tena mampalaelo mafy i dada kale !!

1. andrywui ( 06/02/2013 18:42)
underline text

Afrika Atsimo – Mbola?nogiazan’ny?Fitsarana? ny?pasipaoron-dRavalomanana??

digg 0 Fanehoan-kevitra
Araka?ny?vaovao?navoa-kan’ny?Agence?France?Presse,?nivoaka?omaly,?dia?«nolavin’ ny?Fitsarana?momba?ny?lalàm-panorenana?ao?Afrika?Atsimo?ny?fangatahan’ny?Filoha?teo?aloha,?Marc?Ravalomanana,?amin’ny?hamerenana?eo?am-pelatanany?ny?pasipaorony».

«Ny?alatsinainy?4?febroary?teo?no?nivoahan’ity?fanapahan-kevitry?noraisin’ ny?Fitsarana?tao?Afrika?Atsimo?ity»,?araka?ny?voalazan’ny?Afp?ihany.?Ny?volana?novambra?2012?no?efa?nangataka?ny?famerenana?ny?pasipaorony?ny?mpanorina?ny?orinasa?Tiko?saingy?tsy?nahazo?rariny?tamin’ny?Fitsarana?tany?an-toerana.

Ny?fitoriana?napetraky?ny?fikambanan’ireo?niha-ram-boina?tamin’ny?raharaha?7?febroary?(Av7)??no?fantatra?fa?mbola?nahatonga?ny?fanagiazana?ny?pasipaoron’ ny?Filoha?teo?aloha.?Ity?farany?izay?tsy?mahazo?mivoaka?ao?Afrika?Atsimo?raha?tsy?«mahazo?alalana?manokana?avy?amin’ny?vondrona?Sadc».

Fepetra?izay?mety?hiteraka?ny?tsy?fahafahany?miverina?an-kalalahana?eto?Madaga-sikara.
novalian'i andrywui ny 12/02/2013 08:15
2. andrywui ( 06/02/2013 18:43)
fa maninn ry hery no misy point d'interogasio bedbe isaky ny mot iray a ggggrrrrr sao de sabotazy ??
3. nilex ( 08/02/2013 06:38)
Ny tena mampalahelo indrindra dia ireo niaram-boina t@ 7fev.Ny olona napetraka ity dia lasa mialdera fa ry zareo dia mitrongy vao homana ihany.Dia inona izany no mba tombony.Nolazaina fa mbola mitohy dimy taona ny fanampiana homena azy ireo.Anaovan'ny olona resabe fotsiny dia faly ery.Fa nga moa rajoelina afaka hiantoka fa ny fitondrana manaraka eo dia mbola hanohy an'io zavatra io.Olona fetsy be ilery satria ny fitondrana indray no hahazo tsiny rehefa avy eo nefa ilery no tafita.Tsy izy ve no tokony hizara vola amin'ireo olona ireo????.
Raha ho fantatr'ireo olona ireo koa moa atsy aoriana kely atsy fa hay rajoelina sy ny ekipany ihany no nitifitra ny fianakaviany dia ho kivy tanteraka ireo olona ireo.Aza mba vendrana ihany ataon'ny olona lalana fotsiny eo ianao.
4. andrywui ( 08/02/2013 08:45)
vendrana zany n'y UI sy n'y UA s'y ry Sud Aff nanao n'y ankety s'y nomba n'y G7 ka nanagiazany ny passeport nle raikalah iny ???
Fa n'y mpanao ankety Magro no tena milay ???
5. nilex ( 11/02/2013 09:51)
Fa inona moa no mahatonga ny UE sy ny UA ary ny USA mbola manasazy ireo mpitondra ankehitriny aminao.Heverinao fa tsy fantatr'ireo daholo ve ny zavatra tena nitranga teto.Maninona ry zareo no mbola manizingizina foana fa fanonganam-panjakana no nitranga teto.Tsy vendrana ny vazaha.Tsy hoe hanaovana resaka matavy akory ireo dia hino.
Aza adino fa ny famantsiambolan'ny fifidianana aza anie izao dia mbola miandry ny fanatanterahana manontolo ny tondrozotra.
Tsy miteny daholo izany ankety izany rehefa milamina ny resaka politika eto fa aza vendrana.
aza adino fa ao anatin'ny condition'ny vahiny koa ny amnistie politique.Rehefa vita izay dia foana ho azy ny fitoriana rehetra ary mody daholo ny olona any ivelany.
Mangaina eo ny G7 fa voan'ny daka ambadika.
6. andrywui ( 11/02/2013 10:03)
Eritreritr i nilex sy fanirian i nilex daolo zany ,fa tsy zay no.reel sy tena zavamisy zao ...
N'y zavamisy de zao nisy tribunal momba ani dada ndray tao Sud Aff tamn zoma de mbola nanapakevitra hanakenda n'y pport ni dada iany zareo ,sur fa mety jusk vita élection io ...n'y an n'y G7 kou ry nilex à de vitoriana sivily ..!! Donc tsy azo foanana mitsy io satri tsisy resak politika mitaingina
7. nilex ( 12/02/2013 08:07)
Aleo hiarahana mahita eo fa mety hilevimbelona mihintsy ngamba nareo rehefa miditra eto i Dada.Fa inona moa no hanizingizinann'ny mpamatsy vola hoe tsy maintsy tanterahina daholo ny andininy ao amin'ny tondrozotra.Aza adino fa ny tena principale ao dia hoe "mody i dada" ka midaboka daholo izay fitoriana any fa aza rebireben'ny olona ,ary araho tsara ny fivoaran'ny raharaha fa efa nanipy baolina koa izao androany ny fitsarana any afrika atsimo dia ho hitantsika indray ny tohiny avy eo.
Hahazo vava ratsy eto ialahy ry wiwi rehefa kelikely fa tsy mamely.Miantehitra hazo boboka.
8. andrywui ( 12/02/2013 08:13)
Aza atao anzany vava ratsy zany le boay kely ranilex ra misy fipoahana tampoka otrzany à
samy akama iany ve

Fa n'y fodian'ny dada ok e ekeko fa après élection ,,donc tsy ato.oato mitsy fa après 6 ou 7 mois any ,
Defa io kou ry G7 nga ry sadec S'y ry Ou s'y Ua oa afaka manohana n'y fitorianireo tsy ho atao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.209