mikonokonona FIVORIANA FOPLA any ..

1. andrywui ( 07/12/2012 01:05)
miaraka amin'ny SADEKY any ry Dada de IRAY andro mialoha hono ny olona vao mody hanaovana petaglasy oe ndao mba hanatrika fampihaonana ry ngah roa a !!!
tsssshh koa raha tsy voatavo ny olona na itoeran'ny satroka fotsiny otrandry milamm ka hanatrika anzany petatoko zany !! vitao any nenareo fa aleo ny olona hikarakara fifidianana ampahatoniana ry zareo voky ronon antavy a (efa hitandry sadec fa ronono anaty PO io de mbola sotroina ihany )
novalian'i andrywui ny 10/12/2012 08:21
2. pizza ( 07/12/2012 08:00)
masiaka mihintsy anie enao zany e! ny ahy zao io fety be @ 11 dsambra io no andrasako

3. ramafidaka ( 07/12/2012 10:25)
Esy e Ra andry e!! sambatra nareo faly amin'ny fahoriam-bahoaka eto ; maty efa betsaka noho ny halatra sy famonoan'olona ny tsy an'asa mitombo! Nareo nefa mandondrano an-tsokosoko ny harem-pirenena. Eny e; zakanareo ny alehon'ny gasy e!! Tsy maintsy hivaly amin 'ny taranakareo zao refa tsy aminareo e!!!
4. ramafidaka ( 07/12/2012 10:32)
Esy e Ra andry e!! sambatra nareo faly amin'ny fahoriam-bahoaka eto ; maty efa betsaka noho ny halatra sy famonoan'olona ny tsy an'asa mitombo! Nareo nefa manondrana an-tsokosoko ny harem-pirenena. Eny e; zakanareo ny alehon'ny gasy e!! Tsy maintsy hivaly amin 'ny taranakareo zao refa tsy aminareo e!!!
5. andrywui ( 07/12/2012 10:52)

ramafidaka:

Esy e Ra andry e!! sambatra nareo faly amin'ny fahoriam-bahoaka eto ; maty efa betsaka noho ny halatra sy famonoan'olona ny tsy an'asa mitombo! Nareo nefa manondrana an-tsokosoko ny harem-pirenena. Eny e; zakanareo ny alehon'ny gasy e!! Tsy maintsy hivaly amin 'ny taranakareo zao refa tsy aminareo e!!!

O ramafidaka à miresaka anle fivoriana nokonokononin dry dada s'y n'y sadeky ah de refa masaky ry lerony tsara any amzay n'y fikafika rehetra de iray andro mialoha amzay vao natsoina i Rajoelina oe misy fivoriana apanaovinay sadeky rapitso à , zany ve tsy mametraka anle olona ao anaty poubelle letie , de mazava oazy fa tsy hande n'y olona e ,
Zay n'y resako ramafidaka fa tsisy resaka fifalina n'a fahoriana mitsy teo à , mitatitra fotsiny ah ozy zoky hery zay
6. misratana ( 07/12/2012 11:44)
resaka siligoma ny an'ny zanak'adala e, miteny A enao de miteny B zareo, efa tena mivadika marina ny atidohandry lerony, MIANTSO TODY ANDROMAN'ALINA FOANA E
7. andrywui ( 08/12/2012 09:22)
Ka le Tody atsoindry lerony kou ane ry misratana de mahagaga fa mifotitra amndry lerony daholo iany e , jereo ary kou. N'y volabe nentin'i dada nitsoaka ty ngamba lany fa toa tsy de nisy fizarambola be tsony zao fa de voanjo no zaraina eny , n'y patalou rovitra daholo tsisy mpanolo ,i dada nantenaina Ho avy toa tsisy fika tsony ,n'y pasiporony aza nokendaindry sud Af any , miantso Tody nefa todiany honhononhon
8. locl ( 08/12/2012 11:47)
Tairo ra wui a! Rehefa tonga eo Ravalo vao mivara-mainty nareo sy akolita n'la !!!!hihihih
9. andrywui ( 08/12/2012 23:04)
ka aiza ze pasiporo idirany eo ary ?
10. ramafidaka ( 10/12/2012 06:27)

misratana:

resaka siligoma ny an'ny zanak'adala e, miteny A enao de miteny B zareo, efa tena mivadika marina ny atidohandry lerony, MIANTSO TODY ANDROMAN'ALINA FOANA E

Zao e; manaova fety lo nareo @ fitokanana colesuim; fitokanana kianja manara-penitra e!! aza adino manome vary mora hoan 'ny le tsy ampy fialamboly hanatrika fa olona naoan reo efa mora vidiana kely e!! De hitantsika eo ra afaka ilatsaka i boyau kely ;ra tsy milatsaka dada e!! henoy tsara ny baikon'ny Communauté internationale ary.
11. ramafidaka ( 10/12/2012 06:34)

12. andrywui ( 10/12/2012 08:21)
Fa innn ndray ary no olana amn oul s'y mpitondra eto Mcar ??afaka miditra ane i dada e fa miditra aradalana à , mila manana pasiporo ...

De aona??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1138