage ataon'ny TV plus ohatra de azo antoka 95% (1ere Intervalle de confiance) fa manakaiky ny firehankevitry ny TV+ de ny fitsikerana sy tsy fankasitrahana izay eo fitondrana (na izao io na 10 taona lasa). Raha ohatra ka ny meme sondage no atao any @ Viva ohatra, de azo antoka 95% fa mifanipaka tanteraka @ vokatry ny sondage tao @ TV+ ny hevitra mivoaka any. Noho izany raha araka ny hevitro de aleoko kokoa mijery ny sondage @ radio/TV +/- tsy miandany tony ny rdb ohatra.
8. nilex
(
05/03/2013 06:47)
Raha ny fijeriko ny tv+ aloha dia tsy mba miandany io televisiona io ary izay no mahafinaritra azy satria tsy matahotra milaza ny marina sy mitsikera mihintsy na ankolafy inona na inona.Izany no ilaina fa tsy irony haino aman-jery mirona amin'ny firehana tokana irony.
Ka ny sondage aminay tena ilaina mba ahalalana ny hevitry ny olona eny fa na dia tsy ofisialy aza mba misy isainan'ny mpanao politika ary izay indrindra no tsy hazakan'ny sasany azy.
Ka ny sondage aminay tena ilaina mba ahalalana ny hevitry ny olona eny fa na dia tsy ofisialy aza mba misy isainan'ny mpanao politika ary izay indrindra no tsy hazakan'ny sasany azy.
9. andrywui
(
05/03/2013 08:00)
Ranilex à , ekena ary atao oe tsy miandany tv plus arahako n'y teninlah ,fa zao ndray ary ...asio harona be etsy amn biraompokotany etsy Ampangabe sy eny Anosimanjaka sy Ambohimiadana eny ohatra de asio stylo sy s'y taratasy kely eo satri tsisy finday zany n'y tsimandadiharona eny de ho itanlah ry nilex fa A ny sondazy nataon'ny mpanana ety andrenivohitra rehetra otranlisany à de nenay ety Ambanivolo akaiky ety fotsiny Z daholo , fa ra mbola itarina aza io ambanivolo io de asa iza no lettre manaraka ny Z ? super Z ny sondazy . Zay ane no ataoko oe tsy ireto piterikiho sy be baikobaiko be crédit be reto no tena vahoaka fa ny tsimandadiharona e
10. nilex
(
05/03/2013 14:00)
Ny zavatra tsy fantatrao dia izao,enjana nge no iainan'ny malagasy ity krizy ity,ny eto andrenivohitra mba hazohazo ihany fa ny any ambanivohitra dia tena lasibatra.Asa na efa nanao fanadihadihana ianao na be resaka fotsiny eto.Leo izao krizy izao ny any ambanivohitra fa lazaiko anao fa tsy afaka maneho hevitra tokoa aloha ry zareo fa tsy maintsy miandry ny fifidianana.Tokony ho fantatrao fa raha nalefa taloha be ny fifidianana dia mety ho lany ihany ry lava sanga fa ankehitriny kosa efa fantatry ny olona daholo ny hadalana vitany ka tsy ho lany intsony ry zareo.Nanao propagandy ho an'ny sasany fotsiny ry zalahy.Aleo ho avy ny fifidianana hitsarana azy e.
11. andrywui
(
05/03/2013 14:20)
Ka reto tsimandadiharona reto ane le tsy navela hivarotra ronono afatsy varoboba amn Tiko e , sy ny voankazo volena omena ani Tiko atsasabidiny ....holatra maniry hatramzao zany ary mbola takaitra ho an'ny eny ambanivolo rehetra ,,,ny fanagejana ny ombin'olona ze tsy mivarotra ronono atsasabidy amn Tiko amnio tsy tenenko tsony ...