Inona no tena hamantarana fa tena Kristianina marina ny olona na fiangonana iray ?
41. jojo3t
(
02/08/2012 03:59)
didi10:Tsara rehefa tsapanao hoe ny fitoriana no zava-dehibe fa tsy variana amin'ny zavatra hafa, ary mba tsy hivoana amin'ny lohahevitra dia aleo hiverenako kely le hoe inona no tena hamantarana ny tena kristianina? Mahatafiditra ireto fanontaniana ireto zany, miampy io sary io ambony io :
jojo3t:
Malahelo aho namana milaza aminao fa tsy voavalinao ny fanontaniana, mbola i Jesosy mpanalalana amin'ny Ray foana no omenao fa tsy izy natao ivavahana, efa notanterina foana tsy ny fiantsoana an'i Jesosy hoe Tompo na Andriamanitra no olana fa ny toerany amin'ny vavaka mihitsy, nemana grady izy, ary manaiky azy ny firenena rehetra ary na nandohalika teo antrehany ary ny rehetra, dia tsy milaza mihitsy izy fa izy no ivavahana, ary na ahoana na ahoana dia mifanohitra amin'ny teniny rehetra ao amin'ny baiboly ny hoe mivavaka aminy, tsy voavaly mihitsy namana ilay fanontaniana.
Efa fantatro ka, efa haiko fa tsy ho resy lahatra ianao.
Fitoriana ihany no ataoko satria izay no nanirahana ahy, fampahalala ihany no anjarako fa sarotra hoy aho ny mikiky izany fampianarana napetraka tamin'ny vy mahamay (Tim I 4,2)izany.
Andriamanitra ihany no tompon'ny fanapahan-kevitra na hiantso anao Izy na tsia satria tsy misy mahay manatona an'i jesosy raha tsy notaomin'Andriamanitra (Jaona 6,44).
Iza no tena manaraka ny modely nomen'i Jesosy, raha ny amin'ny fitoriana?
Iza no tena manaraka ny tenin'i Jesosy, dia ny modelim-bavaka nomeny?
Iza no tena manaraka ny fampitandreman'i Jesosy, ny amin'ny fitondratena?
Saintsaino tsara ireo fanontaniana ireo, ary voavaly mazava ao amin'ny baiboly daholo na modely ho amin'ny fitoriana, na ny momba ny vavaka, na ny fitondratena ? Ka ataovy ary ny fikarohana, dia mandiniha avy eo hoe, manaraka izany voalazan'ny baiboly zany ve enao sy ny fiangonana misy anao? Izay no hamantaranao amin'ny saina tsy miangatra raha tena Kristiana enao na tsia.
42. didi10
(
02/08/2012 06:59)
Aleo aloha ianao torahako voninkazo kely
Marina fa modely ianareo amin'ny:
- Fitondran-tena
- fahazotoana mivavaka sy mampianatra
- fitoriana
Fa hoy Jesosy rehefa niresaka tamin'ilay lehilahy te hanaraka Azy:
Mark 10,16
19 Fantatrao ny didy hoe: "Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga,"Aza manambaka, "Manajà ny rainao sy ny reninao" (Eks.20.12-17] 20 Ary hoy izy taminy: Mpampianatra ô, izany rehetra izany efa notandremako hatry ny fony aho mbola kely.
21 Ary Jesosy nijery azy tsara, dia tia azy ka nanao taminy hoe: Diso zavatra iray loha hianao; mandehana; amidio izay rehetra anananao ka omeo ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra hianao; ary avia hanaraka Ahy. 22 Dia nanjombona tery ny tarehiny tamin'izany teny izany, ka niala tamin'alahelo izy, satria nanana harena be.
Io no tena "faiblesse" nareo TJ mihevitra fa manan-karena be ianareo amin'ny fahalalana an'Andriamanitra, amin'ny làlana, sy ny asan'Andriamanitra kanefa malahelo aho milaza aminao fa natao ho anareo ity teny ity.
14 Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Laodikia:
Izao no lazain'ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan'izao zavatra noharin'Andriamanitra izao: 15 Fantatro ny asanao, fa tsy mangatsiaka na mafana hianao; aleo ho mangatsiaka na ho mafana hianao. 16 Fa satria matimaty hianao ka tsy mafana na mangatsiaka, dia efa haloan'ny vavako hianao; 17 fa hoy hianao: Manan-karena sy efa nihary fananana be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa hianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba ary mitanjaka; 18 dia manoro hevitra anao Aho hividy amiko volamena voadio tamin'ny afo, mba hanan-karena hianao, ary fitafiana fotsy hotafinao, mba tsy hisehoan'ny henatrao noho ny fitanjahana, ary odi-maso hahosotrao ny masonao mba hahiratanao. 19 Izay rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa hianao, ka mibebaha. 20 Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandòndòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.
21 Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fiandrianany. 22 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana.
Mitanjaka ianareo satria tsy mitafy an'i Jesosy Kristy Tompo
Jamba ianareo satria efa voapetaky ny vy mahamay ny fisainanareo
Mijoro eo ivalan'ny fonareo fiangonanareo Jesosy satria ianareo tsy mety manaiky Azy ho Tompo sy mpamonjy ny fiainanareo.
Mibebaha, henoy ny feon'i Jesosy fa te hiditra ao aminao Izy ary ianao ao aminy.

43. jojo3t
(
02/08/2012 07:18)
didi10:Tsotra sy tsy lava no hamaliako anao namana, tsy haiko hoe inona no dikan'ny hoe mandray an'i Jesosy ho mpamonjy, izay dia manaraka ny teniny, ny modeliny, manaja ny toerany, ary mino ny sorom-panavotana nataony, ary mandray azy ho mpanelanelana, ka tsy haiko hoe, ilay tsy mivavaka amin'i Jesosy ve no antony hitenanao izany, tsy efa resaka aller retour be ve zany namana, efa nohazavaina sy nohamarinina tamin'ny andininy maro teto, saingy tsy mba novakianao mihitsy, hany ka miverina foana.
Aleo aloha ianao torahako voninkazo kely
Marina fa modely ianareo amin'ny:
- Fitondran-tena
- fahazotoana mivavaka sy mampianatra
- fitoriana
Fa hoy Jesosy rehefa niresaka tamin'ilay lehilahy te hanaraka Azy:
Mark 10,16
19 Fantatrao ny didy hoe: "Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga,"Aza manambaka, "Manajà ny rainao sy ny reninao" (Eks.20.12-17] 20 Ary hoy izy taminy: Mpampianatra ô, izany rehetra izany efa notandremako hatry ny fony aho mbola kely.
21 Ary Jesosy nijery azy tsara, dia tia azy ka nanao taminy hoe: Diso zavatra iray loha hianao; mandehana; amidio izay rehetra anananao ka omeo ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra hianao; ary avia hanaraka Ahy. 22 Dia nanjombona tery ny tarehiny tamin'izany teny izany, ka niala tamin'alahelo izy, satria nanana harena be.
Io no tena "faiblesse" nareo TJ mihevitra fa manan-karena be ianareo amin'ny fahalalana an'Andriamanitra, amin'ny làlana, sy ny asan'Andriamanitra kanefa malahelo aho milaza aminao fa natao ho anareo ity teny ity.
14 Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Laodikia:
Izao no lazain'ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan'izao zavatra noharin'Andriamanitra izao: 15 Fantatro ny asanao, fa tsy mangatsiaka na mafana hianao; aleo ho mangatsiaka na ho mafana hianao. 16 Fa satria matimaty hianao ka tsy mafana na mangatsiaka, dia efa haloan'ny vavako hianao; 17 fa hoy hianao: Manan-karena sy efa nihary fananana be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa hianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba ary mitanjaka; 18 dia manoro hevitra anao Aho hividy amiko volamena voadio tamin'ny afo, mba hanan-karena hianao, ary fitafiana fotsy hotafinao, mba tsy hisehoan'ny henatrao noho ny fitanjahana, ary odi-maso hahosotrao ny masonao mba hahiratanao. 19 Izay rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa hianao, ka mibebaha. 20 Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandòndòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.
21 Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fiandrianany. 22 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana.
Mitanjaka ianareo satria tsy mitafy an'i Jesosy Kristy Tompo
Jamba ianareo satria efa voapetaky ny vy mahamay ny fisainanareo
Mijoro eo ivalan'ny fonareo fiangonanareo Jesosy satria ianareo tsy mety manaiky Azy ho Tompo sy mpamonjy ny fiainanareo.
Mibebaha, henoy ny feon'i Jesosy fa te hiditra ao aminao Izy ary ianao ao aminy.
44. didi10
(
02/08/2012 07:29)
Sarotra be ho anao ve ny miteny hoe:
Mamindrà fo amiko Jesosy
Tiako ianao Jesosy
omeo promotion aho amin'ny asako Jesosy
Miankohoka amin'ny anaranao aho Jesosy.
Mamindrà fo amiko Jesosy
Tiako ianao Jesosy
omeo promotion aho amin'ny asako Jesosy
Miankohoka amin'ny anaranao aho Jesosy.
45. jojo3t
(
02/08/2012 07:35)
Miombin-kevitra be aminao ny tenako amin'ilay hoe tia an'i Jesosy, raha tia an'i Jesosy nefa enao, dia tokony hanaraka ny teniny sy ny torolalany mahakasika ny Rainy, Amin'ny Rainy no hasaina mangataka famindram-po isika, fa i Jesosy no mitatitra izany amin'ny maha-panalalana azy, na i Jesosy aza nilaza tamin'ny Satana mba hiankohoka sy hanompo an'ilay Andriamanitra tokana sady marina.
46. leva2
(
06/08/2012 12:05)

Velona Jesosy!
Somary ahitsiko kely angamba ilay loha-hevitra hoe iza no tena mpanara-dia an'i Kristy?
Raha ny marina mantsy tsy hoe "mpanaradia an'i Kristy" fotsny ihany akory no atao hoe tena kristiana fa olona manana an'i Kristy, mandray an'i Kristy, "possedé par le Christ par le biais du Saint-Esprit", "avori le Christ" et non pas seulement "connaitre".
Miteny ny baiboly ny maha-tokana an'Andriamanitra, ary tena marina izany fa porofoin'ny tenin'i Jesosy hoe "izaho sy ny Ray dia iray ihany". Ny olana mantsy anie namana jojo3t dia ny fomba fijerinareo ny personnalité an'i Jesosy Kristy sy Jehovah Ray izay faritanareo araka ny fijerin'olombelona fotsiny ihany, hany ka tsy takatrareo ny mistery lalina fonosin'ny teny hoe : Izaho sy ny Ray dia iray ihany.
Eo indrindra isika izao nanama. Zavatra telo ihany amin'ireo mistery marobe ao anaty baiboly no horesahako eto, saingy tsy hampaninona ahy ny hitsimpona azy rehetra raha izay no haha-resy lahatra anao.
1- Momba ny Fanahy Masina :
- Sady ambara ao amin'ny baiboly ny hoe "Fanahin'i Jehovah" : "Ny Fanahin’Andriamanitra no efa nanao ahy, Ary ny fofonain’ny Tsitoha no mamelona ahy" Joba 33/04, "Ary izahay dia vavolombelon’izany zavatra izany, ary ny Fanahy Masina koa, Izay efa nomen’Andriamanitra ny manaiky Azy" Asa 05/32.
- No sady voateny matetika koa ny hoe "Fanahin'i Kristy" : "Ary satria zanaka hianareo, dia nirahin’Andriamanitra ho ato am-pontsika ny Fanahin’ny Zanany, miantso hoe: Aba, Ray ô" Gal 04/06. Sy ny hoe :" Fa hianareo tsy ao amin’ny nofo, fa ao amin’ny Fanahy, raha ny Fanahin’Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin’i Kristy dia tsy Azy izy" Rom 08/09.
- Voalaza mazava nefa fa iray ihany ny Fanahy anaovana batisa, ary amin'ny alalan'izany Fanahy Masina izany ho hiasany sy hitoerany ary hanjakany ao anatin'ny olony :" mazoto mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy amin’ny fehim-pihavanana. Iray ny tena, ary iray ny Fanahy, dia toy ny niantsoana anareo ho amin’ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo" Efe04/04.
Raha atao ny tsoak'hevitra izany dia Fanahin'i Jehovah na Fanahin'i Kristy dia iray ihany, porofoin'ny hoe :"Andriamanitra dia Fanahy" Jao 04/24.
2- Momba ny Seza fiandrianany : ao anaty baiboly, fa indrindra ao amin'ny bokin'ny Apokalipsy dia tsy mahita mihitsy ianao hoe misy seza karazany roa ao ny an'ny Zanak'ondry sy Andriamanitra Tsitoha. Raiso anie ny baiboly teny frantsay , fa ny teny gasy moa tsy ahafahana manavaka ny pluriel sy singulier, dia ho hitanao :
Ap 22:1 Et il me montra un fleuve d’eau de la vie, limpide comme du cristal, qui sortait du trône de Dieu et de l’agneau.
Ap 22:3 Il n’y aura plus d’anathème. Le trône de Dieu et de l’agneau sera dans la ville; ses serviteurs le serviront.
Ny fanontaniako dia hoe : olona roa samy hafa ve dia afaka hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana iray? ny valiny dia: TSIA. Fa misy olona maro koa eo akaikin'Andriamanitra fa jereo ity :
Apo 4/4 Ary manodidina ilay seza fiandrianana iray dia nisy seza fiandrianana efatra amby roa-polo; ary teo ambonin’ireo seza fiandrianana ireo dia nisy loholona efatra amby roa-polo nipetraka, nitafy fitafiana fotsy sady nisatroka satroboninahitra volamena.
Dia avelako ianao no hanao ny tsoa-kevitra namana jojo3t.
3- Iza no ilay "Alpha sy Omega, Fiandohana sy Fiafarana"? Jereo ireto andinin-teny ireto ary angatahiko mihitsy mba hamarininao ao amin'ny baibolinao :
- Ilazana an'Andriamanitra Ray io famaritana io :
Isa 44/06 IZAO no lazain’i Jehovah, Mpanjakan’ny Isiraely, Dia Jehovah, Tompon’ny maro, Mpanavotra azy: Izaho no voalohany, ary Izaho no farany: Ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.
Apo 01/08 Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha..
- Ho gaga ve ianao raha ilazako hoe Jesosy Kristy koa miteny an'io :
Apo 01/17-18 Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan’ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin’ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany, dia Ilay velona; efa maty Aho, nefa, indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin’ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita.
Apo 22/12-13 Indro, avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany. Izaho no Alfa sy Omega, ny Voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana Eto dia tsara raha vakiana mihitsy ny contexte iray manontolo manomboka amin'ny Apo 22/06-16 fa miresaka ny fiavian'i Kristy indray izy io.
Dia haka tsoa-kevitra isika amin'ny fanontaniana hoe : Ny mpianatry ny Tompo ve afaka hiteny hoe "Izaho no alfa sy omega, fiandohana sy fiafarana" satria iray ihany ao amin'ny Tompo izy ireo? TSIA namako, ary sady tsy deraina no tsy ankalazaina, tsy iankohofana sady tsy ivavahana ny mpianatry ny Tompo.
Fehiny, namana jojo3t sy izay mamaky : tsy diso akory raha Jehovah no ivavahana fa atao amin'ny anaran'i Jesosy izany, ary marina, rariny sy hitsiny ihany koa raha atao amin'i Jesosy mivantana izany, toy ireo vahoaka marobe fahiny (sy mandrak'ankehitriny) nivavaka sy nangataka tamin'i Jesosy ny hotahiany, ny hositraniny, ny ho afahany amin'ny herin'ilay ratsy; toy ireo anjely marobe any andanitra midera sy mankalaza ary manome voninahitra ny Zanak'ondry.
Toheriko noho izany ny filazanareo Temoins de Jehovah fa ianareo ihany no tena kristiana fa ianareo indrindra aza no mampisalasala raha jerena amin'ny fampianarana raisinareo. Ary mampalehelo raha olona fatra-pikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra toa anao ry jojo3t no ho diso lalana noho ny fampianaran-diso.
Mahereza namana!
47. niryna
(
06/08/2012 22:24)
Tefigasy:aleloia. ka io no nolazaiko foana hoe tsy ho tonga amin'ny fitoriana izany raha mbola eto satria miziriziry amin'ny fampianarana nomena azy ny sasany.Misaotra anao fa ireo dia anisany ohatra hiziriziriandry zareo- ny hafa hoy aho sy sabotsy sy ny henankisoa,ny hafa dia ny akanjo sy ny tsy fanaovana izao sy izao.Tsy fantatry ny olona fa rehefa tonga any an-danitra ny olona iray dia tsy misy ilaina avokoa izany na koa hoe tsy nandeha niangona ny sabotsy hianao ka tsy tafiditra.Ny tena mampatahotra dia ny fampianaran-diso izay mianaka erak'izao tontolo izao ary efa azy avokoa ny olona izay tsy mandalina ny fivavahana satria efa tonga anie ilay mpanohitra e,na mino an'i kristy ho Atra na tsy mino Azy dia manohitra Azy izany sa ahoana?
jojo3t:
Marihiko amin'ny namana tefigasy aloha fa ny baiboly dia tsy azo hovaina, fa ny fandikan-tenin'ny tontolo vao2 dia mazava kokoa mba ahazoan'ny saram-bambem-bahoaka azy, ary ny andininy nomeko teto dia isan-karazany mba hanaporofoana fa iray ihany ny baiboly, fa dikan-teny baiboly katolika no tena betsaka nampiasaina teto.
Aza afenipenina fa mazava be fa baiboly sandoka ny ""la traduction du nouveau monde " e. Omeko andalan-tsoratra ao anatin'io baiboly sandoka io ianao izay novaina tanteraka mba hanamarihana ny fotokevitr'ilay gourou mpitarika anareo ao izay FM :
Baiboly kristianina : Jaona 1:1 "Tamin’ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin’Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra."
La traduction du nouveau monde : Jaona 1:1 "Tamin’ny voalohany dia teo ny Teny, ary ny Teny tao amin’Andriamanitra, ary ny Teny dia andriamanitra iray."
Natao io fanovana io mba hanohanan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny fandavany ny maha-Andriamanitra an’i Jesosy.
Baiboly kristianina : Kolosiana 1:16 "Fa tao Aminy no nahariana ny zavatra rehetra … Izy no nahariana ny zavatra rehetra, sady ho Azy izany."
La traduction du nouveau monde : Kolosiana 1:16 "satria tamin’ny alalany no nahariana ny zavatra (hafa) rehetra … Nohariana tamin’ny alalany ny zavatra (hafa) rehetra, ary ho Azy."
Nampiana ilay teny hoe "hafa," izay nanjary nandiso ny tena heviny, mba hanohanana ilay fampianaran-dison’ny Vavolombelon’i Jehovah milaza fa anjely noforonina iJesosy.
Baiboly kristianina : Hebreo 1:8 "Fa ny Zanaka kosa dia nilazany hoe: Ny seza fiandriananao Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria."
La traduction du nouveau monde : Hebreo 1:8 "Fa ny firesahany ny amin’ny Zanaka kosa dia manao hoe: Andriamanitra no seza fiandriananao mandrakizay doria."
Nampifamadihan’ny Fikambanan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny toeran’ny teny hany ka nanjary lasa diso ny heviny, mba hanafenana fa antsoina hoe Andriamanitra i Jesosy (Zanaka).
Tsy ho tapitra ity page ity raha ambarako eto daholo ireo teny rehetra novaina netin'ilay gourou-anareo mba handravana ny tena fivavahana kristianina !
mbola ho avy indray aza ny hoe ny dadan'ialahy ihany ve ny zanak'ialahy ooops.
Rereaka be eo hianao fa tsy aharesy dohika azy ireo ,mivavaha fotsiny mba hino an'i kristy ho Atra velona izy ireo indray andro any.Moramora ho an'ny tsy mpino mantsy no mino an'i kristy toy izay izay efa voasasa ny lohany ka mino ny fampianarana diso.
Ny tanjona tadiavintsika anefa dia ny fizarana fa kristiana isika,tsy ny fiangonana no mahavonjy,tsy ny fampianaran'i pasitera no mahavonjy,tsy ny fiangonana sabotsy na alahady no mahavonjy NY FINOANA FA ATRA VELONA KRISTY,TENY TONGA NOFO,IZY NO NAHARIANA IZAO TONTOLO IZAO,IZY SY NY RAY DIA IRAY IHANY teny voasoratra ao anaty baiboly ireo ka raha tsy mampianatra izany ny baibolin'ny hafa dia mila mandinitena fa tsy hoe ataovy mpianatro ny olona rehetra dia eo ka eo ka eo miziriziry amin'ny fampianarana nampianarin'ny olona ary dia sahy hilaza sy hijoro fa vavolombelona ooops
48. niryna
(
06/08/2012 22:52)
Andriamanitra irery no mahalala ny voa nafafy.Na mino ny Zanaka na tsy mino Azy.
Ny famonjena dia avy amiNy irery ka anjarantsika no mandalina fa aza manaiky ho sasana ny lohantsika ,efa an-taona maro no namolavolan'ny hafa sy nanoherany ny tenin'Atra ary efa olona maro no voatarika amin'izany . Misaotra an'Atra anefa isika fa maro no efa niova ,maro no efa voatarika ka sahy mijoro ho tena kristiana rehefa nahasahy nianatra sy namaky ny tena baiboly tokoa.Tadidio fa tsy ny fahaizana tsianjery ireo fampianarana diso akory no ahatonga antsika ho tena kristiana fa ny fanarahana ny didy izay nomeNy dia ny didy vaovao izany.TIAVA NY NAMANAO TAHAKA NY NITIAVAKO ANAO. Tsy afaka mitia Azy anefa isiak raha tsy manana Azy ary raha tsy mino ny Teny rehetra izay nampitondrainy MIvavaha,mangataha amin'Atra mba tena ho ny fanahiny no hirotsaka ao amintsika ,ny zavatra tsy ain'olombelona aiNy foana.Mbola tsy tonga ny fotoana fa rehefa mangetaheta ny marina tokoa isika ka tena mitady Azy dia Izy IRERY NO HO TONGA AO AM-PONTSIKA ary dia ho tonga jiro sy fanilo hanazava ny hafa isika
Amena

49. universal
(
09/08/2012 17:39)
Misy lohahevitra telo samihafa ireto izay heveriko fa mitovitovy ihany ny zavatra tiana hambara : « Kristiana filamatra », « Iza no tena mpanaradia an'i Kristy », «Inona no tena hamantarana fa tena Kristianina marina ny olona na fiangonana iray? »
Betsaka ny fanehoan-kevitra nifanakalozana teto, fa ny hevitro no mba entiko. Ny tena kristianina mba azoko tanisaina dia:
- i Rasalama martiora sy ireo namany satria na dia fantatr’izy ireo aza fa hovonoin’ny mpanjaka Ranavalona I aza izy ireo dia nifikitra sy nijoro tamin’ny finoany ry zareo ary niafara tany amin’ny famonoana azy- ireo.
- i Père Pedro izay tena niasa nanala Malagasy maro tao anatin’ny fahantrana lalina dia lalina ary nanondrotra ireo olona ireo amin’ny mahaolona eo amin’ny lafiny ara-batana, ara-tsaina, ara-panahy ary ara-pihariana. Mba ataovy kely anie ny projection: raha ny fiangonana sy ny mpitarika azy any amin’ny faritra samihafa eto Madagascar no nanao ny nataon’i père Pedro, angamba efa voailika hatry ny ela ny fahantrana ary lasa paradisa kely i Madagascar.
Miala tsiny mialoha raha HS ny voalazako.

50. RBNIR
(
30/08/2012 09:41)
rohy mety hahasoa sy hamonjy anao mangetaheta ny fahamarinana:
http://forum.serasera.org/forum/message/m503f2fbd49a0d
Samia ho tahin'ny Tompo daholo
http://forum.serasera.org/forum/message/m503f2fbd49a0d
Samia ho tahin'ny Tompo daholo
51. Miharena
(
30/08/2012 18:04)
Mba tsy hisian'ny fifamaliana betsaka mampisaraka ny mpino dia aoka i Jesoa mihitsy ny mamaly ny momba AZY.
Ity misy resaka momba AZY.
Ka aiza ho aiza ao amin'io resaka nataoNY io isika?
Ity misy resaka momba AZY.
Ka aiza ho aiza ao amin'io resaka nataoNY io isika?
Jeshua, qui es-tu?
Je suis celui qui a vécu parmi vous et que vous avez connu sous le nom de Jésus. Je ne suis pas le Jésus de votre tradition d'Eglise ou le Jésus de vos écrits religieux. Je suis Jeshua-ben-Joseph ; j'ai vécu en tant qu'homme de chair et de sang. J'ai atteint la conscience de Christ avant vous, mais j'ai été soutenu en cela par des puissances qui sont au-delà de votre imagination actuelle. Ma venue fut un évènement cosmique – j'ai accepté ce service.
Cela n'a pas été facile. Je n'ai pas réussi dans mes efforts pour transmettre aux gens l'immensité de l'amour de Dieu. Il y a eu beaucoup d'incompréhension. Je suis venu trop tôt, mais il fallait que quelqu'un vienne. Ma venue a été semblable à un lancer de pierre dans un grand étang poissonneux. Tous les poissons fuient et la pierre coule au fond. Cependant, il y a des rides perceptibles longtemps après. On pourrait dire que le type de conscience que je souhaitais transmettre a accompli son oeuvre souterraine après. A la surface de l'étang, les rides sont restées ; des interprétations bien intentionnées mais mal inspirées sont apparues et se sont affrontées et combattues en mon nom. Ceux qui ont été touchés par mon énergie, mus par l'impulsion de l'énergie de Christ, n'ont pas vraiment pu l'intégrer dans leur réalité psychologique et physique.
Il a fallu longtemps avant que la conscience de Christ puisse prendre racine sur la terre. Mais à présent, le temps est venu. Je suis là à nouveau et je parle par la voix de nombreuses personnes et à tous ceux qui veulent m'entendre et me comprendre dans le silence de leur coeur. Je ne préche pas et je ne juge pas. Mon espoir le plus sincère est de vous parler de la présence vaste et intarissable de l'Amour qui vous est accessible à chaque instant.
Je fais partie d'une conscience bien plus grande, d'une entité plus grande, dont je, Jeshua, suis la partie incarnée (de ce champ de conscience). Je n'aime pas trop ce nom de Jésus, car il est devenu captif d'une version déformée de ce que je représente. « Jésus » appartient aux traditions et autorités d'Eglise. Pendant des siècles, il a été façonné pour correspondre aux intéréts des patriarches de l'Eglise, à tel point que l'image prédominante de Jésus est à présent si éloignée de ce que je représente que cela me ferait vraiment plaisir si vous pouviez le lâcher et me libérer de cet héritage.
Je suis Jeshua, homme de chair et de sang.
Je suis votre ami et votre frère.
Je connais la nature humaine dans tous ses aspects.
Je suis le guide et l'ami.
N'ayez pas peur de moi. Embrassez-moi comme vous embrasseriez l'un de vos parents.
Nous sommes une famille.
Jeshua, Jésus et Christ
L'énergie de Christ que je suis venu vous offrir provient d'une énergie collective qui dépasse le monde de la dualité. Cela signifie qu'elle reconnaît les opposés du bien et du mal, de la Lumière et de l'obscurité, de donner et prendre, comme étant des aspects d'une seule et méme énergie. Vivre selon la réalité de la conscience de Christ signifie qu'il n'y a de lutte pour rien. Il y a acceptation complète de la réalité. Cette absence de lutte ou de résistance est sa principale caractéristique. Puisque le Christ (ou l'énergie de Christ) reconnaît les extrémes de toutes les pensées, de tous les sentiments et de toutes les actions comme étant la manifestation de l'énergie divine unique, il ne peut y avoir de dualité ni de jugement dans la façon dont elle (l'énergie christifiée) vit l'expérience de la réalité.
Prenons un exemple. Lorsque l'énergie de Christ en vous regarde un conflit armé, son coeur pleure le sort du vaincu, mais elle ne juge pas. Elle ressent la douleur et l'humiliation à chaque coup et son coeur est plein de compassion, mais elle ne juge pas. Elle regarde l'agresseur, celui qui a le fusil, celui qui a le pouvoir, qui inflige la douleur, elle ressent la haine et l'amertume qui sont en lui et son coeur a du chagrin, mais elle ne juge pas. L'énergie, le coeur de Christ embrasse toute la scène avec une compassion sincère mais sans jugement, car elle en reconnaît tous les aspects comme des expériences qu'elle a elle-méme traversées. Elle a survécu à tous ces rôles, d'offenseur et de victime, de maître et d'esclave et elle est parvenue à cette compréhension qu'elle n'est aucun des deux, mais ce qui est sous-jacent aux deux.
L'énergie de Christ est passée par toutes les énergies de la dualité. Elle s'est identifiée tantôt à l'obscurité, tantôt à la Lumière, mais à travers tout cela, quelque chose est resté le méme. Et lorsqu'elle a pris conscience de cette similitude sous-jacente à toutes ses expériences, sa conscience en a retiré une nouvelle sorte d'unité : elle a été christifiée. L'énergie christifiée était cette énergie que je suis venu vous offrir.
Qui j'étais est assez difficile à expliquer. Je vais essayer en faisant une distinction entre trois identités : Jeshua, Jésus et Christ.
Je, celui qui parle maintenant, suis Jeshua. J'ai été cet étre humain qui a porté l'énergie de Christ lors de mon incarnation sur la terre. Cette énergie peut aussi étre appelée Christ.
Jésus – dans ma terminologie – est le nom de l'homme divinisé qui était le résultat de la descente de l'énergie de Christ dans la réalité physique et psychologique de Jeshua.
Cette énergie de Christ a été déversée en Jeshua depuis les sphères de Lumière qui, selon votre point de vue, sont localisées dans votre futur. Jésus a été celui qui a fait des miracles et accompli des prophéties. Jésus était un émissaire venant des sphères de Lumière, incarné en moi. En fait, il était mon futur soi. Jésus était, selon mon point de vue d'homme Jeshua vivant sur la terre, mon futur soi en unité avec l'énergie de Christ. Parce que le Christ en lui était clairement présent et visible pour de nombreuses personnes autour de lui, il leur paraissait divin.
Moi, Jeshua, j'étais un homme de chair et de sang. L'aspect unique et, dans une certaine mesure, artificiel de la « construction-Jésus » était que j'ai reçu son/mon Soi Christé du futur. Je ne suis pas devenu Christ sur la base de mon passé ni de mes expériences passées. Je n'ai pas atteint l'illumination de façon naturelle mais grâce à une intervention extérieure, pour ainsi dire, par une descente d'énergie de Christ depuis le futur. J'étais d'accord pour jouer ce rôle avant de commencer cette incarnation. J'ai consenti à étre éclipsé par la présence de Jésus, comme un acte de service et aussi parce que j'avais un ardent désir de connaître la réalité de mon potentiel le plus profond.
Jésus, mon futur soi venu des sphères de Lumière, était en unité avec l'énergie de Christ. Toutefois, il ne représentait pas l'énergie entière de Christ ici sur la terre, car cette énergie contient plus que Jésus. Il en est une parcelle, une cellule.
Christ, ou l'énergie de Christ (c'est plus semblable à un champ d'énergie qu'à une entité individuelle), est une énergie collective qui a de nombreux aspects ou cellules qui coopèrent de façon à fonctionner comme un seul organisme. Chaque cellule apporte sa contribution unique à l'ensemble et se vit comme individuelle tout en faisant partie du tout. On pourrait appeler ces multiples aspects de l'énergie de Christ anges ou archanges. C'est la spécificité des anges d'avoir le sens de leur individualité autant qu'un degré élevé d'oubli de soi, qui leur permet de se sentir à l'unisson avec des énergies collectives et d'accomplir leur service dans la joie. La notion d'(arch)ange est élucidée dans le dernier chapitre de la série de l'artisan de Lumière « Votre Soi de Lumière ».
La mission de Jésus sur la terre
Jésus était une énergie du futur venue sur la terre pour apporter l'illumination et la connaissance à l'humanité. Il est venu d'un autre monde ou méme d'une autre dimension et il a amené avec lui l'énergie élevée de cette réalité. La conscience qu'il avait de son Soi plus grand est restée intacte le temps de son incarnation sur la terre. C'est grâce à sa présence en moi, Jeshua, que j'ai pu facilement constater la flexibilité des lois de la matière et « accomplir des miracles ».
La raison de la venue sur la terre de la personnalité de Jésus/Jeshua était de créer une ouverture, un portail d'accès vers un état de conscience différent. Je voulais montrer un exemple des possibilités disponibles à tout étre humain.
Dans les sphères de Lumière d'où venait Jésus, on pressentait que la terre allait dans une direction qui aboutirait dans une grande obscurité et une autodestruction pour les âmes impliquées dans la tentative d'expérience de la terre. Il fut donc décidé qu'une puissante impulsion en faveur du changement allait étre donnée, qui montrerait clairement aux humains les choix dont ils disposent. En envoyant la personnalité d'énergie de Jésus, nous voulions leur tendre un miroir et leur rappeler leur origine divine ainsi que leurs potentialités latentes : les potentialités de paix, de liberté et de maîtrise de soi.
Tout étre humain est maître de sa réalité. Vous créez votre propre réalité à chaque instant. Vous étes capables de lâcher une réalité de misère ou insatisfaisante et de permettre à la Lumière d'entrer et de transformer votre création. Vous étes votre propre maître, mais vous avez tendance à abandonner votre pouvoir aux mains d'autorités extérieures qui proclament détenir la vérité et vouloir le meilleur pour vous. C'est ce qui se passe dans la politique, la santé, l'éducation, etc. De méme, votre «industrie du spectacle» est pleine de fausses images sur le bonheur, la réussite et la beauté, qui ne servent personne sauf ceux qui les fabriquent. Avez-vous déjà pensé aux sommes d'argent dépensées juste pour créer des images ? Dans les médias, les journaux, les films, à la radio, à la télévision et sur internet, les images sont omniprésentes. D'où proviennent ces images ? Pourquoi sont-elles là ? Qui les fabrique ?
Les images sont un moyen d'exercer le pouvoir sur les gens. Les images peuvent asservir les gens et les déconnecter de leurs besoins réels, sans faire usage de la force physique ou de la violence. Les images peuvent amener les gens à abandonner volontairement leur propre souveraineté et le sens de leur valeur. Elles vous trompent sans qu'il soit besoin de vous contraindre par la violence ; vous accepterez comme vôtres les valeurs dépeintes par l'image et agirez selon elles. C'est ce que nous pourrions appeler le contrôle mental invisible et il sévit parmi vos sociétés occidentales dites « libres ».
La fonction première de la Lumière est d'apporter la clarté, la conscience et la transparence aux structures invisibles de pensée et de perception qui forment votre vie. La Lumière est l'opposé du contrôle mental. Là où pénètre la Lumière, elle brise les chaînes du pouvoir et de l'autorité et elle renverse les hiérarchies qui reposent sur elles. Elle dévoile les abus de pouvoir et libère les gens des tromperies et des illusions qui les privent de leur capacité à s'autodéterminer.
Jésus était une menace pour l'ordre dirigeant au temps où il vivait. Par ses paroles et simplement par ce qu'il rayonnait, il faisait que les structures du pouvoir étaient vues pour ce qu'elles étaient en vérité. C'était insupportable et inacceptable pour la hiérarchie existante.
Le rôle d'artisan de Lumière que Jésus avait endossé était pesant, surtout pour moi, Jeshua, l'étre humain qui était volontaire pour porter cette énergie intense, lumineuse, au cours de ma vie. Moi, Jeshua, j'étais presque éclipsé par la force de la présence de Jésus, la présence de mon futur Soi ! Bien que cela m'ait comblé de dons exceptionnels, d'amour et d'inspiration, c'était un véritable défi physique de porter ou «contenir» cette énergie. En vérité, je n'ai pas pu intégrer cette énergie dans mon étre physique – les cellules de mon corps n'y étaient pas prétes – en effet, à un niveau physique, mon corps s'est épuisé à porter ces énergies de Lumière intenses.
Hormis cet aspect physique, c'était aussi un fardeau psychologique de porter l'énergie de Christ. C'était très pénible de constater que la nature de cette énergie était souvent mal comprise, méme par mes amis ou mes « disciples »les plus proches. L'étre humain que j'étais a parfois désespéré et douté de la valeur du voyage entrepris. J'avais le sentiment que ce monde n'était pas prét pour accueillir l'énergie de Christ. J'avais le sentiment que son essence n'était pas reconnue. En vérité, Jésus était un pionnier en son temps.
Les conséquences de la venue de Jésus sur la terre
Grâce à la venue de Jésus sur la terre, une semence a été plantée. C'était la semence de l'énergie de Christ. Les gens ont été touchés par mes paroles et mes actes et, de façon inconsciente, au niveau de l'âme, ils ont bien reconnu l'énergie de Christ. Au fond de leur âme, une mémoire s'est réveillée. Quelque chose a été touché et s'est mis en mouvement.
A la surface, au niveau de ce qui peut étre vu et perçu dans le monde physique, ma venue a créé une grande confusion. En vertu de la loi de la dualité, une puissante descente de Lumière génère une puissante réaction de l'obscurité. C'est juste une question de logique. La Lumière agit comme un révélateur. Elle veut briser les structures du pouvoir et libérer les énergies emprisonnées. L'obscurité est l'énergie qui veut opprimer et contrôler. Ces deux énergies ont donc des intéréts opposés. Là où l'une gagne en puissance, l'autre se battra pour se défendre et retrouver l'équilibre. C'est ainsi que ma venue sur la terre a aussi été à l'origine de nombreux combats et de violence, en réaction à la Lumière que j'ai apportée.
La persécution de mes adeptes, les premiers chrétiens, est un exemple de cette violente réaction. Mais les chrétiens eux-mémes, fondateurs de l'Eglise, n'ont pas non plus évité la violence dans leur zèle à répandre mes enseignements. Pensez aux croisades et à l'inquisition. Au nom du Christ, les actes obscurs les plus barbares ont été commis, par des chrétiens ou des non-chrétiens.
Les maîtres de Lumière qui ont décidé de m'envoyer comme émissaire sur la terre étaient conscients du fait que l'énergie intense et sans-précédent de Jésus puisse provoquer de fortes réactions de l'obscurité. Jésus a pénétré la réalité de la terre tel une comète. C'était une sorte de mesure d'urgence de la part des sphères de Lumière, d'énergies qui étaient très concernées par la terre et ses habitants. C'était une tentative ultime pour changer la direction dans laquelle la terre se dirigeait, une manière d'interrompre les cycles d'ignorance et de destruction qui continuaient à se répéter.
Les conséquences furent ambiguës. D'une part, la Lumière de Jésus appela plus d'obscurité en réaction. D'autre part, la semence de la conscience de Christ a été plantée dans le coeur d'un certain nombre de gens. L'une des raisons importantes de ma venue était d'éveiller l'âme des artisans de Lumière sur la terre. (Voir la première partie de ce livre pour une explication de la notion d'artisan de Lumière). Ils étaient censés étre très sensibles et réceptifs à mon énergie, bien que beaucoup d'entre eux se soient aussi égarés dans la densité et l'obscurité du plan terrestre. Les artisans de Lumière sont en fait des émissaires de Lumière avec la méme mission que Jésus. La différence est que dans leur incarnation dans un corps physique, ils sont moins connectés à leur Soi divin que je ne l'étais. Ils sont plus soumis aux fardeaux karmiques et aux illusions de la planète terre. Ils sont plus liés au passé. Avec l'incarnation de Jésus, c'est quelque chose de spécial qui s'est produit. Jésus ne portait aucun fardeau karmique du passé et pouvait par conséquent garder contact plus facilement avec sa divinité. Il était ici de façon artificielle, en quelque sorte, une présence originaire du futur, ici et là en méme temps.
La conscience des étres de Lumière qui ont pris ensemble la décision d'insérer l'énergie de Jésus dans la réalité de la terre à cette époque n'était ni parfaite ni omnisciente. Tout étre conscient participe d'un processus de développement et de compréhension de soi, à chaque instant. Parmi les humains, il y a une croyance persistante selon laquelle tout est prédestiné par un plan divin ; derrière cette croyance, se trouve la notion d'un Dieu dominant, omniscient. Cette notion est fausse. Il n'y a aucune prédestination exercée par une force extérieure. Il n'y a que des probabilités qui sont la conséquence des choix que vous faites. Ma venue sur la terre reposait sur une décision prise par une énergie de Lumière collective, dont Jésus faisait partie. C'était un choix qui impliquait des risques et une issue imprévisible.
L'énergie collective de Lumière dont je parle est un royaume angélique qui est en connexion profonde avec l'humanité et la terre parce qu'il a participé à la création des humains et de la terre. En fait, vous faites partie d'eux et n'étes pas du tout séparés d'eux, mais nous parlons là d'un aspect multidimensionnel, c'est-à-dire à un niveau de conscience qui se situe en-dehors de votre structure de temps linéaire. Dans une autre dimension ou structure de temps, vous étes ces anges qui forment les sphères de Lumière, d'où Jésus est descendu sur la terre. (Voir le dernier chapitre de la série de l'artisan de Lumière : « Votre Soi de Lumière », pour une explication approfondie de la multidimensionnalité et de votre nature angélique.) Vous, les artisans de Lumière, étes bien plus interconnectés avec « l'évènement Jésus », cette descente d'énergie de Christ sur la terre, que vous ne le supposez. Dans une certaine mesure, ce fut une entreprise collective à laquelle vous avez tous contribué et dont je, Jeshua, fus le représentant physique visible.
Mon message était que l'énergie de Christ est présente en tout étre humain sous forme de semence. Lorsque vous me considérez comme une autorité, vous avez mal compris mon message.
Je souhaitais et souhaite encore vous inviter à croire en vous-méme, à trouver la vérité qui est dans votre coeur et à ne croire en aucune autorité en-dehors de vous.
De façon ironique, la religion chrétienne officielle m'a placé, moi, hors de votre réalité et a fait de moi une figure d'autorité à révérer et à qui obéir. C'est l'opposé exact de mon intention. Mon intention était de vous montrer que vous pouvez étre un Christ vivant.
Je vous demande à présent de reconnaître le Christ en vous et de me rendre mon humanité.
Je suis Jeshua, homme de chair et de sang, et en vérité, un ami et un frère pour vous tous.
52. RBNIR
(
31/08/2012 09:49)
RBNIR
Faly miarahaba sy manasa ny namana rehetra,
Fandaharana ao @ TN TV UHF 471.25 anio alina amin'ny 8h 30.
Samia ho tahin'ny Tomp namana,
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Raha tsy nahita ianao dia mbola afaka mijery ny alahady 02-09-2012 ho avy izao ao amin'io télé io ihany fa amin'ny 1ora tolakandro fandaharana tsiambara3,
Samia ho tahin'ny Tompo,

53. manoasoa
(
12/10/2012 14:02)
Manao ny zavatra rehetra ho voninahitr'Andriamanitra aminy alalan'i Kristy eo fiainana.
54. raberika
(
03/11/2012 08:25)
Ny ahy dia tsotra ihany, aoka isika mba tsy ho anisan'ireo olona miady varotra mafy hanova ny baiboly araka izay efa nanovan'ny sasany azy, amiko dia foana ny fivavahana izay miady varotra mafy hanafoana ny didy izay nomena any Mosesy 10 ny isany fa tsy 09, sy ny finoana any Jesosy zanany izay nirahiny hanavotra antsika.Jehovah izay nanavotra ny zanak'Israely avy tany Egypte izay mbola tsy niova io ary Jesosy zanany izay nirahiny.Isaia 58: 13-14 fa ny vavany Jehovah no efa niteny. Sonia izy Andriamanitra no nanao azy [Lev 26: 2-3 / Heb 4: 10/ Ezek 20 : 10-12 ]. Tsy maninona lazao oe fandaniana andro ireo teny ireo na tsy natao ho anao fa @ fitsarana hianao hanazava azy @ Andriamanitra nanao ny lanitra sy ny tany izay hinoako fa nanao ny fandaminana izay tiany harahina @ fanompoana azy fa tsy izay tiantsika olombelona.
55. manoasoa
(
20/09/2013 05:55)
Manana an'i Jesoa Kristy ho lohaNY ihany no tena olona na Fiangonana Kristianina.Efesianina 5:23, "Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa no Lohan'ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena."
56. diniho
(
28/12/2013 20:51)
Ny tena Kristiana dia ireo ho any an-danitra.Tsy iza izany fa ireo olona nateraka idray,ary isika tsy mahazo miditra any an-danitra raha tsy ateraka indray.Jaona3:3.Izany fahaterahana indray izany dia tsy inona fa fanovana ny olona ho zanak'Andriamanitra ary amin'y alalan'y fandraisana an'ny Jesosy izany!Jao1:12.Ho anao izay te hovonjena ary, MIBEBAHA ARY MANDRAISA AN'I JESOSY HO TOMPO SY MPAMONJY NY FIAINANAO fa izay no ahatonga anao ho Zanaka Mpandova.Apo3:20,Gal4:9,1Pet3:15
Titosy3:5;Efes2:8,9.
Titosy3:5;Efes2:8,9.