aza misy miteniteny ozy ra-got
1. milamm
(
29/03/2012 00:07)
http://www.youtube.com/watch?v=QQ2aZ2vr3MQ&feature=share
lol marina, ho aiza ihany isika ty e satria isika no tompony safidy fa tsy reo politisiana pilaiso isany
lol marina, ho aiza ihany isika ty e satria isika no tompony safidy fa tsy reo politisiana pilaiso isany
novalian'i milamm ny 05/04/2012 04:02
3. mirananirina
(
29/03/2012 07:00)
eh!Ny mpangalatra ihany no mahery .Fa ny atao mbola hiverina,mino izany aho
4. milamm
(
03/04/2012 13:09)
misy farany raha jiaby mirana a, toka-maso ao antaniny jamba tsy mitsinjo lavitra sy ny akaiky aloha ireo fat mpitondra ankady ny firenentsika efa mankahatra ny hatezerany vahoaka atr@ 2009 fitomboany tsy fisiany asa, fiakarany solika sy vidimpiainana, fitsarana sy ny fanabeazana isantsokajiny ary fikarakarana ny fahasalamambahoaka, fahandriampahalemana sy fitandroana ny zon'ny olompirenena tsy ankanavaka, ankoatry reo fomba sy riba manerana ny nosy " Fihavanana sy Firaisankina " ireo no atao oe tombotsoa ambony iombonana @ sata na lalampanorenana ady iombonanany rehetra lavo ny 1972, 1991, 2002, ny 2009 de vokatry ny lonilony t@ fanaparany filoha Ravalomanana fahefana t@ reo sarangampiarahamonina afaka nifaninana taminy etsy andaniny ny ady ekonomika sy politika @ governemanta frantsay andoto ny anarany sy anala azy eo nitsakitsahiny ireo sy governemanta miaramila sy indigene voakaramany lapany elysee toa ny any Afrika mitazona fitondrana @ alalany basy tsisy hafa t@ androny gallieni niova chataignier ny anarany governora mpandimby azy, ankoatrany toetratsika mandefitra manana ny rariny de manana andraikitra isika mitaky izay mahatsapa fa zavadehibe ny mangarahara marina oh. momba ny raharaha 26/01/09, 07/02/09, valandresaka mivantana @ Tele na Radio Nasionaly raha olompanjakana marina izy mianaka ( Atoa Ravalomanana sy lavanify) mendrika ny maha-olompirenena azy ireo na samy hafa toerana aza mba ampahazava ny sainy rehetra momba ny andraikitra tandrify azy ireo t@ reny mety alohany ikarakarana ireo fandaharampotoana ny fifidianana, aoka fa lava izay...
5. AndriambyII
(
03/04/2012 23:09)
Focalisé lôtra ny approche-ndra milamm . Mou ve izy 4 dahy bado mody miady no tena vendrana sy manipulable , ka nahatonga ny olana hatr@izay , sa ny tsy fahita-mitsinjo ho an' ireo milaza azy ho mpaminany velona ? Politiquement correct !
6. milamm
(
05/04/2012 04:02)
hira le aza misy miteniteny Andriambyl, fa tsy hay tsony ony ze fandehany mba izara kely za misy ho tsakoina ny tenin'ilay olomalaza filoha amerikana iray ty (marihina fa mbola governora NY izy t@ io alohany nahalany filoha faha-26 tao etazonia Theodore Roosevelt)
"Thrice happy is the nation that has a glorious history. Far better it is to dare mighty things, to win glorious triumphs, even though checkered by failure, than to take rank with those poor spirits who neither enjoy much nor suffer much, because they live in the gray twilight that knows neither victory nor defeat."
dikanteny nosintomina t@ "The strenuous Life"
"faly lava ny firenena manana toeramboninahitra ara-tantara. Tsara kokoa ny fahasahiana goavana andrombaka amimboninahitra ireo loka, na dia voasedrany tsy fahombiazana aza, noho ny mampilahatra ireo tsy manampanahy sady tsy faly no tsy mijaly, satria miaina amin'ny mody masoandro miloko volondavenona zay tsy mahalala fandresena na faharesena."
antsika rehetra ny safidy iroso sa iemotra efa ny vahoaka no mametra-panotaniana mivantana aminy tenany sy ny ho aviny ankohonany indrindra ireto saritsarimpitondrany taranaky de gaulle vaovao mibaiko ny fitondrampanjakana Tetezamita Malagasy , isika dia mila fampihavanana samy isika Malagasy satria sady olompirenena no olompanjakana ambony mandala ny soa toavina Malagasy, firaisankina vao afaka mandingana olana hafa, atsipy ny tady eny antadroky ny omby ...