REGARDER Vidéo Andry RAJOELINA Invité de Zoma Onitiana Realy 23 mars 2012
1. vatofototra
(
24/03/2012 05:40)
REGARDER Vidéo Andry RAJOELINA Invité de Zoma Onitiana Realy 23 mars 2012
http://www.vatofototra.com/
http://www.vatofototra.com/
novalian'i milamm ny 29/03/2012 01:28
4. niryna
(
24/03/2012 18:30)
pulm:hi,hi sady nahazo fiaramanidina maimaimpoana isika an,ha,ha ,inona indray re no ao ambadik'ireny e. e indrisy mantsy
reny no atao hoe kobaka ambava fotsiny
5. pulm
(
26/03/2012 05:35)
Nihaino ny fandaharan'i Lalatiana za t@ Zoma ka momba aniny fiaramanidina iny, raha ny faitataran'i Lalatiana aloha no henoiko sy nofakafakako dia tena ho zava-doza be no aterakiny satria:
1-Fiaramanidina tsy apesain'zareo firantsay intsony iny(na efa occasion) dia mody alefany aty amitsika ka rehefa afaka fotoana foy eo dia miteny indray ry zareo hoe efa antitra be ny fiaramanidina anaroe ka tsy afaka misidina aty Eropa( satria moa tsy izay ve no antony tsinahazoan'ny fiaramanidinan-tsika nisidina an'i Eropa teo aloha fa hoe efa tranainy be? kay fika fotsiny iny fa mba hividianatsika ny Air Bus zay tsy mety aminy intsony fa efa isolo vaovao ry takaka dia aty amitsika no anariany ny zavatra efa ratsiny)
2-Mila formation ny fitondrana aniny nefa hatramin'izao mbola tsisy akory izany, ny pilotitsika gasy mbola tsy zatra izany Air bus izany, ka raha izany tsy ny anzareo iany no itondra fa ny atsika iahaka fotsiny eo
3-Momba indray ny ifanakalo toerana(tsy aiko tsara ilay fomba filazana azy)
ny hoe ny mpandehan'ny Air Mad afaka mandeha @ Air France, ka ny Air Mad ve afaka hitovy kalite @ Air France eo no olana satria mety andany volabe isika mba hampitovy ny kalitao @ Air France, ry zareo manana bediabe fa ny antsika roa monja fotsiny? farany tsy ho faty antoka eto isika rehetra. Nisy ary firenana iray zay nolazain' iLAlatiana ( tsy tadidiko ny anarany) fa namidiny daholo ny fiaramanidinany fa tsy naharaka ny kalitaon'ny Air France de banky ropitra, ka izay ve no andrasantsika dia tena ho faty tanterka ny Air Mad dia avieo omena tanteraka ny Air France satria hoe tsy maharaka ny kalitao iraisam-pirenena
Za mino fa misy tombotsoa be anlery ao matoa izay miroboka mividy anio( ka firantsay koa moa no ao ambadikany koa tsy mahagaga) nefa le vahoaka kely aty ambany tena efa minan'ny fatiny mihintsy, sady zao koa ange ny vahoaka malagasy rehetra ange tsy mba andeha @zany fiaramanidina izany e!!!tokony izay mahasoa aloha no atao fa tsy izay mahafinaritra, ka tsy ohatrizao koa ve no nahazo and-Ravalo e! nividy Force One? sa rehefa izy no eo @fitondrana dia mety?

6. andrywui
(
26/03/2012 08:29)
MBA MIFALIA REHEFA MISY FITAHIANA EE
NAHAZO ISIKA EE
MERCI LA FRANTSA
MERCI LAFRANTSA
VIVE TGV
VIVE TGV
TGV FOREVER
BIZOUUUUU.....
NAHAZO ISIKA EE
MERCI LA FRANTSA
MERCI LAFRANTSA
VIVE TGV
VIVE TGV
TGV FOREVER
BIZOUUUUU.....
7. milamm
(
29/03/2012 01:28)
tsy mahagaga e ka le foza lavanify resahana ty nge nanodina fiaramanidina 2 volana taorinany nangalarany fanjakana 2009 nampibabababa reo mpiaradia taminy netiny tany dakar
http://www.wat.tv/video/quand-president-detourne-vol-1j5pa_2exyh_.html