oudryyy ..resaka efa omaly hariva le OPK ,OPS e !!

1. andrywui ( 07/02/2012 10:49)
- Ka iza mou no ahazo tombotsoa aminio hanakorotana mba tsy ahavitana anilay fotoampivavahana sy lanonana ho atao hanotsanana andry zalah kriminely ireo fa tsy ny mpanohitra e !! aza avadika le resaka ry akama a ! ny fanjakana hanao lanonana sy mila filaminana amle fanotsanana ndray ve no hanakorotana fa hipoitra eo zao le marina rehetra , ivoaka androany ny zava nisy de le famonoanalona be natao tam 91-09 de tonga de hita be le fika politika / : -- vakio tsara !

--hivoaka androany ny marina de korotanina sy avily ho ary amle OPK sy OPS ny sain'ny vahoaka de iny no mibahana !!

--vao mivoaka eo ny marina ,satria ho arahan'ireo commision amin'ny video pro sy enquette sy ny zava misy marina ireny zava niseho ireny de may ny endimboanjondry mpiondana mpihatsaravelatsihy tamin'ny baiboly sy ny minoa fotsiny ihany de io mamorona rotaka io hamiliviliana saimbahoaka tsy hifantoka atsy amle tena zavatra !!! kobo be
novalian'i andrywui ny 07/02/2012 10:54
2. andrywui ( 07/02/2012 10:54)
soa fa efa miomana hatrin'ny zoma nipoiranle resaka ny bodika sy ny pra !!

-fa vao mikaoaoa eo kosa alou ny mpiondana aminio hanakorotana io de ho betsaka ndray no atao sambodokitra maraina ,sy ny sakoroka eran'ny lavatrano amity herinandro ty ka !!! ....

-de aza mamadibadi-dresaka tsony milamm a !! tsy voatavo daolo akory ny eto ka ho fahananareo kakapizon !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3165