Yeshoa, Yeshoua, Yehu'a, Yehoshoua, Yahoshowah, Yehoshowah, Ieshoa, Jesoa, Jesosy safidio izay tianao
41. didi10
(
27/01/2013 05:14)
hasiniony:
didi10
Yahoshua no inoako fa tsy ireo nosoratanao ireo!
Eny e! fa maninona no Yahoshoua fa tsy Yehoshoua, Yahoshowah, Yehoshowah, Ieshoa, mba hazavao azafady
42. moustaraf
(
27/01/2013 07:57)
salama daholo e!
1.
APOK 22: 3-4
Ary ny mpanompony dia hanompo azy, ka hahita ny tavany, ary ny ANARANY dia ho eo @ handriny.
Iza no anarana tianao hipetaka @ handrinao? Anarana dikan-teny ve? sa ilay original?
2.Tsy mahagaga raha very ilay anarana, araka ity efa voasoratra ity
ASA 4: 17
Fa mba tsy hielezan’izany intsony @ vahoaka dia aoka horahonantsika izy mba tsy hiteny @ izany ANARANA izany intsony na amin’iza n amin’iza.
"IO dia tena notanterahina tokoa"
3. ny tena ANARANA dia efa nomena hatramin'ny andron'ny Mpaminany, ary NAFENINA anatin'ireto toko sy andininy ireto: IZANY NO TOKONY HIANARANA MAFY NY Bokin'ny lalàna sy ny Mpaminany "Torah sy Neviym" fa IO no milaza sy manambara ny famonjena!
ISA 52:7 (ity toko ity dia fantatsika fa milaza ny fiavian'ny Mpamonjy)
Mah nanou al heharym ragleï mevaser masmiya shalom mevaser tôv masmiya Yeshu’a omer letsyôn malakh Elohaykh
=Yeshu’a milaza @ Ziona hoe Mpanjaka Elohym nao.
"TSY HO HITANAO NA AIZA NA AIZA IZANY FANAZAVANA IZANY, FA NAFENINA NY MANATSAINA..."
-Rehefa teraka izy dia izao no voalaza momba ny ANARANY:
Luc 1 :
31. Voici, tu concevras dans ta matrice et enfanteras un fils.
32. Tu crieras son nom: Iéshoua‘.
= Ve hinah harah ve yaladt ben, ve karat shemou «Yeshu’a»
AOKA TSY hoabadoina amin'ny lainga tsara lahatra izay milaza ombieny ombieny hoe: Ny Tsitoha dia tsy mijery na iza na iza no tononina fa rehefa miandrandra ny lanitra dia ekeny daholo!
TERY NY LALANA! TSY MISY SAFIDY MARO! TSY MISY ANARANA MARO!

43. moustaraf
(
27/01/2013 07:58)

44. tsitialainga
(
27/01/2013 09:55)
Nehemiah:
Tobia Amonita:
vraiment vous faites pitié mon vieux, il suffit de lire le reste des versets (depuis 17 jusqu' à la fin) pour comprendre le véritable sens. Sa mahay teny hebreo koa ianao dia tohizan-tsika ny resaka ???
Ty ary mba valio : "messir azeno mishemo"a torah gam-tephilato to"evah." "ozevey torah yehalelou rasha" veshomerey torah yitegarou vam."
Mahereza mitady diksionera ôôôôôôôô!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Vaovao ratsy ho antsika mitsamina izany : "Car je vous dis que si votre justice ne surpasse point celle des scribes et des pharisiens, vous n'entrerez pas dans le royaume des cieux (Mt. 5:20). Nefa izy ireo no tena dadany @ resaka fahamarinana avy @ Lalàna. Ka inona izany no ataonao ?
Rom. 3:20 : "Car nul ne sera justifié devant lui par les oeuvres de la loi, puisque c'est par la loi que vient la connaissance du péché."
Raha ny amiko aloha dia Gal. 2:16 : "Néanmoins, sachant que ce n'est pas par les oeuvres de la loi que l'homme est justifié, mais par la foi en Jésus Christ, nous aussi nous avons cru en Jésus Christ, afin d'étre justifiés par la foi en Christ et non par les oeuvres de la loi, parce que nulle chair ne sera justifiée par les oeuvres de la loi." ?
Où bien qu'en penses-tu ? Et essaie de ne pas laisser tes émotions prendre le dessus, s'il te plait.
Mbola tsy voavaly ilay fanontaniana tery ambony teo ôôôôôôôôôôôôôôôôô!!!!!!
Zay no mahatonga ilay hoe mba mahaiza ihany manetry tena indraindray (milaza ho mahay teny frantsay ianao dia voafetra sy manify ny fahalalànao ny baiboly) fa ................teny hebreo àry tsy nohalalininao akory kanefa miseho ho mahay mitory sy manam-pahalalàna sy manam-pinoana be ianao ka mahatonga anao hiteny hoe rava ny lalàna!
Ao anatin'ny Kitvei kodesh sy ny FANONONANA ny ANARANA TENA IZY sy ny FITANDREMANA ny TENINY SY NY DIDINY no ahitana ny TENA FAHAMARINANA sy ny FAHALALANA fa tsy tany @ Kôlejy na ny fakiolitia teolojika ramose a! Rehefa atsahatrao ny vavanao tsy hanambara intsony fa rava ny lalàna ka omeny ny FANAHINY ianao (ILAY TENA IZY fa tsy ilay mody miteniteny tsy fantatra sy mametrapetra-tànana) dia hisokatra tanteraka ny sainao sy ny fahalalànao,(plus que les pharysiens et les scribes) satria io FANAHINY TENA IZY io no HAHAZOANAO mi-dépasse ny FAHAMARINAN'ny fariseo sy ny mpanora-dalàna nambaranao.
Tandremo àry miseho ho mpitaingi-tsoavaly KALAZA kanefa vao lasely fotsiny no anananao fa tsy hampihetsika anao lasely sy lamboridy.
Rehefa tsy mety hianatra ny lehibe dia mba ampianaro ihany ny ankizy ny TENIN-DRAZANA fa TSY FRANTSAY NO RAZANAO fa HEBREO.
45. didi10
(
27/01/2013 18:33)
moustaraf:
salama daholo e!
1.
APOK 22: 3-4
Ary ny mpanompony dia hanompo azy, ka hahita ny tavany, ary ny ANARANY dia ho eo @ handriny.
Iza no anarana tianao hipetaka @ handrinao? Anarana dikan-teny ve? sa ilay original?
2.Tsy mahagaga raha very ilay anarana, araka ity efa voasoratra ity
ASA 4: 17
Fa mba tsy hielezan’izany intsony @ vahoaka dia aoka horahonantsika izy mba tsy hiteny @ izany ANARANA izany intsony na amin’iza n amin’iza.
"IO dia tena notanterahina tokoa"
3. ny tena ANARANA dia efa nomena hatramin'ny andron'ny Mpaminany, ary NAFENINA anatin'ireto toko sy andininy ireto: IZANY NO TOKONY HIANARANA MAFY NY Bokin'ny lalàna sy ny Mpaminany "Torah sy Neviym" fa IO no milaza sy manambara ny famonjena!
ISA 52:7 (ity toko ity dia fantatsika fa milaza ny fiavian'ny Mpamonjy)
Mah nanou al heharym ragleï mevaser masmiya shalom mevaser tôv masmiya Yeshu’a omer letsyôn malakh Elohaykh
=Yeshu’a milaza @ Ziona hoe Mpanjaka Elohym nao.
"TSY HO HITANAO NA AIZA NA AIZA IZANY FANAZAVANA IZANY, FA NAFENINA NY MANATSAINA..."
-Rehefa teraka izy dia izao no voalaza momba ny ANARANY:
Luc 1 :
31. Voici, tu concevras dans ta matrice et enfanteras un fils.
32. Tu crieras son nom: Iéshoua‘.
= Ve hinah harah ve yaladt ben, ve karat shemou «Yeshu’a»
AOKA TSY hoabadoina amin'ny lainga tsara lahatra izay milaza ombieny ombieny hoe: Ny Tsitoha dia tsy mijery na iza na iza no tononina fa rehefa miandrandra ny lanitra dia ekeny daholo!
TERY NY LALANA! TSY MISY SAFIDY MARO! TSY MISY ANARANA MARO!
Ny namana moustaraf koa ato izao manizingizina fa Yeshu'a ny tena izy, mahagaga fa tsy misy mety mamaly ianareo rehefa anontaniako hoe fa maninona no lazainareo fa diso ireto hafa ireto?
Yeshoa, Yeshoua, Yehu'a, Yehoshoua, Yahoshowah, Yehoshowah, Ieshoa
46. Nehemiah
(
28/01/2013 13:04)
tsitialainga:
Mbola tsy voavaly ilay fanontaniana tery ambony teo ôôôôôôôôôôôôôôôôô!!!!!!
Zay no mahatonga ilay hoe mba mahaiza ihany manetry tena indraindray (milaza ho mahay teny frantsay ianao dia voafetra sy manify ny fahalalànao ny baiboly) fa ................teny hebreo àry tsy nohalalininao akory kanefa miseho ho mahay mitory sy manam-pahalalàna sy manam-pinoana be ianao ka mahatonga anao hiteny hoe rava ny lalàna!
Ao anatin'ny Kitvei kodesh sy ny FANONONANA ny ANARANA TENA IZY sy ny FITANDREMANA ny TENINY SY NY DIDINY no ahitana ny TENA FAHAMARINANA sy ny FAHALALANA fa tsy tany @ Kôlejy na ny fakiolitia teolojika ramose a! Rehefa atsahatrao ny vavanao tsy hanambara intsony fa rava ny lalàna ka omeny ny FANAHINY ianao (ILAY TENA IZY fa tsy ilay mody miteniteny tsy fantatra sy mametrapetra-tànana) dia hisokatra tanteraka ny sainao sy ny fahalalànao,(plus que les pharysiens et les scribes) satria io FANAHINY TENA IZY io no HAHAZOANAO mi-dépasse ny FAHAMARINAN'ny fariseo sy ny mpanora-dalàna nambaranao.
Tandremo àry miseho ho mpitaingi-tsoavaly KALAZA kanefa vao lasely fotsiny no anananao fa tsy hampihetsika anao lasely sy lamboridy.
Rehefa tsy mety hianatra ny lehibe dia mba ampianaro ihany ny ankizy ny TENIN-DRAZANA fa TSY FRANTSAY NO RAZANAO fa HEBREO.
lol.
Tsy manana valiny hendry ho an'ny fanontaniana adaladala aho.
Lany andro fotsiny izany aho nangataka anao mba hahafehy ny fihetseham-ponao ?
1 Kor. 8:1 : "Ny fahalalana mampieboebo; fa ny fitiavana no mampandroso."
Mahay teny hebreo ianao (raha tena teny hebreo tokoa) fa izay no zava-dehibe iray mbola tsy anananao.
47. tsitialainga
(
28/01/2013 15:00)

Tsy mahagaga fa efa novinaniako ilay valiny fa tsy ho voavalinao dia lazaina fa adaladala!
Afaka tonga dia miteny mihitsy anie ianao fa izaho no adala e! Ary tena faly aho satria tanteraka amiko @ zay ilay 1Kor1/27.
Tsy fihetseham-po fa fahasarotam-piaro @ FAHAMARINANA no avoitra e!
48. Nehemiah
(
28/01/2013 15:06)
Tsy dia hoe "adala" loatra fa manao toetran-jaza miala sakana ny tena marina.
49. hajandri
(
06/02/2013 12:41)
Misy de mampe sy be adihevitra fotsiny !
Ny fanonona azy fotsiny no samihafa de eo ny sasany de hoe zahay no voavonjy!
Kou maninn ra tsy miteny gasy tsony fa tonga de teny hebreo sy ze teny ahavonjy anareo any ifampiresahana eto!!
Sur zao fa ra reo anarana hafahafa (Yeshoua,....) rehetra reo no tonga taloha teto! de nisy tonga niteny kou taty aorina oe tsizy zany fa Jesoa no izy !!! LOL

50. Miharena
(
07/02/2013 15:53)
Amiko indra yizay rehetra niady hevitra teo dia tafiditra tamin'ny ohatra momba an'i Babela. Samy miatrika asa iray ihany izy rehetra fa raha vao tsy nitovy ny teny dia rava ilay asa.
Ka sao dia tsy hita ilay tena IZY fa lasa mifampanontany fotsiny eo isika ry zareo a!
RAha tena zohina tanteraka anie ny fomba fiadian-kevitra mivoitra eto amin'ity forum ity sy ny mipoitra ihany koa any anaty haino aman-jery rehetra any ka tsy misy mitondra fiononana na dia iray aza e!
Ka asa hoe rehefa rahoviana vao afaka izany rehetra izany?
Amiko dia rehefa mangina daholo ary manary izay heveriny fa marina, dia eo vao manomboka ny fanavaozana, dia eo vao azo antoka fa hisy ny fahamarinana.