andrinay foana io e

21. mirananirina ( 31/05/2012 13:27)
Aoka re milamm ah
22. milamm ( 31/05/2012 13:59)
Tsy fanonganam-pitondrana vaovao no tanjona famindrampahefana na fametrahampialan'ireo tsy nahatontosa ny adidiny (efa 3 taona be zao ve de mbola tsy voakarakara ihany ny fifidianana, tsy miafina intsony ny antony efa fatantsika ).Tsy tsangan'olona hijoro hisafo ny matso 26 jona akory no tanjona faratampony fa mpitarika mahavita asa, manatanteraka sonia natao sy lokalokany no ilaina hanao izany manana fenitra mikajy ny fihavanana, firaisankina, fahafahany olompirenena rehetra miaina ny zony sy sata ananany,
lasa roritiny fetsifetsy mpangalatra fahefana nandripaka ny harempirenena isika atr@ 2009, be no tsy manaiky itsony mbola mitaraina sy varina @ ady seza mpanao politika analavitra ny tena tolona sy tanjona ilain'izy ireo nefa dia fifidianana madio antompisiany tetezamita ,

Zatra mitazana sy mitaraina isika milaza iharany tsy rariny fa tsy tompon'andraikitra @ adidy tandrify antsika, Andriamanitra tsy anampy zay tsy manampy ny tenany
23. milamm ( 31/05/2012 14:07)
mirana, lool ny isavorovoroana ilantoana ony e ... milamm foana zahay refa miala eo ny andianjiolahy mamotika ny tanindrazantsika e
24. loubou633 ( 31/05/2012 14:20)
Sarin-teny ilay hoe misafo matso fa tsy tanjona e!Diso toerana kosa ilay fandraisana andraikitra amin'ny fidinana an-dàlam-be ngamba hoy aho satria tsy tsapa hoe manapotika ve ilay izy e ? Tsy hoe izay no fika taloha dia haverina fa mba mijery izay fika mety ho an'ny rehetra kosa e. Ilay sahirankirana karamaina hanabe isa ireny anie no maty rehefa misy ny sakoroka fa mbola nahita mpitarika maty ve isika tamina-hetsika tahaka an'ireny ? Raha maty amin'ireny izy dia maty ho an'ny kapoaka (25000fmg) fa tsy maty ho an'ny tanindrazana ka mampalahelo.Hilahatra hitady toerana ho an'ny Dinosaure ndray ve ty ho atao e ? Raha izay no tactique mbola hoentina amin'ity manaraka ity dia rendez-vous dans quelques années indray no ady eo e!Tsy efa leo ve e ? Ry Lalatiana ndray nge no hitantana ny tetezamitatra manaraka eo e!lol !Tsy vao mainka loza amin'antambo? Aza hitako aza mahita ahy !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
25. Miharena ( 31/05/2012 16:43)
Mari,a izany fa hihitatra hoatry ny sima misioka ny raharaha raha toa ka fidinana andalambe no vahaolana heverina amin'izao. Tsy aleo ve miady mangina dia mijery hoe inona no lalana milamina mizotra any amin'ny fanehoankevitry ny vahoaka?

Izy ity moa dia efa manomboka hita daholo ny fikafika rehetra ary ny vahoaka tsy jamba ka ho hita eo.
26. milamm ( 01/06/2012 02:28)
ny tantara no ilaza amintsika rehetra aorina Mirana a,
27. dadabe ( 02/06/2012 02:10)
aiza aza i andrywui leeuleu.....effa hiongana anie io fitondrana tohanan ialahy io bainn e
28. milamm ( 02/06/2012 04:20)
Samy manana ny antony ny zavatra rehetra, marina ny a;i Miharena
" Ny vorompotsy tsy mandao omby, ny fandiafasika tsy diso fitana, ny kitsikitsika tsy miala aman-kazo, ny lohasaha fandrian'ny moka, ny tendrombohitra fandrian'ny zavona, ny helo-drano fandrian'ny mamba, ny Andriamanjaka fandrian'ny didy ary ny olombelona fandrian'ny saina ".
29. mirananirina ( 02/06/2012 15:46)
milamm,tsy maintsy miongana io na ho ela na ho haingana,saingy @ izao aloha dia samy mihinan'ny fatiny daholo mandra-pialany teo
30. andrywui ( 04/06/2012 15:24)
o lty bainn a ny resak'elaisany ane no mampiongana azy io fa ts ny réel ,, ny itako alou zao d mbola tsis oaiaka ao fa ny kofa bombina no mampifontana ny fitondrana ao ,,milazà aza iza no miotsana ary amzao zao ?? tsisy !!!!.....
31. milamm ( 05/06/2012 00:05)
mirana, marina ary zay no anafainganana ny fialany tsy resaka ampiakatra antokon'ol isandoka raim eo mpitarika tolona amerina revolisiona hafa loko noho ny volomboasary fa mandrapaha de mihinana fat tsy ho ela io e
32. Miharena ( 05/06/2012 03:27)
Tsy vahaolana ny manao an-tsaina hoe tokony hiongana ny fitondrana ankehitriny satria tsy lojika izany. Tsy fitondrana napetraky ny vahoaka io fa tetezamita ihany. Ny tetezana tsy fitondrana fa fiampitana ka raha rodanina ny tetezana dia miara-rodana ao aloha ny rehetra. Raha manao valala an-karona dia tsy misy tafavoaka eto.

Efa manomboka milefitra izay minia tsy mihaino teo aloha satria manomboka tonga saina hoe tsy azo atao ny mifikitra amin'ny hevi-diso.
Tsy jamba akory ny vahoaka ka tsy hahalala izany.
33. milamm ( 05/06/2012 14:02)
tsy ny antompisiany ny tetezamita akory no foanana Miharena samy mahalala izany efa hatrany Maputo zany no nosoniaviny mpanao politika aleo hazava fa ny andianjiolahy manararaotra mampianjera fianan'ireo vahoaka tadiaviny ampitaina ao zany oe tsisy tanjona afatsy ny paosiny, fitaovana entina analemena saimbahoaka (izy ireo fat irery ihany no tiany ho tafita @ zany fa tsy ny firenena na rehetra) tsy jamba tokoa ny vahoaka 3 taona ve de mbola tsisy hirika fa hiandry inona? fihavanana, fifampiraharahana, firaisankina miara-manorina io no asolo izany fanapotehina vita 3 taona izay adidintsika no mitaky izany @ ireo mpitondra misandoka
34. milamm ( 09/06/2012 01:58)
henoy tsara nge ty hira ty e " Mianara Miaina " (anisany ireo mpitolona angady nananana tolona 72)

http://www.youtube.com/watch?v=WPNHESvFVxE&feature=relmfu

" Aleo halan' andriana toy izay halambahoaka "


35. andrywui ( 09/06/2012 12:32)
ASARAMANITRA ZAO FA TONGA NY FETY E SAMIA ALOU MIFALY FA AOKA ZAY NY WAWAWAWA

36. milamm ( 09/06/2012 23:42)
wui, tsy mahazo kil ny koziny bain fa ipitsiho tany e loool
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834