salama daholo e , mitady musiciens eto ile de france na paris fa misy eglise mampiasa instrument complet (efa complet ny matos ao ) mitady musiciens ( rehefa instrument de musique de mety daholo).
bassiste , soliste , saxephoniste ,guitariste acoustique ,batteur,percussioniste ...etc à vent rehetra ) eto a montreuil 93000 raha mety aminao de alefaso amin'ity ny valiny terryandry33@yahoo.fr
-tsisy resaka karama akory fa fitoriana sy asan'Andriamanitra no ataonareo ao a !!
-- ny andinindininy resahana rehefa miaona amin'ny mpiahy ny chorale ao hianao
Merci tamin'ireo namana tonga s'y namaly e , de mbola ialana tsiny ho an'ireo maro tsy voaray ry zalah fa mbola be n'y any afara .
Afaka mifampianatra s'y mifanoro eny foana isika amin musique fa hatreo alou zany no tapaka. Misaotra antanandroa ry zalah ,mankatelina daholo e