hihaona ihany zany ny iafarany ny 4 jolay zao izy mianaka

1. milamm ( 29/06/2012 02:11)
any Luanda etsy andaniny maika @ fanatanterahana ny tondrozotra ny sadc zay anome fanapahakevitra momba ny fazahoan'izy mianaka hilatsaka ho fidiana filohampirenena @ fivoriana manaraka, ny firenena mikambana moa ny lisim-pifidianana sy reo lalampifidianana hajainy rehetra ...
mihitatra ihany izy ity sepotra ny firenena, matoam-baovao avy @ midi

http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/1-a-la-une/4867-rencontre-ravalo-rajoelina-4-pays-pour-et-3-contre-leur-candidature

novalian'i milamm ny 08/07/2012 18:55
2. milamm ( 29/06/2012 12:20)
ary satria tetezamita fa tsy toerana angoronakarena itarina de antenaina aorinan'io fivoriana io dia ahazo milatsaka ho fidiana izy mianaka ary miato mametra-pialana rajoelina ny pm izay ho atolotra ireo movansy 4/tsy alehany beriziky mifampiraharaha @ dahalo no modaka no mitazona ny fampandehanan-draharaha ankapobeny sy ny fifidianana(fikarakarana volavolan-dalana fifidiana 2 ankatoaviny solotenany fianakaviambem-pirenena sy fanangonana ny lisitry ny mpifidy mazava ary ny tonon'andro mahamety izany). Henatra ho an' ny firenentsika ireo miaramila sy malaso ambony latabatra ka esorina tsy ho eo @ fitsabahana ara-politika intsony, mivandravandra b toko
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
3. andrywui ( 29/06/2012 23:02)
ok mlammm milamn ny fika retr e
4. dadabe ( 01/07/2012 14:25)
kiiiiii tsssleuleu
5. andrywui ( 03/07/2012 16:40)
milamm aa !! zao le izy ...ekena le fiarahany midinika sy fihaonana ok iny mety be !! samy malagasy !! ...FA KOSA misy lafiny iray ty nisy faty olona nikararana tao oao, sady nisy des milliards voahodina tsy hita popoka hatramzao !! noho izany de alefa vetivety aloha io fitsarana anle faty olona sy vola bobaka b io de alefa amzay le fifidianana RAHA toa ka nadio i dada !!
6. milamm ( 03/07/2012 18:42)
aleo ampiko kel wui @ lafiny 1 tsy tafa ny hafatra tiany lazaina, mikotaba tsakilitika no hainy fa tsy mifanakalo hevitra
- raha olona tsy nadio Atoa Ravalomanana (dadany wui) tsy angataka ny fiverenany vondrona firenena iraisam-pirenena/tondrozotra rehefa nampiakatra ny fitarainana @ tribonaly iraisampirenena jereo nefa deba nandraraka ran'olona marobe sy nangalatra harempirenena volany banky foibe i pierrot jerena ftsn otrany tany nahalavoana ???? sambory kalo reo de ao koa i lavanify maro2 ihany ireo vavolombelona niaraka taminy (sarla, mpanao gazety sy manamboninahitra nogadrainy ary fantatry rehetra saingy mbola basy no mampangina azy ireo tsy aneho hevitra) reo ze nahavanona loza sy atambo 2009 kalo samborina fa tsy valala manidina no asina sira.

7. milamm ( 03/07/2012 23:28)
jereo ftsn ny nahazo an'i chirac sy ny tribonaly ambony frantsay de ao ko i sarko ka na hanao tsy ho tsatsany aloka aza lavanify de tsy ho tafala @ fitsarana manokana io tsy ho ela
http://www.iol.co.za/news/world/sarkozy-s-home-raided-by-police-1.1333640
8. dadabe ( 05/07/2012 00:50)
kay leuleu ...ampamoka sahady ann!!
9. cyril ( 05/07/2012 21:12)
sambory kalo lavanify...
10. milamm ( 08/07/2012 18:55)
zay mihitsy no itranga tsy ho ela tsy ampoizina i ratsy rahonana efa nitsaitsaika mora @ ora sarotra ny hasina ko tsy heno2 ... ao raha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389