FJKM TSY mankasitraka sy manenjika Fifohazam-panahy Lehibe ao Amparafaravola

21. Mamytiana ( 28/08/2012 19:29)
sitlo:

Izay mino izany dia mahatsapa sy miaina izany.
Izay mino izany dia lasa miteny amin'ny teny tsy fantatra sy isehoan'i Jesosy? Alaivo sary ary hoe.
Na ny FJKM aza tsy mino ny teneninareo koa izaho aty indray andeha hivaky loha. Rehefa hitanareo any Amparafaravola hono izany ilay fanahy lehibe dia salut hono hoe hoy sitl.

AZA MIVAKY LOHA araka ny teninao re ry sitlo a! izay hahavonjy ny fanahinao no ataovy masaka tsara! dia toy izany koa izahay!
John Smith e , mormon e, ..., izay ilay teneniko anao ry sitlo hoe hainao tsara ny mampitovy ny mainty amin' ny fotsy ary ny Masina amin' ny tsy Masina!

Dia hoe :

Rehefa hitanareo any Amparafaravola hono izany ilay fanahy lehibe dia salut hono hoe hoy sitl.

>> ka na ny maty tokoa aza no hitsangana amin' ny anaran' i Jesosy dia ianao dia tsy hino foana, ka dia lavo hatrany e, aza mivaky loha hatramin' ny farany e, dia rehefa hitanao koa ry lucifer sy ny tariny dia mapamangy hono hoe hoy ry Mamytiana fa ry zareo hono hoe efa an' i Jesosy!
22. sitlo ( 28/08/2012 19:54)
Ny finoanareo no misy an'izany lucifer sy famonjena fanahy izany fa tsy ny ahy mihitsy. Ianareo no fadiranovana amin'izay ka mahita an'izao sy itsy.
Eo fa atao salut lery raha sendra hitako.
Hitako eto mihitsy izao fa handeha hivavaka hoe misehoa aminay fa zary ihomehezan'ny olona izahay. Haha
Fa ianareo kristianina marina izany tsy afaka manao ny tsara raha tsy ifoazan'ny fanahy lehibe?
23. zazamaroroka ( 29/08/2012 04:41)

Mamytiana:

Mahagaga ihany bainina ty fifohazam-panahy ti an, taiza nareo hatramzai, zao ve vo oe misy an'zany, aminzai hoe henenika anzao tontolo zao, nareo ary nefa tsy kobo mitsy aminzan hoe fitoriana teny zany, ny mpino ao aminareo to tsy mba mitory zan akory, ny fahagagana ataonareo ve no hoe fifohazam-panahy, tsy aleo ve ny marary any amin'ny hopitaly no sitranina raha tena mahay nareo, efa akaiky ny farany ve vo mahita habobo kozina nareo, saingy io le hoe hisy mpaminany sandoka any am-parany any fa mitandrema, zan lucifer zany zao d'efa fampitahorana ny maro fotsiny, zai na tsy mahay bible aza mba kopy ihany fa tsy vera.
24. Mamytiana ( 29/08/2012 05:25)
sitlo:

Ny finoanareo no misy an'izany lucifer sy famonjena fanahy izany fa tsy ny ahy mihitsy. Ianareo no fadiranovana amin'izay ka mahita an'izao sy itsy.
Eo fa atao salut lery raha sendra hitako.
Hitako eto mihitsy izao fa handeha hivavaka hoe misehoa aminay fa zary ihomehezan'ny olona izahay. Haha
Fa ianareo kristianina marina izany tsy afaka manao ny tsara raha tsy ifoazan'ny fanahy lehibe?

Fadiranovana ahoana ar! nataoko ihany ny tsy hihomehy fa tena...!
ie d tsy ho salut fotsiny ihany lou ny ifanaovanareo rehefa hitanao izy raha izany fahavitrihanao te hahita azy izany!
Zahay kristianina ry sé matahotra an' Andriamanitra a! ianareo jentilisa olon' izao tontolo izao tsy te hahalala Azy kosa dia tsy misy hantenaina ny amin' ny fanahinareo fa ianao ary ty manamafy mihitsy hoe "ny finoanareo no misy an'izany famonjena fanahy izany fa tsy ny ahy mihitsy." Tongava aminao araka izay irin' ny fonao ry sitlo a !
Hatrizay namohanao hevitra teto, ( tilikambo, voron-dolo, Hitler, John smith, ...sns ampiadinao resaka...) d diso fihevitra foana isé ty, ... eto ndray d hoe"hivavaka ny mba hisehoan' izany aminao"... hihihihihi!!! tsy nisy ary tsy hisy re zany re sitlo a!
Ny iriko fotsiny na dia tsy ilainao aza , dia ny mba Ilay tsy inoanao sy tsy atahoranao hamindra fo anao anie
Sur ar e!
25. Mamytiana ( 29/08/2012 05:42)
zazamaroroka

"taiza nareo hatramzai, zao ve vo oe misy an'zany...efa akaiky ny farany ve vo mahita habobo kozina nareo"

Teo fona zahay fa nievaeva tsy te hahalala toa anao izao. Isaoranay ny Tompo ary tena mankasitraka Azy tanteraka na dia aty amin' ny farany aza!
Fa izay renay sy fantatray kosa amin' izao "efa akaiky ny farany" izao, na dia ho iray minitra monja aza sisa, dia ambaranay, satria izay no sitraky ny Tomponay Jesosy Kristy! Mandray ianao tsara , tsy mandray ianao barakay!
okay zazamaroroka!
26. sitlo ( 29/08/2012 06:12)
Hita taratra amin'izao izany ireo karazan'olona ao. Ary azo tsoahina amin'izay ny tsy ankasitrahan'ny FJKM azy.
Fahitana marivo tototra ka ahelin'ny akoho tokan'anaka.

Teny Antanimena koa ilay nisy pastera hoe miresaka mivantana amin'i Jesosy. Dia hoe asaina miboridana daholo ny olona rehetra ao ampiangonana satria ny fitafiana sy ny henatra dia vokatry ny fahotana.

Dia tsy neken'ny FJKM koa ilay izy.
27. Miharena ( 29/08/2012 06:52)
Mba tsy hifamaliana teny dia mba azontsika zaraina ve ilay hafatra sy resaka ataon'i Kristy amin'ny mpino tsirairay ao Amparafaravola?

Ataoko fa io ihany no mahavaly izay fanontaniana misafotofoto mipongatra eo amin'ny tsirairay na mandà izy na manaiky.
28. RBNIR ( 30/08/2012 09:41)
rohy mety hahasoa sy hamonjy anao mangetaheta ny fahamarinana:

http://forum.serasera.org/forum/message/m503f2fbd49a0d

Samia ho tahin'ny Tompo daholo
29. sunday ( 30/08/2012 14:35)
sitl!

Tsy ny FJKM Amparafaravola no torinay eto na ny FJKM no tsy tianay fa ny asany izay asehony ao amin'io fiangonany io.

Ary raha mba fantatrao ny fitiavan'Andriamanitra anao io, dia tsy hiteny an'ireny zavatra ireny ianao. Matoa tafaresaka aminay amin'ity forum ity ianao dia tsy tongatonga ho azy, fa tena tian'Andriamanitra ianao hitodika sy hanaiky Azy.

Ilay ambarako aminao eto dia tsy ilay Andriamanitra mampatahotra izay lazainao teo aloha fa Ilay Andriamanitra Mpamorona izao rehetra izao, Andriamanitra fitiavana ary nirahiny izahay hanambara ny fahamarinana aminao fa raha manohy io làlanao io ianao dia ho very.

Kanefa ianao dia manana ny fahafahanao izay nomen'Andriamanitra anao, Izy tsy hanery anao satria ianao dia nomeny ny "libre arbitre".

Mety mandeha sy mety ary milamina tsara ny fiainanao androany sy rahampitso fa ny mandrakizay anao tsy fantatrao ny ho tohiny.

Ianao dia tiany foana na tsy manaiky Azy aza. Tahian'i Jesosy ianao.
30. Mamytiana ( 31/08/2012 07:57)

sitlo:

Hita taratra amin'izao izany ireo karazan'olona ao. Ary azo tsoahina amin'izay ny tsy ankasitrahan'ny FJKM azy.
Fahitana marivo tototra ka ahelin'ny akoho tokan'anaka.

Teny Antanimena koa ilay nisy pastera hoe miresaka mivantana amin'i Jesosy. Dia hoe asaina miboridana daholo ny olona rehetra ao ampiangonana satria ny fitafiana sy ny henatra dia vokatry ny fahotana.

Dia tsy neken'ny FJKM koa ilay izy.

Hitanao izany ry sitlo ! ny anao dia ny mampitovy mafy ny mainty amin' ny fotsy, ny madio amin'ny maloto, ny maizina amin'ny mazava... nefa tsy arakao akory ny à gauche sy à droite amin' ity finoana ity sy ny tena marina misy fa dia ny INTOX sy ny tsy mari-pototra ny iainanao hatrany hatrany; ka ampitovianao ny sion-dresaka henonao tetsy sy teroa amin' ty, izay tsy hainao akory tsy hitanao akory fa dia tsy te hahalala tsotra izao ianao satria efa borné @ tsy finoana ngah!

Mahereza fa ny Tompo tia anao foana na dia ianao aza tsy mila azy ary tsy mino ny famonjeny. Tahian' Tompo sitlo a!
31. RBNIR ( 31/08/2012 09:44)
RBNIR

Faly miarahaba sy manasa ny namana rehetra,

Fandaharana ao @ TN TV UHF 471.25 anio alina amin'ny 8h 30.

Samia ho tahin'ny Tomp namana,

Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Raha tsy nahita ianao dia mbola afaka mijery ny alahady 02-09-2012 ho avy izao ao amin'io télé io ihany fa amin'ny 1ora tolakandro fandaharana tsiambara3,

Samia ho tahin'ny Tompo,
32. radadatoa ( 27/03/2014 05:05)
namaky d nandinika d nijery ny zvmis marna tany antoerana za, n tsapako d malagas marna tsika, sad tsmahay miad hvtr no
33. radadatoa ( 27/03/2014 05:09)
andevozin tsaho, mba jereo any antoeran aloa fa zan no olo_kendr,ar ts t@ ranaval 1 zao ka anenjika fivavahana, saing ty
34. radadatoa ( 27/03/2014 05:14)
no torohevtr: ndeha mba izaha fa mbola ts tara isik ar aza mteny rats n Fanahy Masina fa ts zakan'olb ny vokany fa na
35. radadatoa ( 27/03/2014 05:19)
lay ol az d matsap ny fitotongn fiainany,@14avr zao mis fet ao d tongava@TOBYFILAMATRA maka aimpanahy s ibebak am Jesosy
36. vahiny2004 ( 27/03/2014 08:41)

Tsy avocat n'i stilo aho fa ohatry ny azoko ny tiany ambara : ilay extrêmisme eo @ mpivavaka malagasy no hitako tiany havoitra , izay iombonako hevitra aminy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0424