Karaoke évangelique

1. leva2 ( 10/02/2013 02:22)
Velona Jesosy!

Tsy mpitendry mahay aho, ary tena sahirana vao mba nahavita an'izy ity. Koa manentana antsika mahay mitendry, fa indrindra ny mpanakanto ara-pilazantsara, raha tena resy lahatra isika fa hizara maimaim-poana ny Tenin'Andriamanitra, sy hanitatra ny ambaindain'ny fitoriana filazantsara, mba hanao karaoke évangelique sy hanaparitaka izany maimaim-poana amin'ny internet, sns.

Raha hihira ihany, tsy aleo ve ho an'ny Tompo?



novalian'i hery ny 24/08/2018 18:56
2. hery ( 12/02/2013 05:53)
Mahafinaritra e. Misaotra. Dia mba ataovy misimisy
3. didi10 ( 13/02/2013 06:36)
Misaotra namana Leva2, mila fandavan-tena be mihitsy vao mahavita hira iray karaoke indrindra sady mbola ianao koa no mamorona feon-kira, ny olana fotsiny dia rehefa atao video ilay izy dia tsy afaka amboarina ny clé sy Tempo, manana karaoke évangelique .kar sy .kfn maromaro ihany aho ato ho an'izay mila, manomeza fotsiny adiresy mail dia ataoko anaty rar.
4. leva2 ( 13/02/2013 17:58)
Velona Jesosy!

Misaotra anao namana didi10 ity ny adiresy mail-ko fa mba andefaso an'izay mihitsy aho : stebl_x@hotmail.fr

Hotahian'ny Tompo ianao!
5. miarana ( 16/02/2013 07:29)
Za koa mba te hanana namana didi10 a !
Misaotra anao manome.
miarana.mi@gmail.com
6. tumuo ( 07/07/2013 19:11)
Miarahaba anareo izay mamaky.

Mba afaka mahazo fichier karaoke évangélique izay misy any aminareo koa ve ny tenako azafady ?

Misaotra mialoha ary mirary ny fiadanan'ny Tompo ho aminareo.
7. tumuo ( 07/07/2013 19:36)
mba alefaso amin'ity mailaka ity : r.tumuo-at-gmail.com
8. heerzou ( 26/08/2014 13:54)

mety mbola afka mahazo karaoké ve?
heerzou@gmail.com
misaotra ô! GBU
9. sandye ( 23/12/2014 11:59)
tompoko, izaho ihany koa dia anisan'ny tia mitady karaoke ato anaty inernet ka fly indrindra ny tenako naita ireo resak'areo teo!! mba anisan'ny mangataka andefasana karaoke ny adresse mailku ra maty; toussaint sasa rasolonjanahary@gmail.com! dia misaotra mialoha
10. manoa131 ( 30/12/2014 14:31)
Mbola misy karaoké évangélique ve ô ? Ito mba andrefaso azafady : manoaratefy@cyberak.com

Dia mba ilaina maimaika ihany ô!

Misaotra tompoko
11. byyh ( 17/05/2015 20:27)
mba omeo karaoke e.indrindrafa le oe fa kristy no antony avelomako.ndriana ramamonjy
12. Toulou ( 18/06/2015 21:39)
Mbola misy ihany ve ilay karaoke évangélique ry namana isany? izaho koa mantsy mba anisan'ny mitady!
Ity ny adiresiko: loulous2mimi@gmail.com
Misaotra anareo mialoha.
GBU.
13. rubikely ( 13/07/2015 14:58)
mbola afaka mahazo karaoke v azafady de ti n adresse adalavary@yahoo.fr misaotra mialoha
14. hajatiana.ramamonjisoa ( 03/08/2015 07:53)
Mba andefaso izay karaoke misy azafady indrindra raha misy manana ka mahita ity: hajatiana.ramamonjisoa@gmail.com.
Misaotra mialoha,Fiadanana!
15. Manou17 ( 28/11/2017 07:48)

didi10:

Misaotra namana Leva2, mila fandavan-tena be mihitsy vao mahavita hira iray karaoke indrindra sady mbola ianao koa no mamorona feon-kira, ny olana fotsiny dia rehefa atao video ilay izy dia tsy afaka amboarina ny clé sy Tempo, manana karaoke évangelique .kar sy .kfn maromaro ihany aho ato ho an'izay mila, manomeza fotsiny adiresy mail dia ataoko anaty rar.


Finaritra,
Mba afaka mahazo an'ireto karaoke ireto ve azafady? Na koa instrumental. Misaotra indrindra dia mirary soa

-Raha sitrakao (Ny Mpitory)
-Tsy maintsy tafita (Ny Mpitory)
-Hiara-hivavaka (Rija Rasolondraibe)
-Andriamanitra ô! (Ny Mpitory)
16. manoa131 ( 28/11/2017 09:27)
Bonjour! Ato amiko misy an'ilay Hiara-hivavaka (instrumentale). Omeo ahy ny email anao dia andefasako.
17. Manou17 ( 28/11/2017 11:13)

manoa131:

Bonjour! Ato amiko misy an'ilay Hiara-hivavaka (instrumentale). Omeo ahy ny email anao dia andefasako.


Mankasitraka anao namaly :-) ! Dia misaotra ihany koa amin'ny fanampiana. Mirary soa
manants017@gmail.com
18. fetra2018 ( 24/08/2018 02:29)
Mba misy manana playback an'ilay hira hoe: "Tompo ô ! Ekeko tsotr'izao" an'i Laurent Rakotomamonjy ve azafady ?
19. fetra2018 ( 24/08/2018 02:35)
Efa mba misy manana playback na karaoke an'ilay hoe tsy maintsy tafita ve ?
20. fetra2018 ( 24/08/2018 02:35)

Manou17:


didi10:

Misaotra namana Leva2, mila fandavan-tena be mihitsy vao mahavita hira iray karaoke indrindra sady mbola ianao koa no mamorona feon-kira, ny olana fotsiny dia rehefa atao video ilay izy dia tsy afaka amboarina ny clé sy Tempo, manana karaoke évangelique .kar sy .kfn maromaro ihany aho ato ho an'izay mila, manomeza fotsiny adiresy mail dia ataoko anaty rar.


Finaritra,
Mba afaka mahazo an'ireto karaoke ireto ve azafady? Na koa instrumental. Misaotra indrindra dia mirary soa

-Raha sitrakao (Ny Mpitory)
-Tsy maintsy tafita (Ny Mpitory)
-Hiara-hivavaka (Rija Rasolondraibe)
-Andriamanitra ô! (Ny Mpitory)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077