Hitsikitsika tsy mandihy foana ao raha

1. milamm ( 19/07/2012 20:44)
siosio re tsy marimpototra fampiantsoana hiakatra fitsarana an' Atoa Ravalomanana hotsaraina ao Afrika atsimo raharaha 07/02/09 fitarainana avy am mpisolo vava vahiny David Erleigh ny AV7 nefa alohany farany volana tsy maintsy ihaonany izy mianaka, tsy mazava ... saingy fitsarana ambony iraisampirenena ihany no afaka manao izany, no sady mifanohitra ny tondrozotra.
Rarana tsy iteny am RNM/TVM Radio y tele nasionaly Ihanta Randriamandranto, Ruffine Tsiranana, Olga Ramalason, Roland Ravatomanga, Pierrot Botozaza izay vao nesorina zany oe tsy iaraha-mitantana tsony ny governemanta Beriziky. Fitokonana faobe vondrona sendika mpiasampajakana Malagasy, mihamiakatra ny mari-pana afera Remenabila tsy mbola tratra satria manamboninahitra kln Beroro sy ben'ny tanana faritra manodidina no miray petsa2, ao ko Beriziky nifampiraharha tam dahalo alohany nahatongavany mersa sangany gign, emmonat nalefa nody maina itondra razana tsy nahavita iraka etsy andaniny toby miaramila vaky tao Antetezambaro-Toamasina Enap 4 jolay teo 1355 munitions tafavoaka tao ...Tsy manohana an'Atoa Ravalomanana ny tena fa ny fialany lavanify sy reo andrimpanjakana sandoka
novalian'i milamm ny 25/07/2012 19:04
2. milamm ( 25/07/2012 19:04)
tafahoana tokoa izy mianaka androany ary natrehany mpanelanelana pdt seychelois in no tapaka tao...
http://www.statehouse.gov.sc/index.php/2011-07-15-09-16-47/news-archive/1006-declaration-prononcee-par-le-president-james-michel-desroches-a-lors-de-la-reunion-madagascar-24-juillet-2012
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0114