efa hoe venansa be le mpanohatra

1. bazylou ( 11/05/2012 09:38)
raha mpanohitra manana hazon damosina sy misaina ry baina dia mliandry fifidianana izy dia miady avy eo.
Fa saingy hoe sain gasy maty noana sy tia kely mantsy dia lasa ihany izao .... beuuurrk

Raha izaho tgv esoriko daholo ny feuille de route sy io gvt iraisana io dia tantanana manokana ny firenena sady efa miha feno izao ny manao grevy iniana hangathaan izao atsanga tsy aman oran arehetra izao.

Atao 700 ar hon ory bain ny fraisn'ny betax, dia ho aiza marina ary e?????

NY ambiance eto amin'ny tanana izany izao dia grevy lava reny, feno akoho vavy maneno.

Fifidianana depute hono izao no atao e.
novalian'i milamm ny 13/05/2012 00:29
2. milamm ( 11/05/2012 13:25)
lool fa efa dadilahy be bazy no tsy maharaka oe 11/05/12 androany e,Fifidianana karakarainy mpanongampanjakana irery v no resahina? tsy vitany venansa ftsn ireo mamotika sy nandrava ny fiainampirenena 2009 hatr@ zay eo @ zao fotoana nahoana no tsy niandry fifidianana raha mpanohitra faka tahaka? tsy aleo v kalo any no atomboka ny fanotaniana tompon'andraikitra eo imasony vahoaka andevoziny sy nitsakitsahiny zo izy ireo ( foana ny vato sy safidy nalatsaky ny maro an'isa farany teo 2007 satria nangalarina @ vavabasy sy ra mandriaka zany 2009, rariny raha tsy mahatoky ny ankamaroany olompirenena ). Very fahatokisana ka hidina andalambe alahady 13 mai indray ny olona tsotra efa ampy izay fa ny fialany fat haingana eo no vahaolana haingana indrindra tsisy mandeha @ laoniny tsony ny fiainampirenena aty
3. hery ( 11/05/2012 14:51)
Izaho koa mahatsapa fa vendrana ny mpanohitra satria tsisy mpitarika tena mahavita azy... mitovy ihany anefa ny resultat.

Rehefa tsisy mpitarika ny vahoaka ka avela hosahirana irery eo dia tsy maintsy mipoaka ihany io, ary mafimafy kokoa amin'izay.

Fa ny manahirana aminy fotsiny dia tsy maintsy mbola ho ela. Mandra-pahatanty aloha dia eo ihany.
4. andrywui ( 12/05/2012 12:12)
ny tena mampalaelo ry bainn ankoatra anle tsy mahandry fifidianana ry lerony (mety mataoatra ny hery kely sisa ananany angah) de hanao barofo ,no mba tetiny , de ity le gasy tsy misaina ny ahafaty azy fa de entina ho lakrimena eny amn 13mei eny rahapitso ,, zavatra tsy nahazahoana alalana zany io ka de asakasakao alefan'ny oul hiady amin be boty eny kou ,, de mbo tapao ty ankihikeliko ty raha misy mpitarika (leader) mipoitra zany eo fa miaingainga miainoino eny ho eny ry lerony zao oe innn no mankaiza ka raha vao raikitra eo ny sakoroka oa de any anaty 4x4 ry lerony mitsivainga fa ry marivo salosana sisa voa lakrim eo !! de otrizany fona !! de mety hitohy ny gidraka avy eo ry leader efa tsara fono any atranony fa ry zareo be fo tsisy saina voaorona soamantsara any andakazerna any de miakatra antanimora ! ka na tafavoaka avy any aza afaka 1volana de tsisy leader mijery anao zany eo fa enao ndray aza ry marivo salosana no voalatsalatsandry lerony eo oe enao no tsy te hitsoka ko maninn niandry teo sns ...
5. andrywui ( 12/05/2012 12:14)
de mbola averiko matetitetika iany ry mpiondana mpanohitra ity teny ty aa !! i mlamn efa mahay tsianjery azy ty !

-- aza atao fitoeran'ny satroka fotsiny oa io loha io fa mba ampesao !!!!!!
6. milamm ( 13/05/2012 00:29)
rahery, raha ny hevitro kalo fidinana andalambe raha vao mahazaka olona aman'arivony maro2 eo de fambara loza an'ny fat iara mahita eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2426