Hajaina tanteraka ny hevitrao ! Fa amiko ny "affirmation" toy ny hoe "Izay no marina ka tokony ekena" no ezahiko ialana eto amin'ity sehatra ity ! ;-)
Ka raha hitan'ny namana hoe diso ary tsy tokony ekena, maninona raha tsorina hoe izao no tena izy :-)
Tsy sarotiny anie aho e, arosoy ilay tena marina dia afaka miteny indray aho hoe diso aho avy eo .
Tsy olana amiko izany namana, ny marina no tadiavintsika.
Ka raha hitan'ny namana hoe diso ary tsy tokony ekena, maninona raha tsorina hoe izao no tena izy
Tsy sarotiny anie aho e, arosoy ilay tena marina dia afaka miteny indray aho hoe diso aho avy eo .
Tsy olana amiko izany namana, ny marina no tadiavintsika.