mersenera zongo manao operaka ao amintsika

1. milamm ( 17/04/2012 14:53)
ahoana ny momba an'ireto milisy vazaha en uniforme mersenera teny 67 ha ireto isambotra capsat 2, zao ve no atao oe tan-dalana? ankoatrany nahavoatsoka ny minisitry rano sy ala saika amoaka secret bolabola

http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/home

novalian'i milamm ny 18/04/2012 14:09
2. milamm ( 18/04/2012 01:18)
anisany vavolombelona manelingelina Atoa J. Randriamiarisoa araky valandresaka nataony tao Antsahavola andro vitsy lasa zay tamin'ny mpanao gazety momba fanondranana bolabola @ sinoa nandritra ny 2009-2012 tahaka an'i roindefo nitarika olona ho vonoina teny Ambohitsirohitra ny 07/02/12 p.m voatsoka ihany koa, misy zv mety ahazo azy ireo zany toy ny an'i sarla navoaka ao lars (zay nifanindry @ ratsy rahonana nitsabo tena any koa ... fifandrifianjavatra ve? tsy azo inoina), iporitsaka iseho masoandro foana ny marina na ampanginina @ vavabasy aza na ela na ho haingana isokatra toy ny riaka tsy hay tohaina ny feo sy fitakiany ireo olombanony firenena oe ampy izay ry mpamarina andavaka mpitondra sandoka mifohaza @ zay isika e
3. Hagg ( 18/04/2012 06:33)

Raha ny marina dia tsy misy hifandraisany ilay sary sy ny "fisamborana" teny amin'ny 67ha. Na izany aza dia tsy azo lavina fa manaraka akaiky dia akaiky ny toe-draharaha ny Frantsay. Voalaza koa fa ny miaramilan'ny 2eme RFI dia efa eto Tana amzao fotoana. Haninona? ..Nefa ny miaramilan'ny 1ere RFI nalefa any Sambava. Tsy tokony ho nifamadika ve? Inna ny antny? Efa manomboka mahatsapa tena fa tsy marin-toerana ny fitondrana....marina tokoa fa hipoitra eo ihany ny marina e! ireny iz zao efa voalazan'ny Ministra nesorina ireny....
4. milamm ( 18/04/2012 14:09)
sotra hagg @ fanampimbaovao, tena tsy miafina tsony ny fanohanany tafika frantsay ireto milisy fat sy famatsiana fitaovampiadiana hanaovana inona? ampihorohoroana ny olompirenena ny mpamosavy mandeha alina aza misy mahita ony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6414