Fa ALAHADY sa ASABOTSY no tena andro fivavahana e?
21. Nehemiah
(
22/01/2013 07:12)
Tsy ho hainao mihitsy ny tena dikan'ny fahafahana raha mbola manandevo ny tenanao an'izay aloka sy tandindona t@ Testamenta Taloha ianao ka inianao tsy azo ny tena dikan'ny Mt. 5:17, ry RBNIR
22. Nehemiah
(
22/01/2013 07:21)
RBNIR:
Ho an'ireo izay havanana amin'ny teny frantsay kosa
Heb.4:4-9
4 Car il a parlé quelque part ainsi du septième jour : Et Dieu se reposa de toutes ses oeuvres le septième jour.
5 Et ici encore : Ils n'entreront pas dans mon repos !
6 Or, puisqu'il est encore réservé à quelques-uns d'y entrer, et que ceux à qui d'abord la promesse a été faite n'y sont pas entrés à cause de leur désobéissance,
7 Dieu fixe de nouveau un jour-aujourd'hui-en disant dans David si longtemps après, comme il est dit plus haut : Aujourd'hui, si vous entendez sa voix, N'endurcissez pas vos coeurs.
8 Car, si Josué leur eût donné le repos, il ne parlerait pas après cela d'un autre jour.
9 Il y a donc un repos de sabbat réservé au peuple de Dieu.
Mba vakio kely moa ny rohy napetrako t@ voalohandohan'ny lohahevitra ary miezaha ianao farafaharatsiny hamantatra ny eritreritry ny olona resahinao, fa tsy haharesy lahatra an'iza na iza ny fandraisanao an-tendrony ny Heb. 4.
23. toriteny
(
22/01/2013 07:51)
RBNIR:
Fanampiny namana isany,
Ilay voalaza ao amin'ny hebreo dia tena ilay andro fahafito mihitsy no tsindrina ao : vakio ny Heb.4:4 (dikateny DIEM) http://www.nybaibolydiem.com/2013/search.html?book=68
Izay koa no valiteniko mikasika ny fanekena vaovao ry namana nehemiah sy tefigasy .
Hoy Paoly : « Koa mahafoana ny lalàna amin'ny finoana va isika? Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna isika. » (Rom.3:31).
Ary hoy kosa i Jesosy Tompo « Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Mat.5:17)
Ny Tompo anie hanazava ny sain'ny tsi11.
Samia ho tahin'ny Tompo e,
Fanontaniako kely fotsiny: Ianao ve Kristianina? Fa raha ny teny hambaranao aloha hatreto dia mampalahelo fa tsy kristianina ianao satria ny fampianaran'i Kristy iray manontolo no làvinao. Ary tsy mbola tonga ao aminao ny FAmonjena ka tsy ho voavonjy ianao. Nefa anie ianao miezaka mihazakazaka ihany fa miazakazaka ny hazakazaka ratsy.
24. toriteny
(
22/01/2013 07:55)
toriteny:

Miverena fa mbola fotoany izao ary mila olona toa anao Jesosy fa raiso Izy dia maneke hahitsy fa marina é ho very ianao raha tsy manana an'i Jesosy. Ho anao ity tori-teny ity.
http://forum.serasera.org/forum/message/m50ec1cbc03d3a
25. RBNIR
(
22/01/2013 08:10)
Jao.20:19 "niangona ny mpianatra noho ny fahatahorany ny jiosy (fa tsy noho ny maha didin'Andriamanitra azy),
Samia ho tahin'ny Tompo e,
Samia ho tahin'ny Tompo e,
26. toriteny
(
22/01/2013 08:13)
RBNIR:
Jao.20:19 "niangona ny mpianatra noho ny fahatahorany ny jiosy (fa tsy noho ny maha didin'Andriamanitra azy),
Samia ho tahin'ny Tompo e,
:) vakio tsara aloha é!!
27. RBNIR
(
22/01/2013 08:17)
Aleo entina eto mihitsy e,
« Ary rehefa harivan'ilay andro voalohany amin'ny herinandro, raha voarindrina ny varavaran'izay niangonan'ny mpianatra, noho ny fahatahorany ny Jiosy, dia tonga Jesosy ka nitsangana teo afovoany, dia nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo. » (Jao.20:19)

28. Nehemiah
(
22/01/2013 08:23)
Dia mbola noho ny fahatahorana ve ny fivoriana isak'Alahady lazain'i Paoly @ 1 Kor. 16:2, ry RBNIR ?
29. RBNIR
(
22/01/2013 09:13)
toriteny:
Araho tsara ary ny fampianarana momba ny sabata. Tena ho lava izy ity fa hiezaka aho ny hanazava fa misy zavatra tsy fantatrao mihitsy ny momba ny sabata ary mampiteniteny foana
anao ilay izy rehefa tsy fantatra
1)Tsy sabata akory ny andro fahafito nitsaharan'Andriamanitra ao amin'ny Genesisy
Tsy sabata (7eme jour de la semaine)akory ny andro fahafito nitsaharan'Andriamanitra ao
amin'ny Genesisy fa fanisan'andron'Andriamanitra ny ao amin'ny genesisy: période sur plusieurs années fa tsy 24h fanisan'andron'olombelona.Porofon'izany jour faha 4 Izy vao namorona ny masoandro sy ny volana ho famantarana ny andro sy ny volan'olombelona. Dia
inona izany ny namantarany sy nikontiany andro tamin'ny andro voalohany--->faha 4?
Izy anefa avy eo tsy niteny hoe dia nihova fikotian'andro Andriamanitra ka lasa 24 h amin'izay
nanomboka ny andro faha 4 ny namoronany izao tontolo izao ka 24 h taty aorian'ny masoandro
sy ny volana Izy namorona ny biby, 48h taty aoriana namorona ny olombelona dia 72 h taty
aoriana nitsahatra. FA mitovy tamin'ny nitenenany ny andro 1 ka hatramin'ny faha 4 ny nilazany ny andro hafa.
Ary période tsy mitovy halavana ireo andro 7 ireo.Ary tsindriko eto fa adama sy ny taranany hatreo amin'i JAkoba tsy nasaina nitandrina ny andro sabata. Tsy hoe izany ny fitsaharan'Andriamanitra no nanaovana sy nitandremana ary anto-pisian'ny sabata fa ny
zanak'Israely naditra tsy nivavaka tamin'Andriamanitra no nanomezana ny sabata ho
anisan'ny didy folo tao Sinay ary tany vao no-considérer na ho jour de la semaine ny jour
famoronana izao tontolo izao ka ny 7eme jour no sabata.
Zavatra important tokony hotsindriana eto amin'ny andro fahafito nitsaharan'A/tra ity dia
izao: taorian'ny Periode namoronan'A/tra ny olombelona dia tsy nisy zavatra noforonina
intsony dia niditra tamin'ny andro fitsaharana Andriamanitra ary tsy nisy 8eme jour
intsony avy eo. Dikan'izany: après période namoronana ny olombelona->fiafaran'izao
tontolo izao no 7eme jour voalaza ao amin'ny Genesisy. Raha tsorina izany dia izao période
hiainantsika izao no andro fitsaharan'Andriamanitra, izao no andro fahafito notahiany.
2)Sabata nasaina notandremana niaraka tamin'ny didy folo
Ao amin'ny Eksodosy 20:8-11 "Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasina azy .Henemana no
hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra .Fa Sabatan'i Jehovah Andriamanitrao ny
andro fahafito; koa aza manao raharaha akory ianao amin'izany , na ny zanakao lahy , na ny
zanakao-vavy , na ny ankizy lahinao , na ny ankizy vavinao na ny biby fiompinao , na ny
vahininao izay tafiditra eo ambavahadinao"
Tena nasaina notandremana ny sabata ary tena andro fahafito (sabotsy) io sabatan'ny didy
folo io.
Fa izao anie ry olona é. Rehefa nanota anie ny olombelona dia tsy nisy nahazo sitraka
tamin'Andriamanitra afa tsy ny taranak'i Jakoba, zanak'Isaka, zanak'i Abrahama ihany no
nofidian'Andriamanitra ho vonjena sy nampanantenainy ny tany Kanana e!!!!. Ny taranak'Esao
rahalahin'i JAkoba aza tsy norarahin'Andriamanitra (nefa Esao lahimatoa) satria JAkoba
irery ihany, tamin'ny nitsofan-drainy rano azy rehefa ho faty Isaka(Gen28), no ni-hériter ilay
faneken'Andriamanitra sy Abrahama .
Ny firenena rehetra izany tsy ni-compte sy tsy nisy valeur tamin'Andriamanitra afa tsy ny
zanak'Israely irery ihany ary ny didy folo dia natokana ho an'ny zanak'Israely rehefa navoaka avy tao Egypta ry zareo ka nandeha nankany amin'ny tany nampanantenain'i Jehovah azy. Tsy ho an'ny Egyptiana, tsy ho an'ireo firenena maro be ao amin'ny genesisy 36 ireo fa ho an'ny zanak'Israely irery ihany. Noho izany raha tsy manana ràn'i JAkoba ianao tsy nahazo nanantena fitia teo imason'Andriamanitra tany amin'ny TESTAMENTA TALOHA fa tsy ho anao ny didy folo fa na dia ny taranak'Esao, zanak'i Abrahama, rahalahin'i JAkoba aza hoa tsy nanana anjara tamin'izany didy folo izany. TAny amin'ny Testamenta taloha hoy aho satria "Ny lalàna sy ny mpaminany dia hatramin'i JAona (Mpanao batisa)ihany; ary hatramin'izay (nanomboka teo) no efa nitoriana ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra" Lio16:16
Rehefa nitsangana tamin'ny maty Jesosy vao nanana anjara tamin'ny fitiavana sy ny
famonjen'Andriamanitra ny hafa firenena ankoatran'ny zanak'Israely ka nitenenan'i Jesosy
ny mpianany ao amin'ny MAt 28:19 hoe mandehana ka ataovy mpianatra ny firenena rehetra. hoe gal3:28 Tsy misy intsony na Jiosy na Grika,fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy
3)Fa maninona no mivavaka alahady
Andriamanitra raha namorona izao tontolo izao, efa hitantsika teo, fa vita ny asany ny andro 6 vao nitsahatra Izy (miasa vao mitsahatra) Tahaka izany koa Kristy: Vao niteny Izy teo amin'ny hazo fijaliana hoe "vita" dia voapetraka ny fondement, ny fototry ny fahariana vaovao ary rehefa nitsangana tamin'ny maty Izy vao tanteraka sy toa ny fahariana vaovao dia ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao (Jerosalema vaovao) ary dia nitsahatra Izy (miasa vao mitsahatra).
Ary isiaka izay miara hombohina aminy sy miara mitsangana aminy no miara mitsahatra aminy. Izay andro nitsaharan'i Kristy izay no andro fitsaharantsika koa ary satria tamin'ny andro nitsanganany no andro nanomboka nitsaharany sy hahazoantsika izay mino mandova ny tany vaovao sy lanitra vaovao, izay andro voalohany tamin'ny herin'andro, dia izay no noraisin'ny Kristianina taty aoriana (Kristianina hoy aho fa tsy ny pape tsindriko manokana izay ary ho porofoiko aminao atsy ambany)ho andro fitsaharana ka natokana hiangonana.
Hebreo4:3 Fa isiaka izay nino (an'i Jesosy Kristy nitsangana tamin'ny maty io) no miditra
amin'izany fitsaharana izany. And 10: Fa izay niditra tao amin'ny fitsaharany, dia Izy koa
no nitsahatra tamin'ny asany, tahaka an'Andriamanitra tamin'ny Azy
Ny sabata anefa dia mijanona sabata (sabotsy) fa tsy hoe novain'ny kristianina alahady ny
sabata ka lasa alahady no andro fahafito.
4)Tsy ny pape araka ny noteneninao no nampivavaka ny olona tamin'ny andro alahady ka
hoe izay mivavaka amin'ny andro alahady dia mahazo ny mariky ny bibidia
Tsy ny amperora Constantin no nampivavaka VOALOHANY ny olona amin'ny andro alahady fa ny fiangonana voalohany (321 ans avant Constantin), ny mpianatry ny Tompo no nanova ny andro hiangonana ho alahady fa tsy Sabata intsony
-Jao20:19: "ary rehefa harivan'ilay andro voalohany amin'ny herinandro, raha
voarindrina ny varavaran'izay niangonan'ny mpianatra, noho ny fahatahorana ny Jiosy, dia
tonga Jesosy ka nitsangana teo afovoany, dia nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo."
RAha Jesosy izay Tompon'ny sabata (Lio6:5; MAr2: 28; mat12:8) aza tsy manamavo azy ireo na nanenjika azy hoe nahazo tompokasen'ny dragona nefa Jesosy no handringana sy hiady ny
dragona ao amin'ny Apokalypsy iray manontolo dia ianareo indray ve no hiteny hoe manaraka
ny dragona izay mivavaka alahady? VAo maika aza hoy Jesosy hoe: Fiadanana ho anareo.
-JAo20:26 havaloana taty aoriana (alahady andro voalohany, ny alahady manaraka no andro fahavalo )niverina niangona indray ny mpianatra nefa tsy nanebateba azy
ihany koa Jesosy fa mbola hoy Izy hoe : fiadanana ho anareo.
-Asa20: 6-7 5 andro Paoly tany Filipy nefa ny andro voalohany ihany izy no
niangona namaky ny mofo.
Fehiny
gal3:23:"Fa fony tsy mbola tonga ny finoana dia voambina tao ambany lalàna isiaka ka voahivy amin'ny finoana izay efa haseho aty aoriana" RAha mbola tsy tonga Jesosy dia tena
natao notandremana ny lalàna ary voafehin'ny lalàna ny zanak'Israely, anisan'izany ny
fitandremana ny andro sabata. Fa ny tao amin'ny lalàna anie rey olona ka izay manota tonga
dia maty avokoa é, tsy misy marimaritra hiraisana ao amin'ny lalàna. Nefa kosa efa nisolo
toerana antsika Jesosy ka no-payer ny fahafatesana tokony ho sedraintsika ao anaty lalàna
dia tsy manana fahefana ao amintsika intsony ny lalàna. Matoa ianao mbola lalàna (na lalàna iray monja aza) no mifehy ny fiainanao dia miteny ianao izany fa tsy nisy dikany ny nahafatesan'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana satria nisy lalàna mbola manankery ka mbola mahafaty olona. Fa fahasoavana no hiainantsika ao amin'i Kristy fa tsy lalàna intsony: "FA fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra"Efe2:8 "Dia tafasaraka amin'i Kristy ianareo na iza na iza izay mitady hohamarinina amin'ny lalàna; efa niala tamin'ny fahasoavana ianareo" Gal 5:4
"Fa ny lalàna dia nomena tamin'ny alalan'i Mosesy; fa ny fahasoavana sy ny fahamarinana kosa dia tonga tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy" JAo1:17
Tsisy fiangonana kely sy lehibe izany
Rehefa miangona dia miangona fa tsy hoe misy fiangonana kely cellule de prière dia azo atao na tsy sabata aza ary misy fiangonana lehibe izay tsy atao raha tsy sabata. Rehefa miantso ny anaran'Andriamanitra ianao, rehefa midera ianao ka + de 2 ianareo no ao dia efa fiangonana izay.
Fa ny tsy fantatrao koa anie ka tsy nivavaka tamin'ny sabata intsony ny mpanatra rehefa maty Jesosy ka nitsangana é! fa tamin'ny alahady amin'izay fa tsy hoe nivavaka izy ireo ny sabata dia nivavaka ny alahady dia nivavaka ny alatsinainy sy ny andro hafa.
Ary matoa PAoly tany Filipo tena nanapaka ny mofo dia tena fotoam-pivavahana toy ny natao ny andro sabata no nataony. Toy izany koa maninona ary ny mpianany tao amin'ny JAona 20:19 no niafina sy natahotra ny Jiosy? Satria natahotra izy ireo fa sao dia tenenin'i Jiosy hoe tsy manaja ny andro sabata satria tena fivavahana fanao tamin'ny andro sabata no nataony fa raha tsy izany, raha cellule de prière fotsiny no nataony, tsy hatahotra izy. Sady tsy misy mihitsy ny ao amin'ny baiboly izany cellule de prière izany ka hoe misy fiangonana non officiel dia misy fiangonana officiel
Mbola faly misera hatrany, efa nisy ny fitandremana ny andro fahafito talohan'ny nanomezana ny didy folo.
Araho ny rohy namana, http://forum.serasera.org/forum/message/m4f586746519b2#m5022388d4b644
Andro fahafito = sabatan'i Jehovah = ilay andro tany ambohalohany ihany.
Raha mbola tsy nisy ny "soratra" dia efa nasaina tandremana ireo didy ary tena efa nisy ny lalàna, ary taty aoriana dia nosoratana izany didy izany.
Samia ho tahin'ny Tompo e,
30. toriteny
(
22/01/2013 09:13)
RBNIR:
Aleo entina eto mihitsy e,
« Ary rehefa harivan'ilay andro voalohany amin'ny herinandro, raha voarindrina ny varavaran'izay niangonan'ny mpianatra, noho ny fahatahorany ny Jiosy, dia tonga Jesosy ka nitsangana teo afovoany, dia nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo. » (Jao.20:19)
Tsy nivavaka izy ireo noho ny fahatahorana ny Jiosy araka izay lazainao fa narindrina ny varavarana noho ny fahatahorana ny Jiosy. Izay no noteneniko aminao hoe vakio tsara aloha.
31. RBNIR
(
22/01/2013 09:17)
Izaho koa tsy niteny hoe nivavaka izy namana, fa ny namantsika moa no nitondra io teto satria io no teny entiny hilazana fa alahady fa tsy Sabotsy no tena andro fivavahana,
32. toriteny
(
22/01/2013 09:39)

Rehefa tsy misy ao anaty baiboly ry RBNIR dia aza forcer na ho hisy ao a!!! Tsy adala akory Andriamanitra ka hoe hadinony fotsiny ny nanoratra azy é fa efa noteneniko an'i Adama ihany ilay ilay izy é fa ilay mpanoratra no tsy nahatonga hafatra nefa génération de Adam->Abraham tsisy nasainy nitandrina ny andro sabata daholo.
Ny hafatra sy ny fananarana nataon'Andriamanitra tamin'i Adama hatrany amboalohany anie ka voarakitra an-tsoratra daholo é fa raha araka ny nolazainao hoe tsy nisy ny soratra tokony tsy tafam-pita taty amintsika ny Teniny rehetra fa tsy hoe ny sasany tafampita ihany fa ny hafa tsy tafampita. Ary ahoana koa moa no hitenenanao hoe nisy tsy tafasoratra? Fa angaha ianao présent tamin'ny nitenenan'Andriamanitra azy?
33. toriteny
(
22/01/2013 09:49)
RBNIR:
Izaho koa tsy niteny hoe nivavaka izy namana, fa ny namantsika moa no nitondra io teto satria io no teny entiny hilazana fa alahady fa tsy Sabotsy no tena andro fivavahana,
:) Izay ve sisa no havalinao azy? Tsy hamaly intsony ary aho efa tsy misy Tenin'Andriamanitra havalinao ahy intsony é. Efa niteny taminao aho fa diso io lalanao io, ianao anefa mbola minia mandeha any ihany angamba kosa tsy voahadina amiko intsony ny rànao any am-parany any. Fa ho hitantsika eo any hoe iza no ho voavonjy ary iza no ho any amin'ny afo-be.
34. RBNIR
(
22/01/2013 09:51)
toriteny:
Rehefa tsy misy ao anaty baiboly ry RBNIR dia aza forcer na ho hisy ao a!!! Tsy adala akory Andriamanitra ka hoe hadinony fotsiny ny nanoratra azy é fa efa noteneniko an'i Adama ihany ilay ilay izy é fa ilay mpanoratra no tsy nahatonga hafatra nefa génération de Adam->Abraham tsisy nasainy nitandrina ny andro sabata daholo.
Ny hafatra sy ny fananarana nataon'Andriamanitra tamin'i Adama hatrany amboalohany anie ka voarakitra an-tsoratra daholo é fa raha araka ny nolazainao hoe tsy nisy ny soratra tokony tsy tafam-pita taty amintsika ny Teniny rehetra fa tsy hoe ny sasany tafampita ihany fa ny hafa tsy tafampita. Ary ahoana koa moa no hitenenanao hoe nisy tsy tafasoratra? Fa angaha ianao présent tamin'ny nitenenan'Andriamanitra azy?
Misy toko sy andininy ao fa namana no tsy namaky tsara,
35. didi10
(
22/01/2013 09:52)
Faly miarahaba anao Rahalahy RBNIR, aleo ampiako ianao fa ifandrombahan'ireto mpanota tsy manana ny lalàna ireto.
Isaia 58, 13-14
13 Raha miaro ny tongotrao amin'ny Sabata ianao
ka tsy manao izay tianao amin'ny androko masina,
ary manao ny Sabata hoe Fahafinaretana,
ary ny nohamasinin'i Jehovah hoe mendrika hohajaina,
ka manome voninahitra azy*
ary tsy mandeha amin'ny lalanao,
na manao izay tianao,
na miteniteny foana, [Na: Azy]
14 Dia hiravoravo amin'i Jehovah ianao,
ary hasandratro ao amin'ny havoana amin'ny tany ianao,
sy hofahanako amin'ny lovan'i Jakoba rainao;
Fa ny vavan'i Jehovah no efa niteny.
Hebreo 4;8
8 Fa raha Josoa no nanome azy fitsaharana, dia tsy mba ho nilaza andro hafa Izy tao aorian'izany. 9 Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an'ny olon'Andriamanitra. 10 Fa izay niditra tao amin'ny fitsaharany, dia Izy koa no nitsahatra tamin'ny asany, tahaka an'Andriamanitra tamin'ny Azy. 11 Koa aoka isika hazoto hiditra amin'izany fitsaharana izany, fandrao hisy olona latsaka amin'ny tsi-finoana tahaka izany koa.
Averiko indray fa tsy noho ny amin'ny lalàna ny hanaovana fivoriam-bavaka Sabata fa andro tsy niova io nanomboka tamin'ny fahariana ka hatramin'izao.

36. toriteny
(
22/01/2013 09:58)
didi10:

Fa fitsaharan'iza aloha io teneinao ao amin'ny Hebreo 4: 8 io é? Vakio hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany ny hebreo 4 io, hatramin'ny voalohany indrindra indrindra fa tsy fitsaharan'Andriamanitra io fa fitsaharan'ny Jesosy Kristy.
ooops hay mou za tsy mamaly intsony. Azafady :)
37. Tefigasy
(
22/01/2013 10:08)
didi10:
Faly miarahaba anao Rahalahy RBNIR, aleo ampiako ianao fa ifandrombahan'ireto mpanota tsy manana ny lalàna ireto.
Tadidiko tampoka ity tenin'i Kristy ity raha namaky ny hafatr'ity fariseo iray eto ity aho:
Lio 18 : 11-12 Ilay Fariseo nitsangana ka nivavaka nitokana hoe : Andriamanitra ô , misaotra Anao aho fa tsy mba tahaka ny olona sasany , izay mpanao ankeriny , tsy marina , mpijangajanga , na tahaka io mpamory hetra io aza . Mifady indroa isan-kerinandro aho , mandoa ny fahafolon-karena amin'izay azoko rehetra aho ." ....
Marina noho ny rehetra ianao ry fariseo "didi10" sy "RBNIR"! Saingy izao no didim-pitsarana hoe :
Lio 18 : 14 "fa izay rehetra manandra-tena no hahetry , ary izay rehetra manetry tena no hasandratra ."
Ary hoy ny Tompo mamarana azy hoe :
Jao 1 : 5 "Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina ; fa ny maizina tsy nandray azy ".
38. RBNIR
(
22/01/2013 10:44)
Tefigasy:

Namana didi10, mafana fo ianao saingy lanjalanjao ihany ny teny satria marina ny an'i Tefigasy,
Fizarana, fahampafantarana ary fampianarana no atao fa na izaho koa aza mba tsy nahalala taloha,
Alaviro ny fitsarana,
Samia ho tahin'ny Tomp daholo e,
39. Nehemiah
(
22/01/2013 12:20)
didi10:
Faly miarahaba anao Rahalahy RBNIR, aleo ampiako ianao fa ifandrombahan'ireto mpanota tsy manana ny lalàna ireto.
Izay foana no itenenako anao hoe miezaka mitandrina ny lalàna ianao nefa dikainao ny Lev. 19:18. Ny 1 Kor 13 no mamintina tsara ny tiako tenenina.
Tsy hitanao fa ny tenanao sy i Jesoa Kristy ihany no alainao baraka @'ity toetranao ity ?
40. Andry2013
(
23/01/2013 07:17)
tsitialainga:
Betsaka ny misalasala @ tena andro marina natokana hivavahana @ ilay MPAHARY ny Lanitra sy ny tany fa inona no tena azo antoka fa ahatongavana any @ Fanajakan'ny Lanitra?
Raha araka ny voalazan’ny Baiboly , nanomboka tamin’nyTestamenta Vaovao izany hoe ny Fanekena vaovao, ny andro manonkana ho an’ny Kristianina izay hiangonana sy hankalazana ny famakiana ny mofo dia ny andro voalohany amin’ny herinandro izay andro nitsanganan’i Jesoa Kristy ho velona izany hoe ny Andro Alahady. (ohatr'izany koa ohatra ny resaka Paka : taloha ny Paka (Jody) dia midika ho fankalazana ny fafahafahana tamin'ny fanandevozana avy tany Ejipta ho an'ny vahoaka Jody fa nanomboka tamin'ny Fanekem-pihavanana vaovao ny Paka (Kristianina) dia fankalazana ny fahafahana tamin'ny fanandevozan'ny fahotana izay mifandray tamin'ny fitsanganan'i Jesoa Kristy tamin'ny maty izay andro alahady). Ao amin'ny Asan'ny Apostoly dia misy toko sy andininy milaza mazava fa Andro Alahady no nataon'ny Kristianina hiagonana sy hamakiana ny mofo:
« Ary tamin’ny Andro Voalohany amin’ny Herinandro, rehefa niangona hamaky mofo izahay , Paoly nitory teny… » (Asan’ny Apostoly 20,7)