menabila sy tokanono ary ireo dahalo ambony latabatra

21. dadabe ( 01/07/2012 19:01)
ralahin ny beriziky hono remenabila


zaodahin i andry hono itokanono
22. Lesabotsy ( 03/07/2012 07:10)

andrywui:

I dada hono no nanome fitaovana anireo malaso mba hampikorotana n tanana ...

zay indray le resaka samy gasy, aza mba manosopotaka olona oa refa mbola tsy maripototra ny vao2 eo ampelatana, fa manala-baraka olo ftsiny.. ref tsy tian'i Dada fotsiny ela d andana milahatra ery @ 13mey.
23. AndriambyII ( 03/07/2012 08:25)
N y tena olana @ ity fanondrananan' omby ity lazaiko anareo ? Ireo harena asesika atao ao anatiny , na vatosoa , na volamena , na drogy , na fanafody lafo vidy , na bois de rose ets ets.... mody lazaina fa mpangalatr' omby i Andry vongany e , malaso Didier Ravavanomby e , totakely i Marc Ramenabila e , mpivarokena i Zafy Tokanono e ! mpsam i Rabekirizy e ! Ka zay le anafarana antsika foana oe aza mangaron-davabiby ( surtout ny lavakomby ) fa ndrao fitoeran' ny rambony . Raha dahalo ny olona @ tanàna , ao tana , fianar , antsirabe , diego ,mahajanga , toliary , arivonimamo ,toamasina , ..., de plaiso tsy mtonna anarana kou ny mpiompy any ambanivohitra rehetra any . Fehiny , samy tsy mahita ny làlana tokony aleha isika rehetra fa dia jamba mifampitantana . Enga anie mba hiova izany fa tss mlay no sady manaouainn . Efa silaka be Dago @ io . Ry zareo komoriana sy afrikana no mahita tombony @ fanaovana io trafik'io sous couvert de société anonyme matetika .
24. dadabe ( 16/07/2012 17:36)
kiii hay ve izany dahiolo ny vao2 dago e ??hummm

aongano amin izay aza e


apetrao amizay Pastera Mailhol e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.105