hangatahana hivavaka i enry..
1. Enry
(
19/04/2012 19:58)
Tonga de lasa menatra be lery sady niteny we: '' Mbola TSY MAHAaY'' :P
novalian'i niryna ny 28/04/2012 21:10
4. Enry
(
20/04/2012 10:56)
didi10> ozy ny hiran'elah we ''Ny fo sy ny sainy no mahatongan'izany''. Tena diso elaah angamba amin'le hira, satria, efa noteneniko teo we ''TSY MBOLA MAHAY saDy mahamenatra'' Ka inona koa no hidirany foko sy ny saiko amin'izany??? lol
Ra misotro kely na mifoka kely elaah mety tsy mamenatra ihany rehfaa hivavaka na tsy mahay aza.. lol, sahalany ny hiresaka amin'ny sipa ihany io raha tena ti hitory fitia elaah.
Kanefa raha maimbo toaka elah no makany Ampiangonana, tonga de mety tsy ampidiriny diakone elaah..
;-)

5. didi10
(
20/04/2012 11:09)
Hihihi
Henoy hatramin'ny farany namana a! na ity ny toniny dia vakio tsara fa ianao mihitsy io lazainy io :-)
Mihifikifika
Saotra sy Dera
Mihifikifika ny sasany raha tendrena hivavaka
(Tsy haiko soloy aho aloha mba ho any afara)
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’i hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)
Fa tena tsy mahay dia tsy mahay
Ny mahay dia mampiahiahy
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’i hafa

Mihifikifika ny sasany raha tendrena hamaky teny
(Tsy haiko soloy aho aloe mba ho any afara)

Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’ny hafa

Mihifikifika ny sasany raha tendrena hitory teny

(Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’i hafa)

Tsy misy olona tsy mahay mivavaka izany fa ny toe-tsaina no mahatonga an'io, na devoly koa miasa e! omeny excuse betsaka ianao tsy hivavahanao.
Mahereza namana.

6. Enry
(
20/04/2012 11:20)
didi10> efa novaliako angamba elah teo.. ary mety diso be ny olona namorona an'ity vazo ity.. Za ve bandy timide de ny foko sy ny saiko no mahantonga ahy tsy hivavaka lol tsss
;-)
;-)
7. didi10
(
20/04/2012 12:18)
Enry:
didi10> efa novaliako angamba elah teo.. ary mety diso be ny olona namorona an'ity vazo ity.. Za ve bandy timide de ny foko sy ny saiko no mahantonga ahy tsy hivavaka lol tsss
;-)
Kanefa dia voa mafy ise satria hoy ny Tompo hoe, na inona na inona angatahinao amin'ny anarako dia omeko anao izany, manaova aloha entrainement irery dia mahasahia rehefa ampahibemaso fa mbola hoy ihany ny Tompo hoe, raha menatra noho ny amiko ianareo dia mba ho menatra anareo koa aho rahatrizay.
8. niryna
(
28/04/2012 21:10)
Enry:mety manao kivazivazy tokoa angamba hianao fa misy fahamarinana tokoa io ka,misy fahazarana ihany koa io ary fianarana no tena ilaina,mianatra miala amin'ilay henatra .Tsy misy nateraka hiresaka na hijoro ery ambonin'ny pilipitra tokoa aloha e,fa mety hoe mpampianatra ilay olona ohatra dia sahy mijoro,mety efa tsy menatra intsony dia izy foana no tondroin'ny olona hitarika hira na hivavaka na hitondra ny raharaha ao am-piangonana.Ny fanafodiny dia mianatra tsikelikely satria araka ny hirosoana no ahafahanao mana ilay izy fa raha tena tsy tafavoakanao moa ilay mivavaka dia zavatra hafa raisina. O.K
didi10> efa novaliako angamba elah teo.. ary mety diso be ny olona namorona an'ity vazo ity.. Za ve bandy timide de ny foko sy ny saiko no mahantonga ahy tsy hivavaka lol tsss
;-)
Misy olona izao voatondro tampoka hanao zavatra izy ,tena tsy nahaloabava mihitsy izy na dia kely aza fa ny takolaka no nivoara-mena,misy indray tenen'i pasitera hoe anjaranao no mizara ilay fampianarana noratovana omaly iny,tonga dia vonona ny mizara izany vaovao izany ao am0piangonana ilay olona,Arakarany tokoa io fa ny mianatra tsikelikely no tena fanalana io henatra io ,rehefa tsy mivoaka moa dia izay talenta kely mba fantatrao omena e