EO FOANA I KRISTY HO ANTSIKA RY NAMANA MALALA ISANY

1. RBNIR ( 26/03/2012 13:56)
NY FIVERENAN-TSIKA NO TADIAVINY.

N AIZA N AIZA MISY ANAO. N INONA N INONA ASANAO NA TOERANA MISY ANAO.
IZAY SITRAPON ANDRIAMANITRA NAMPAHAFANTARIN ANDRIAMANITRA ANAO HATRAMIN IZAO ORA ANORATAKO IZAO DIA TANTERAHO .
ENY NISY KOA NY MARO EFA NOZARAINA TETO. TANTERAHO IZANY FA AZA LAVINA.
TEO IHANY KOA NY TAO AMIN NY FAHITALAVITRA JERY IZAY NODRADRADRADRAINA TETO.
IZAY REHETRA SITRAPON ANDRIAMANITRA RENAO DIA TANTERAHO FA HAHAVONJY ANAO.
AZA METY HO FITAHINA. TSY MISY HIDITRA AO IZANY RAHA TSY EFA MANAO NY SITRAPONY.
SAMIA MAHERY AZA MISY MANAMAFY FO FA MIOVA TOY NY ZAZA KA EKEO NY SITRAPONY REHETRA.

TSY SITRAPON OLOMBELONA IO FA AN ANDRIAMANITRA ARY IZAY NO TSY AZO ANAMPIANA NA ANALANA AZY FA REHEFA IZAY NO TIANY DIA IZAY NO TANTERAHO . TSY MISY NA IZA NA IZA MANANA ZO HANOVA NY SITRAPON ANDRIAMANITRA.

« Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany lalana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany. » (1 Korintiana 10:13)

MATOKY ANDRIAMANITRA SADY MARINA KA TSY HANOME AN TSIKA ZAVATRA TSY HO ZAKAN-TSIKA. KOA AZA MATAHOTRA FA MATOKIA AN ANDRIAMANITRA. MIROSOA FA OMENY ANAO NY FANDRESENA.


ANDRIAMANITRA ANIE HITAHY ANTSIKA REHETRA KA SAMY HIFANKAHITA TAVA ANY AMIN ILAY JEROSALEMA VAOVAO AVOKOA ISIKA REHETRA.

SAMIA HO TAHIN I JESOSY DAHOLO
novalian'i RBNIR ny 26/03/2012 14:50
2. RBNIR ( 26/03/2012 14:00)
3. Miharena ( 26/03/2012 14:05)


AZA METY HO FITAHINA. TSY MISY HIDITRA AO IZANY RAHA TSY EFA MANAO NY SITRAPONY.
SAMIA MAHERY AZA MISY MANAMAFY FO FA MIOVA TOY NY ZAZA KA EKEO NY SITRAPONY REHETRA.


« Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany lalana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany. » (1 Korintiana 10:13)


Zarao àry ilay fijoroana fa sao dia tsy misy afa-tsy fampitandrenmana no voazara namana. Mifanohitra ihany manko ireo fehezanteny vaventy sy madinika voambara eo ambany.
4. RBNIR ( 26/03/2012 14:29)
Miharena:

Zarao àry ilay fijoroana fa sao dia tsy misy afa-tsy fampitandrenmana no voazara namana. Mifanohitra ihany manko ireo fehezanteny vaventy sy madinika voambara eo ambany.

Faly miarahaba namana,
Dia mampalahelo tokoa raha mbola tsy azonao ihany ny hafatra efa nampitaina teto ry namana.
Tsy mampaninona fa mbola averiko ihany satria hoy ny Tompo hoe mahatsara an-tsika ny teny miverimberina.
MATAHORA AN ANDRIAMANITRA NAMANA KOA DIA MIBEBAHA! ARY ATAOVY NY SITRAPONY REHETRA! TANDREMO NY DIDINY FA AZA MAMITA-TENA!
ARY MIANARA NY LALANA AHAFAHANA MANDRAY ILAY FAHASOAVANA DIA TSY INONA FA IRETO NAMPANANTENAIN NY TOMPO IRETO:
« Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. » (Ezekiela 36:26)
« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezekiela 36:27)

IZAY RAHA FINTININA FA RAHA HITADY NY FENO IANAO DIA JEREO NY FANDAHARANA AO AMIN NY TELE JERY ISA-MARAINA AMINY 5 ORA KA HATRAMIN NY 6ORA NAMANA.

HAFA IHANY NY FENO FA ARAHO HATRANY E

SAMIA TAHIN NY TOMPO NAMANA


5. Miharena ( 26/03/2012 14:39)

« Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. » (Ezekiela 36:26)
« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezekiela 36:27)

Misaotra namana, hamafisina ireo fehezanteny ireo ary voizina hatramin'ny farany mba hiainanan'ny olona rehetra sombin'AIN"Andriamanitra ny fanantenana fa eo hatrany i Kristy ary miasa IZY ao anatintsika na iza na iza.
6. RBNIR ( 26/03/2012 14:50)
Miharena:


Misaotra namana, hamafisina ireo fehezanteny ireo ary voizina hatramin'ny farany mba hiainanan'ny olona rehetra sombin'AIN"Andriamanitra ny fanantenana fa eo hatrany i Kristy ary miasa IZY ao anatintsika na iza na iza.


Eny ry namana ny Tompo irery ihany no hisaorantsika,
Ary aza adino fa tsy maintsy handehanana ilay làlana na dia ety aza ny vavahady miditra ao.
Matokia an'Andriamanitra sy Jesosy Tompo fa tsy hamela an-tsika ho hisy very Izy.
Mahereza daholo,

Samia tahin'i Jesosy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4757