menabila sy tokanono ary ireo dahalo ambony latabatra

1. milamm ( 20/06/2012 14:02)
mampieritreritra ny miseho @ zao fotoana any Befotaka -Anosy sy Bemahatazana -Tsiroanomandidy araky ny vavao farany ao dia mbola tsisy tratra ireo malaso y vokatra
- faty miisa 11 sy doro-trano no mitombo noho ny afitsoky ny mpitandro filaminana (tsis hafa @ darfour, mali) mitombo ireo mitsoa-ponenana
- any atsimo tsy mbola nisy tratra hatrizao na 1 aza ireo dahalo nahazo takalon'aina zaza amam-behivavy nahafaty zandary
mahalasa saina ihany ihany fandefasana ireo vata-miaramila marobe tsisy valiny, re siosio ihany koa ny fahatongavany mpikarama an'ady frantsay 7 hanampy azy ireo.Aiza ry be galona risara sy ny akaman
novalian'i dadabe ny 16/07/2012 17:36
2. AndriambyII ( 20/06/2012 16:48)
Raha miditra @ io dia mety haniry tandroka ao koa !!Efa tsy fidiny ny nanirian' ny fasan-drazana aloalo .
3. milamm ( 21/06/2012 01:28)
vaovao fanampiny
http://www.newsmada.com/hihaza-ani-remenabila-sy-ny-namany-tsy-mihemotra-ny-emmonat-hanomboka-anio-ny-fanafihana/
4. dadabe ( 21/06/2012 15:47)
aza mikozy mafy ialahy ramilam fa zokilahindrAndrywui anie i menabila io e
5. milamm ( 21/06/2012 16:56)
zany v bain ? any lazohabo-Betroka anie izao arovana zaza amambehivavy anjatony @ zao fotoana kay olobe any io menabila io, lainga be afafiny fampielezambaovao sasany lazaina fa malaso (misy antony matoa fokonolona ao miaro azy te ho birdeny fat ny omby any atsimo sy tsiroanomandidy aondrana velona aby komoro sy maorisy nandritra ty tetezamita ty) sy manao takalon'aina zaza amambehivavy/firenena aiza no hisy lehibeny governemanta sy ministra ifampiraharaha @ mpampihoroho fiarahamonina zany, tambazotra 1 volongita mifandray tendro atrany @ prezidansa io
6. milamm ( 21/06/2012 23:44)
http://www.aoraha.com/asan-dahalo-any-befotaka-fokonolona-an-jatony-miaro-an-dremenabila/

asa iza no mahalala fa miaro fandrika ilay operaka mety ho ady anaty akata toy ny vvs, sadiavahy, menalamba izay nolazainy frantsay t@ zany ho dahalo i remenabila matoa ekeny fiarahamonina any Betroka sy ny manodidina dia miaro ny fananan' izy ireo omby te ho angalariny fat amboletra misy ny tsena ka aringana na antanety na ambaniny tany
7. AndriambyII ( 22/06/2012 00:25)
Efa ho ringana tsy hisy intsony ny omby ao Dago afaka folo taona raha kely indrindra .
8. andrywui ( 22/06/2012 11:36)
I dada hono no nanome fitaovana anireo malaso mba hampikorotana n tanana ...
9. milamm ( 22/06/2012 12:51)
Andryambill, ny tatitra voaray nambaran'ny minisitry ny ati-tany f. rakotoarisoa dia nahatratra 3000 ireo omby tsy hita popoka nanome tsiny an'i beriziky izy noho ny toedraharaha ary mila vonjy any ivelany fa tsy mahavita azy ny tafika Malagasy sy ny fitaovana ananany
10. dadabe ( 24/06/2012 14:54)
ka laozandry zalahy mikoty sipa sy misotro toaka fotsiny any bara kleuleu
11. milamm ( 24/06/2012 23:50)
efa kobony rehetra iny ka loool tsy kobony ry miaramilampotaka (ozy ny Atoa Manandafy zay) akory nge na ny tavany na sariny menabila (ny anarany ony no fantatra Arthur Rabefihavanana io koa aza de ahiako oe anarana aiza tena olana de foronina satria tsy hay oe iza no ho samborina) ao ko tokanono sy raoplana fiantsiana faratampony ireto milisy miseho azy ho tandroka arony vozona ra oh. ka tsy tantara noforonina androbana ny omby sy fananana eraky Gasikara satria tsy mino fifandrifian-javatra aho @ politika nahoana? hitohy etsy ambany ...
12. dadabe ( 25/06/2012 04:21)
ouadrayy leuleu zany annn///
13. milamm ( 25/06/2012 14:16)
Dans la Région de l’Alaotra Mangoro, plus particulièrement dans les districts d’Ambatondrazaka et d’Amparafaravola. Consterné par l’état de pauvreté des populations de ces districts ! Vous avez une grande peine à reconnaître la ville d’Ambatondrazaka nageant dans la saleté ! Pourtant les « autorités locales » ne se génent nullement à « afficher » ostentatoirement leur toute-puissance : les grands chefs tirés à 4 épingles roulant à vive allure dans leurs 4x4 « dernier cri » (Land Cruiser Toyota 8 valves, pick-up Nissan) plongeant les pauvres piétons dans un nuage de poussière tandis que les simples citoyens paraissent crispés, bizarrement silencieux au regard furtif et fuyant. Stupéfait des choses « exploits criminels » de ce fameux Détachement Autonome de Sécurité (DAS). le Chef de Région (C.R.)placé par le fat, le Dr Ramandehamanana Richard, a tenu un discours dans une localité, promettant à la population la fin des Dahalo et des Brigands car ce C.R. aurait fait venirdes « Pacificateurs » (Mpampandry Tany) à cet effet. Effectivement un DAS est arrivé à Ambatondrazaka et a commencé d’emblée la « pacification » de régions environnantes, le DAS a procédé ainsi :
Ses éléments parcourent les quartiers, les villages et demandent aux Chefs de Vlllage et aux Chef de Fokontany de fournir les « listes des dahalo et autres brigands ».
Une fois les listes remises entre leurs mains, les éléments du DAS procèdent à l’identifications de ces dahalo et brigands, ils les épient et procèdent ensuite à leur « interpellation » !
La plupart des cas les « présumés » dahalo ou brigands sont amenés hors du village vers quelques coins à l’abri du regard des curieux, les éléments du DAS leur somme l’ordre de rentrer chez eux et de déguerpir au plus vite, aynt reçu cet ordre les présumés dahalo ou brigands s’en vont mais ils ne peuvent plus faire que quelques pas car les éléments du DAS leur tirent dans leurs dos des balles réelles après quelques mètres de « fuite » !
Certains présumés dahalo et brigands sont abattus de sang froid par ces éléments du DAS sous les yeux écarquillés et étonnés de leurs parents et du fokonolona !
Ceci nous rappelle les opérations dites « Coups de poing » ou « Menavoona » ou encore « Tsimindaimody » des années 80 sus la II° République ! Certains « faits divers » d’une méme nature que ce que je viens de raconter, souvent qualifiés de « bavures policières » se passent tous les jours à Antananarivo méme : la mort d’un jeune scolaire tué par la police sous un prétexte fallacieux dans un quartier de la capitale, la mort d’un agent de sécurité dans le quartier d’Anjanahary et ce que’une station TV vient de rapporter à propos d’un chauffeur de taxi accusé d’avoir lancé un caillou par la fronde sur le cortège présidentiel
Qualifier ces « actes criminels >> du DAS d’ « exécutions sommaires » sans aucune autre forme de procès ! Les DROITS HUMAINS dont
- le Droit à la « présomption d’innocence »
- le Droit à la « défense »
- le Droit à la vie
sont tout simplement bafoués bien que nos actuels dirigeants prétendent que la « nouvelle » Constitution de la « nouvelle » République a comme pierre angulaire la promotion et la défense de la démocratie et des droits humains.
ny ifandraisany @ io zavanisy io sy ny afera remenabila dia ilay Gal randrianazary lehibeny das 2011 no tany alaotra, niara nidina t@ charlie naikatany andranomanelatra anidy ny tiko, anisany mitarika io lazaina fampandriantany anisany dahalo nandoro vovon'olona vraky be 3000 tsy mankialofana lasa any faradofay rehefa nandalo ireo tafika ... tambazotra 1 volo ngita mifandray tendro io misy ireo malaso antanety ao ireo ambony latabatra manondrana azy ireny antsambo vaingaindrano aondrana ao maorisy, comores (600 millions euros no tombana atr@ feb2012 - zao fotoana afa-kaba, hetra, madiodio) de tsy nisy itany mpiambina vava-tany mintsy ve ny omby 3000 velona miakatra sambo nohadihadiana ny fiaviany, fahazahoandalana ...bizna be le izy papa ary zandary no anisany tena manamora ny fiodinany tsena tsy napoizina nefa ny ahalasa an'i remenabila maherifo ifampitadiavany fat tsy ita ty
14. AndriambyII ( 25/06/2012 14:17)
ha ha ha ha ! Ra mlamm !! Hadinonao ry Rabehanikotrana sy Ramaromby , ary ry Ramanantsoavaly ,ry Totobeondry , sns !! hi hi hi !!loll !!
15. milamm ( 25/06/2012 14:37)
toobeondry ? iza indray zany sns ... tsy azoko loatra le avy mamaky tantaran' Ibonia Iboniasinimanoro nga Andriambyll leaza lool
16. andrywui ( 25/06/2012 18:21)

milamm:

toobeondry ? iza indray zany sns ... tsy azoko loatra le avy mamaky tantaran' Ibonia Iboniasinimanoro nga Andriambyll leaza lool


hahahaha tototra ato ndray i zoky billy letieee ...aoka les zokilahiko oo mlammn a
17. dadabe ( 26/06/2012 04:50)
tsss leuleu
18. AndriambyII ( 26/06/2012 08:45)
Ireny le manamboninahitra nivadika dahalo .Loll!!
19. AndriambyII ( 27/06/2012 07:00)
Samy tss tafa na ny fitondrana ,na ny entina , na ny rasil na ny soi disant dahalo hat@ izay 52 taona izay . Efa rafitra vita fototra mafy orina no voapetraky ny systeme de gouvernance nifandimby tao dago hatr@ io lazaina fa fahaleovantena io no mampifamehy ireo dahalo ambony sy ambany latabatra ireo . Ce qui est condamnable , ce sont les assassinats arbitraires de part et d' autres eo @ samy gasy . Ary ny fifampandrangitana misy @ media sy ny net .
20. milamm ( 28/06/2012 01:22)
ka zay le izy e ... dahalo antanety no miantsy ny dahalo any adankazerina(aiza ry fis lylison capsat) matahotra manafika tanana 60 km mandeha krapa (2e rfi, gsis, cis, emo-nat ) alouette 2 tetsy Mahamasina nisidina kely 3m netina zongo @ matso fahaleovantenam-pirenena Malagasy nanao vol stationnaire 5 mn hay kay tsy nanenjika dahalo any Befotaka dahalo ambony latabatra tonga mifampiraharaha toa an'i beriziky sy ny minisitry ny fiompina, ary reo delegasiona nanaraka azy satria bizna dolidoly tratrany velampandrika reo mpisava lalana sy mpitsongo dia zandary maty ny fito efatra hita faty ny ambiny mbola tsy hay nisaona ny foloalindahy sy ny zandary tafika Malagasy no misaona ny firenena fa mbola eo ambany fitondran-dahalo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5034