raha vao tsy mitovy hevitra politika amin'i mlamm de homboy ,homboy!!! rawiwi io !!!!!!
1. andrywui
(
03/05/2012 09:35)
- tsy maintsy manaraka ze politika tian'ny mlamm fa raha tsy zany de tsy politika fa mpamono olona enao sady tokony hotorahambato ! sa tsy zay ry mlamm ?? nenazy de ze sitrapony iany oe a de a b de b
- de hono oa ry zareo ! mba aona re zany mlamm refa mba misy adihevitra kely ao atrano ka manohitra ramatoa sy ny ankizy e ?? - miala nify alou ramatoa be famaliana , - baba rĂ ny vavan'ilaifara kely mba te hitaingina tgv ,- vaky loha ilaimatoa namaly fa leo ronono anaty pO ,- tapa-tanana ilaiaivo tsy tia miondana tsony ka mba namaly an'i dada !!!!
mlamn a ! -aza toka maso otran'ny soavaly oa enao fa mba diniho ihany ze voalaza e ! faharoa : io loha io oa averimberiko foana fa tsy ny satroka fotsiny no natao hifaly aminizy io fa mba ampiasaina iany ! - fahatelo :rehefa misy zavatra atao de mila maka autorisation foana oa fa tsy azo hatao zany be loha zany fa resaka administratif sy etat io ka tsy hainjaza tsy haibaivavy ! - de mba hendre amin'ny manaraka de tsisy lakrim mipoaka tsony

novalian'i andrywui ny 05/05/2012 14:08
2. milamm
(
03/05/2012 15:59)
tsapa fa tsy hivoatra mandrakizay ny famakafakany namana wui sy ny heviny, tongava aty @ tanana midina ety hahita ny marina, tsy ho ela io refa mampanatena demokrasia nefa mitoraka bomba mandatsadranomaso ny tsy fandriampahalemana manginy ftsn na koa mampanantena vidimpiainana mora, ampiakatra ny farimpiainany hafa nefa tsy mitsahatra miakatra ny hetra sy mihena ny fahefa-mividy mitombony asa very ... mandrora mitsilany @teny baiko, tohizo fa tsy ho tafa mandrakizay
3. niryna
(
03/05/2012 22:13)
milamm:Tsy azoko izany koa an,toa mivorivory daholo ny olona mitady fampiakarana karama kanefa tsy mahazo saingy vao mitady ny vatany dia tsy ampy 24 ora akory dia mahazo?
tsapa fa tsy hivoatra mandrakizay ny famakafakany namana wui sy ny heviny, tongava aty @ tanana midina ety hahita ny marina, tsy ho ela io refa mampanatena demokrasia nefa mitoraka bomba mandatsadranomaso ny tsy fandriampahalemana manginy ftsn na koa mampanantena vidimpiainana mora, ampiakatra ny farimpiainany hafa nefa tsy mitsahatra miakatra ny hetra sy mihena ny fahefa-mividy mitombony asa very ... mandrora mitsilany @teny baiko, tohizo fa tsy ho tafa mandrakizay
ary raha misy vola zarazaina tsy ny vahoaka noana no omena hanina fa dia lalana izay nolazaina fa tsy ihinanan-kanina fahiny no andaniana vola indray,izany ve tsy mifanohitra indray? fiara efa sisan'olona tsy mandeha ,nampimenomenona fahiny kanefa dia atao indray tsy azoko mihitsy .Tsy nangataka hevitra tamin'ny vahoaka akory fa tonga dia mividividy fotsiny amin'izao kanefa efa fanary ilay izy ,tsy azoko e,sarotra tokoa ity mahazo antsika an
4. galasm
(
04/05/2012 21:47)
dia mbola tsy miova foana ve lesy ny film ry wiwi ,fa ahoana mbola tsy tafa foana ve izy ao izay e,za io hoany dago bientot mba manantena mafy ery f'efa paradisa kely izay ny any sa ahoana lesy wiwi
6. andrywui
(
05/05/2012 14:06)
AndriambyII:slt billy ary elaela toi tsy hita teto a ,, fa taiza fona le ? sa variana tany amn dinika hafa tany ?
Kiiy ! Mbola lagy be foana hatr@ izao !
7. andrywui
(
05/05/2012 14:08)
galasam a ! ny paradisa kely alou de ngamba ts ho itanlah any satri mbola leo mitsangana ny olona fa azeran'ny sasany amin'ny hoditr'akondro foana e ! na izany aza de mivimbiina elah pataloha maromaro ry bainn fa mila anlah i magro mba mandrovitra patalou eny ko fa laozanlah manao entreprise eto paris eto fotsiny !