hevi-teny

1. Sarvadananda ( 27/11/2012 04:42)
Salama daholo ry namana aby! misy teny tsy hay de mametraka fanontaniana : inona ny dikan'ny tenyhoe "sambara" misaotra indrindra
novalian'i hery ny 27/11/2012 07:46
2. hery ( 27/11/2012 07:46)
Salama

Mety ho arakaraky ny fehezan-teny fa ny sambara dia avy amin'ny teny hoe sambatra. Ny dikany dia firariana ny olona iray ho sambatra.

Toy ny hoe

Velona => Veloma
Sambatra => Sambara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.169