Paska, inona no fonosiny?

21. Miharena ( 10/04/2012 11:40)
Rehefa tonga eo amin'ny fetra tsy isafidiananao andro intsony ny olombelona dia ravo mandrakariva ny fanahiny. Tsy ny andro no zava-dehibe fa ny fahatanterahana natolotra ary iainana mandrakariva fa tsy hoe rehefa isaky ny voalohan'ny taona ihany akory.
22. didi10 ( 10/04/2012 11:51)
Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy hoy ny Tompo.
Asa na niteny taminao izy hoe ataovy an'eritreritra fa aminay kosa dia ankalazaina ny Paska fa baikon'i Jesosy izany.
23. Miharena ( 10/04/2012 12:14)
Raha mivavaka ianareo hoy Izy dia mandehana amin'y mangingina fa ny Ray mahalala izay ao am-pontsika tsirairay avy na dia tsy miloa-bava aza isika. Io ilay an'eritreritra tianao hovaliana.
24. didi10 ( 10/04/2012 12:33)
mankaiza ary zany resaka izany!!!!
25. Miharena ( 10/04/2012 12:45)
Avilinao ilay izy dia mankany mankany ko!

Ilay vontoatin'ny Paska no lohahevitra dia lasa andro ahatsiarovana ka aiza àry izy izany Didi10!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007