Hafatry ny anjely fahatelo

21. RBNIR ( 13/02/2013 05:25)
Nehemiah:


RBNIR:

Ny tanjon'i satana hoy aho averiko indray : mba tsy ho tian'Andriamanitra ny olona ka ho betsaka dia ho betsaka tokoa ny ho very.

Ka i Andriamanitra anie fitiavana. Izay no toetrany. Rehefa hitsiry nify ny akoho voa misy olona na zavamananaina halany.


Faly miarahaba namana,

Fahadisoankevitra izany namako, satria raha izany no tena marina dia tsy nilaina nitory an'ireto akory i Jesosy Kristy Tompo,
« Ary ireo dia hiala ho any amin'ny fampijaliana mandrakizay; fa ny marina ho any amin'ny fiainana mandrakizay. » (Mat.25:46)
« Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy. » (Apok.20:15)

Mahereza dia samia ho tahin'ny Tompo e,



22. Nehemiah ( 13/02/2013 06:17)
Azoko an-tsaina ny tianao tenenina, fa tokony tsikarintsika kosa fa tsy fankahalàna no anaovan'i Andriamanitra an'izany fa fitiavana ! Eny tompoko, omeny izay zavatra notadiaviny ny olona izay ninia tsy nandray an'i Jesoa Kristy ho Tompo : toerana tsy misy Azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2186