BIZINA VITA KAJY NY AN'I TGV

1. nilex ( 08/02/2013 06:57)
Raha tsiahivina kely ny tantara ny 7fev 2009 dia i Rajoelina mihintsy no nitondra ireo olona ireo teny Antaninarenina.
1-Ny fitaka voalohany nataony dia teo @ Hotel du Louvre izy no nivily fa olona no nalefany tany.
Fa tsy izy ve no tokony hitarika ireo hatramin'ny farany.Ary jereo tsara fa tsy mba nisy voatifitra mihintsy ireo mpitarika rehetra nefa ireo no teo aloha indrindra teo.Mahagaga tokoa.


2-Ankehitriny dia mbola misy fitaka be vava koa atao amin'ireo victime 7fev satria lazaina fa mbola hotohizana 5taona ny fanampiana azy ireo.
Fa afaka manome toky izany ve izy fa mbola hanohy izany ny fitondrana ho avy eo.Sady koa moa nga anjaran'ny fanjakana izany vola izany.Izy nge no natosik'ireo olona ireo teo e,noho izany dia izy mihintsy no tokony hanampy ireo olona ireo.
Fetsy be lery fa hailiny any amin'ny fitondrana indray ilay izy dia lasa izay mpitondra manaraka eo no mahazo tsiny raha tsy manohy an'io fa izy afaka mialaala amin'izy miaraka amin'ny vola beny.

Izany rehetra izany no atao hoe bizina vita kajy :
-miverina olon-tsotra izy nefa efa miliardera
-afaka madiodio tamin'ireo ran'olona latsaka satria nahomby ny tetika.Voahilika any amin'ny olona hafa ny heloka rehetra.
-Ny tsy filatsahany koa dia nanafaka azy teo amin'ny sehatra politika izay tsy talentany mihintsy ,ary afaka koa izy amin'ireo namana rehetra izay mandrangotra azy eo amin'ny resaka politika.Lalana fotsiny ny politika.
-Izaho mino fa cinema fotsiny ireny mody tezitra teny ambohitsirohitra ireny mba hampitoniana ny sain'ny mpanaradia azy fa efa fantany mazava tsara nge fa ny cenit sy ny onu ihany no afaka manapaka ny datim-pifidianana fa tsy izy akory e araka ny tondrozotra.

-Be ny miseho mahay fa mbola be koa ny vendrana eto amin'ity tany ity ka ataon'ny olona tohatra fotsiny.
novalian'i nilex ny 15/02/2013 05:24
2. andrywui ( 08/02/2013 08:51)
Ka n'y mpanadihady iraisampirenena zao mitsy no mipaingotra ani dada amle affaire 7fev kou innn ndray e ?? Adala ve reo sy n'y Président Sud Af hikenda n'y passeport ny sasany tsy ahazo hietsiketsika fa gadra ao e , gadra milay alou prison glamany be
3. nilex ( 08/02/2013 12:20)
Aza marary andoha amin'izany fa ny accord politique eto mada ihany no mamaritra an'io.Fa tsy fantatrao nga iny hoe amnistiavana i ra8 sy rajoelina takian'ny sadc iny.Tsy maintsy tanterahana iny fa tsy misy fika io ary tsy maintsy tanterahina 100% ny tondrozotra hoy ny vondrona iraisam-pirenena ary anisan'izany ny fodian-dra8.Ny UE izao vao niteny fa miandry ny fanatanterahana ny feuille de route vao handrotraka vola hanampiana ny fifidianana.Mbola miankina amin'ny fodiandra8 daholo ny rehetra ary ireo gadra politika koa ary tsy mbola misy mivoaka.
Mbola hifankahita eto indray isika rehefa tonga ny fotoana hodiandra8 e.
4. hery ( 08/02/2013 12:27)

Ianareo ve dia mieritreritra hoe avelan'izay mpitondra manaraka eo mihainohaino fotsiny Rajoelina?

Mody mangina daholo aloha izao satria hanao fifidianana fa jereo tsara fa hisy hanatsikafona io dia tsy maintsy ho traingo eo daholo ihany ny tena fositra.

Nisy olona maro (manan-tsaina sy manan-kavana mpahay lalàna koa) voa tamin'ireny 26 janvier 2009 ireny. Fa mody mangina fotsiny izy amin'izao. Fa raha vao olona hafa no eo amin'ny fitondrana dia hiseho tsikelikely amin'izay ireo olona ireo dia ho fay Rajoelina.
5. andrywui ( 08/02/2013 12:28)
ka tribunal.vao.omaly.no.omaly.no nanameloka ndray s'y nikenda ny ppports n'y sasanyka amnistie aona ndray ary , zay zao.no.vaovao ka innn ndray ary aita volana alohan habibb ve e hohohoh aoka nilex à
6. andrywui ( 08/02/2013 12:33)
Zay toetsaina mihatsaraveletsy zay no tsy ampisy vidiny anzay .maninn raha tonga de avoka n'y tavanarosony fa avela ovina ndray ..otrzay iany le affaire 7fev io mbola ho avoka io refa amn fotoana.mapety azy sns....àvoay ze tsy mety fa iandry président iza ndray de ovina ndray .hanjavona fotsn eo ..apoay Rajoelina ra misy porofo ,, si non de ze nanao.y tsy mety de blokeo n'y pport n'y de petsa any izy
7. nilex ( 11/02/2013 05:40)
Marina mihintsy ny an'i Hery e 20/20 .Mangina aloha ny olona satria basy no arangaranga raha vao mba miteny,fa aleo ho vita eo nge ny fifidianana e.
Izao aza moa dia lazainy fa hiteraka korontana indray hono raha hahembotra io fifidianana io na hoe tsy afamadika araka izay tiany.
Ny gasy ranga tsy tia korontana izany a,ary tsy hiady izany a.Mino izany aho fa ry zalahy no hikorontana raha vao tsy mahazo toerana araka ny heritreretiny eo izy.
Hiverina indray ireny 26 janvier sy ny tariny ireny dia lazainy fa miady ny gasy nefa ry zalahy ihany ireo.Mampalahelo e.
8. andrywui ( 11/02/2013 09:02)

nilex:

Marina mihintsy ny an'i Hery e 20/20 .Mangina aloha ny olona satria basy no arangaranga raha vao mba miteny,fa aleo ho vita eo nge ny fifidianana e.
Izao aza moa dia lazainy fa hiteraka korontana indray hono raha hahembotra io fifidianana io na hoe tsy afamadika araka izay tiany.
Ny gasy ranga tsy tia korontana izany a,ary tsy hiady izany a.Mino izany aho fa ry zalahy no hikorontana raha vao tsy mahazo toerana araka ny heritreretiny eo izy.
Hiverina indray ireny 26 janvier sy ny tariny ireny dia lazainy fa miady ny gasy nefa ry zalahy ihany ireo.Mampalahelo e.


Diinnn kou ty nilex de .....eo de mody mamboamboatra eo fa hita fa ny fifidianana teto hatramzay nisy korotana fona , nisy anzany kandida tsy lany zany aza,teto de terenko lany 1er tour zany kou ..vo mandà anzay eo de namoronana réservistes = milisy = rebelles mba hamonoana zay mandà
9. nilex ( 11/02/2013 09:42)
Mety hisy korontana tokoa eto izany ady antrano ao amin'ny samy mpanohana ny tgv satria raha toa ka olona vaovao no tonga eo dia rava daholo ny tolona ary tsy misy fika intsony.Ho very daholo ny seza.Dia hisy amin'izay ny korontana satria azo ahetsika indray ireny gros bras tamin'ny 2009 sy ny tropiny ireny.
Izay no mahatonga andry zalahy hiady mafy io fifidianana solombavambahoaka io satria eo no mety ahazoana teorana fa raha vao ny filoha mantsy no tonga eo dia rava ny tsena.
Aza adino fa be korontana ireo an.Sady tsy mahay mifanara-tsaina.
10. andrywui ( 11/02/2013 09:50)
Ka tsisy samy Tim nikorotana tamn 2001 -2002. Fa Tim namorona milisy mody namboarina oe réservistes no nisy nentina namono ny Arema
11. andrywui ( 11/02/2013 09:56)
300 ny ràn'ny Malagasy no matin'i Dada taminio 2001-2002 io ....tretrika izy tamzany !!
Folo taona aty aorina nahalatsaka ràn'ny Malagasy 300 teo eo ndray izy ,ary de mbola tretrika iany

Mba misaina nilex fa tantara tsy fanadino à
Marina le tenin'i président Rajoelina tamin'ï onitiana io oe ho tsarain'n'y tantara eo fona ...io izy manjò ani dada ,nga amelan'ny G7 hikofoka eo zany ....
12. nilex ( 14/02/2013 05:40)
aza manely tsaho eto indray ry wiwi an.Vaovao taiza indray izany olona 300 maty izany ry namana.Tsy mbola nisy vaovao namoaka izany teto an.Samy ho tsarain'ny tantara eto tokoa fa aleo aloha ho vita eo ny fifidianana hanilihina ny mpomba andrajoelina dia havoaka amin'izay ny marina rehetra .Fa izany G7 izany dia olona voarebireby fotsiny izany fa tsy misy antenaina intsony.
13. andrywui ( 14/02/2013 10:29)
G7 tsisy dikany ,,?? Ok satri tsisy havanareo maty tao kou ....
Le oul 300 matin i dada 1/ détaillé ko kely tao Ambilomagodra 130 , brickaville 50 ,pont ,zafy Albert ambondromamy 100+

2/ détailleko ndray le 300 matin i dada faha2 Ambohitsorohitra !! 35 no nideclarenny dada oe maty nefa 72,no nisaina hatreny amn hopitaly ary 150 mahery nanjavona (???) Kay ze faty teny amn manodidina teny nobatain n'y miaramila niditra n'y Lapa
Mbola be no azo resahina ry akama à
14. nilex ( 15/02/2013 05:24)
Tsy hoe tsy havana fa olona ataon'ny sasany fitaovana politika fotsiny ka matimaty amin'ny tsy misy dikany.Izao ny olona notoanana hiala dia ianao izany mangaina eo.Ho hitanla amin'ny farany eo fa tsy maintsy manatsoaka ny fitoriany n av7.Resaka politika nge io ry baina sao lasa adala eo e.
Ka ra8 koa nge efa niteny mialoha fa tsy hilatsaka e,na izany aza mbola mihorohoro ny aty amin'ny tanana momba ny fiverenana.Izao ary moa miady antrano ry zalahy fa kay tsy miray hina akory fa samy be paika fotsiny.
Tsy mety raikitra mihintsy ilay hoe ny solombavambahoaka no fiadiana mialoha nefa raha vao ny filoha no fidiana mialoha dia rava tetika tanteraka ny foza diamampalahelo be.Anisan'izany ialahy ry wiwi.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1119