Raha mandalina tsara enao namana amin'io teny nolazaina io dia niteny ho an'ny Apostoly vohaosotry ny fanahy ho mpisorona ireo teny ireo.
Natao ho an'izay mino Azy ny resako eo ambony io ka ! ;-)
Marina ny teninao, fa ataon'ny olona iray ahoana moa no hino raha tsy efa avy mandalina izy, ny finoana dia mila miorina mafy amin'ny tenin'Andriamanitra iray manontolo.