aza mba biby mitorna ihany
1. milamm
(
16/03/2012 12:53)
afera Raymond Ranjeva sy Riana zanany vavy nanao valandresaka indray no vizanina araky ny fanambarana nataony Me Olala fanamelohana gadra perpetuite ketrika avy am lavanify, ratsy rahonana. jao jean mpanolana zaza tsy ampy taona mambra cst eo aloha navotsotra. Manana ny toerana lehibe io rar R.Ranjeva eo am tantarampirenentsika 1971 Komity Miaro ny Zon' olombelona nisolo vava an'i Itkl Monja Jaona refa nanao herimpamoretana ireo vahoaka notarihany nitaky ny zony tany Toliara, i A.Resampa 1975 nahazo famotsorankeloka momba ny afera io sy hafa koa. Tsy zoviana amintsika ny andraikitra ambony notazominy tany la Haye CIJ lany ho mpitsara iraisampirenena Conseil Pontifical de Justice et Paix, mitovy laharana arofenitra am SG ONU zao v no tsipaky ny miala ry fat sa androra mitsilany
novalian'i andrywui ny 21/03/2012 11:43
2. milamm
(
16/03/2012 21:41)
mbola tsy mikatona ny fery famonoany polisy ampahibemaso Itkl Michel Rehavana de izao sahady, tsy lavanify no ratsy ozy foza fa ny manodidina azy sy Atoa Ravlomanana tssss
http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/3-politique/1872-raymond-ranjeva--proces-sous-tres-haute-surveillance-internationale
http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/3-politique/1872-raymond-ranjeva--proces-sous-tres-haute-surveillance-internationale
3. hery
(
17/03/2012 11:11)
Aleo andraisana izay hiseho dia ho hita eo ny vokany.
Miandry ny amin'ny 19 mars izany
Miandry ny amin'ny 19 mars izany
6. milamm
(
20/03/2012 16:07)
pulm, asa... fa tsy misy na kely fahefana aza azony fat itazomana na itsarana olona maneho ny heviny momba raharahampirenena satria izay no fanovana nampanatenainy fat teny am 13 mai sy tany NY momba ny fankatoavana FR famotsorana gadra politika sy fifamelana, Gal Raoelina sns
7. andrywui
(
21/03/2012 11:43)
milamm:milamm a ! ngah resaka tsostsotra fotsiny oe "maneho ny heviny" le izy fa tena resaka raharaha goavana FIGN , BANI sns,,, mitsy no nahapaingotra anizy mianaka !! mba lazao mou ny tena vaovao marina faza safosafoina fotsiny oe maneho hevitra ny resaka !!!! ----MPANONGAM-PANJAKANA ---- zay le izy ,, na nikonkonona raharaha maloto netiny hanonganana ny fanjakana de mazava ho azy fa tsy afaka moramora eo izy mianaka kely !! le sipa kely alou mety ho afabela e sady manjakely ,, fa le damomo ???;..kely finoana ah leretsy a