Fampidirana sary eto amin'ny forum
1. hery
(
07/10/2012 20:29)
Araka ny hitanareo dia misy fampidirana sary tsotra dia tsotra eto amin'ny forum ho an'izay mampiditra lahatsoratra misy sary.
Eo ambanin'ny fanoratana dia misy fampidirana sary. Raha ohatra ka tsy miseho ny fampidirana sary dia tsy mety ampidirana sary izany amin'ny ordinatera-nao.
Ito ohatra.
Eo ambanin'ny fanoratana dia misy fampidirana sary. Raha ohatra ka tsy miseho ny fampidirana sary dia tsy mety ampidirana sary izany amin'ny ordinatera-nao.
Ito ohatra.
novalian'i mirananirina ny 08/10/2012 12:41


