aiza ralocl sy mlamm a !!!!

1. andrywui ( 05/04/2012 22:35)
- otrizao nareo mitsamy efa mitabataba be manaitra zaza ato , teo alolou teo oe rajoelina eee ,zao ee phat ee, zao ee , rawiwi e zao eee !!

fa nahagaga anef fa to tsy hita tson nareo mtsamy nefa efa manomboka misy vaovao mitady ahamay be ahavoa anareo sy ry dada sy ry avocat hanitra sy ry mamy mandende any zao !!!

mietsiketseha ry zalah mpanohitra fa ilaozan'ny omby eo lisany aa !!

novalian'i milamm ny 09/04/2012 23:01
2. milamm ( 06/04/2012 00:32)
io aza fa itako ato le kofa ditsoky ny moly andrywwui efa difotra tsara sy voadonany ela ty zany de mitsikilitika ato njay ... tsisy azoko loatra oe in ventindresakela fa tohizo fa tsara e torohevitra nena iny
3. andrywui ( 06/04/2012 08:33)
Hahahahah....Aona lesss bainn à ...ary lasa aiza n akaman toi ? I locl ? Elah zan no tonga talou ...b torimaso zan ra locl ,andro efa ho amn MIDI zao mbola lazainlery fa vao mangirandratsy !!! Ka zao lesy ry mlamn à ....milaza hiala tao andapa ao ane ry mamy rakotoarivelo s'y n'y namany hono raha tsy manao n sitrapony n fanjakana e (mapody s'y manome amnistie an'i dada.) Mapme be n'y akamanao
4. dadabe ( 06/04/2012 16:10)
tsssleu leu ......inn ndray ty ry bainn a ,,,,firy le numero tel an lh hoaa
5. andrywui ( 08/04/2012 10:47)
kobonlah ve less ry bainn le oe MISA ? gaga elah raha kozikoà ny tena vrai nom anlery fa tsy mampino oe admin akama no nidevoilé azy !!! fa akamatsika iany izy sady tena akama be ako
6. milamm ( 09/04/2012 08:55)
nisy papparazi nilaza fa manana ny sarinla taty aminay ry andrywui tsy ela zay ka zao ny ahiahy tsy ihavanana e;a v io sa kambana sa ra mijery fitaratra ela eto
http://img850.imageshack.us/img850/9866/andrywui.jpg
7. andrywui ( 09/04/2012 22:22)

milamm:

nisy papparazi nilaza fa manana ny sarinla taty aminay ry andrywui tsy ela zay ka zao ny ahiahy tsy ihavanana e;a v io sa kambana sa ra mijery fitaratra ela eto
http://img850.imageshack.us/img850/9866/andrywui.jpg
hag hag hag hag !! slt ramlamm !! tsy mety kosa ny sarinay atao pub ato zao a !! huhh taiza naitanlah anio sariko io le ? nahazo alalana ve elah handefa anio sariko io eto ?? hery a esory kely ny IP n'ny mlammn fa tena tsy mety zao manala baraka ny sarinay zao eee hun hun hun hun
8. milamm ( 09/04/2012 23:01)
za kalo tsy nahatoky loatra le naka le sary fa te anao bizna ftsn lery tsy nahasarika ahy ka ny tompontsary ato mitaraina iantso polisy lool lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4088