tantara tsy fanadino ? ...nitovy iany reo !! - aza fisahana ny rariny !!

1. andrywui ( 29/01/2012 23:04)
- 1er tour de VITA !! ... 1er tour de VITAAA....


-----------ka na tsy lany aza ry lerony tamin'ilay valimpitsarana nataon'ny HAE de noterena sy norahonana basy ry iza mo ty anaranle lehiben'ny hae tamzany iny ?? nodorana ny tranon'ny sasany ,, novonoina ho faty ,,nogadraina sy nampijaliana ,,, MBA ... hampanaiky an'ilay 1er tour de vita tsy safidimbahoaka notanjona !!!

--------ny olona mou jambanilay oe mpivavaka be sady tanora olombaovao de tsy nahajery anzay tsony fa de nisotro ronono antavy daholo !!! - nefa raha ny tokony ho izy de tokony hanaiky izay vokatra navoakan'ny MPITSARA zokiolona teo ny rehetra !!!


-----de mitovy tsisy valaka amin'izany no hirahirainTSIKA zanakidada zao !!


diniho tsara anga mou eee
novalian'i andrywui ny 03/02/2012 18:35
2. andrywui ( 29/01/2012 23:08)
tokony hisy 2em tour aradalana iny raha ny lalana manakery fa de natao letrezana fotsiny lay 1er tour de vita de vita tsy safidimbahoaka teo iny fitoeran'ny dadaTSIKA fopla be tam 2002 iny ,,,ny porofo koa fa tsy izy iny de ity invetitiora in-2 natao be zao ty satria tsisy nanaiky daholo ny UI zao ttlo zao oe mpanongampanjakana 100% ty rangah ty tamle 5fevrier !!! de mbola nasiana investitiora fanindroa ndray ny volana marsa !!! bizarrr be !!!
3. andrywui ( 29/01/2012 23:10)
de jereo fa izay nafafy iany no nojinjaina !!! - izay nanao 1er tour de vita,, de mbola ho atao 1er tour de vita koa izy !!! hoy ny baiboly
4. sitlo ( 30/01/2012 02:53)
HAE izany papa tam 1991, ny 1er tour de vita 2002 ah. Aiza ary papa izany
Ny lasa tsy fanadino fa ny trous de memoire koa mba tsetseno.
5. hery ( 30/01/2012 08:51)
Aza mampitovy zavatra tsy mitovy bain a.

Tsisy prezidà taorian'ny fifidianana 2002 donc tsisy fanonganam-panjakana. Ravalo tamin'ny fifidianana, na dia nisy aza ny halabato dia nahazo vato nihoatra an-dRatsiraka. Raha tsy nisy ny halabato dia 1er tour dia vita.

Raha ohatra i Andry Rajoel ka nianry fifidianana 2012 ka hoe nahazo vato mihoatra an-dRavalo dia izay vao mety mitovitovy... saingy tsy sahy an'zany leiry :-)

Mbola ho avy ny fifidianana dia ho hitany eo ny tena poids-ny... saingy fantany sahady izany dia tsy te hanao fifidianana mihitsy izy.

6. andrywui ( 30/01/2012 09:36)

HAE izany papa tam 1991, ny 1er tour de vita 2002 ah. Aiza ary papa izany
Ny lasa tsy fanadino fa ny trous de memoire koa mba tsetseno.
salut sitlo ! vao maraina defa mamelaka tamaina ah ato toi aa !!

ok ary e marina ny anlah less stilo fa HCC ( Haute Cour Constitutionnelle )zany ny tian'i toi ?? afapo amzay ??? - ka zao ko ry sitlo ah ny hena hanina faza miraharaha ze omby maty tany toi !! ok ve ...!!


---)) hery ! tsisy prezida taorian'ny fifidianana 2002 satria tsisy lany !! marina ny anao !! de aveo nanao amboletra le raikalahy ambaniandro nianika tamboho !! -- nahita valimpifidianana tokony hanao 2em tour mihitsy ny HCC (sitlo?) fa iny nidongy be iny i dadatsika de nanao amboletrezana be iny e !!
7. andrywui ( 30/01/2012 09:39)
ny tantara tsy fanadino oa !! - zavatra nitovitovy iany 2002 -2009 ...

--- fa rehefa ny sasany mou no misioka de vorondolo zany rankizy a !!! fa rehefa ny hafa na de mibareoka zao aza ny feony de voromanga zany !!!
8. hery ( 30/01/2012 09:43)
Mba zavatra mitovy hoa ampitoviana.

Raha niandry fifidianana Rajoel dia avy eo tsy nanaiky izay valim-pifidianana dia mety ho nekeko ihany.

Fa raha fanjakana mbola mitsangana no adaboka dia fanonganam-panjakana izany.

Aza manahy fa mbola hotsaraina amin'izay Rajoel ary dia hitsoaka any France indray avy eo.
9. andrywui ( 30/01/2012 10:01)
fanjakana tokony ho mbola ho teo ampelatana-ndratsiraka raha ny lojika no nadabok'i ravalomanana tamin'ireo vahoaka naodiny hanaiky azy ,, satri fantany oe ny malagasy somary marivo salosana tia vao !!!- olon'ny fo ny gasy de mora andairan'ny mandrimandria rahavako zany !! na de manafikoho aza


--raha olona nanaja ny zokiolona tao amn HCC izy sady nanaraka tsara ny lalampanorenana fa izay valimpifidianana avoakan'ny HCC tsy misy ankaneritery no ekena sy toavina ,, dia mety tsy nanaraka ny lalany koa ny boay kely taty aoriana !! de io izy zao fa mitovy tsisy valaka zao !! ze ataon'ny ray amandreny(dada) iany no ataon'ny zanaka(rajoelina) ka !!!


- raha tsy nanao anzay i dada de mety sarotra tamin'ny ankizy na tsy sahiny ny nanao letrezana !! - fa nety le izy tam dada sady neken'ny olona de mba manao ny zaza eee


- zay adala no toa andrainy !!
10. galasm ( 31/01/2012 20:15)
tsy mitovy ry andrywui ny t@ 2001 sy 2009 an ,ny tantara tsy fanadino ?
inona no niseho t@ 2001 ?
1mois alohan'ny fividianana dia nosoloin'i ratsiraka ny HCC
nandeha ny fifidianana ,i ravalo nahazo 46,8% tsy ampy kely,resaka comparaison par bureau du votes no olona t@ izany dia nisy an'ireny dakar 1 sy 2 ireny,noho ny pression teny @ 13 mai dia nanaiky ratsiraka fa haverina hisaina par bureau du vote ny resultat izay nitovy @ tany etazonia george bush vs allgore .Rehefa natao recomptage dia lany i ra8 ,navoakan'ny HCC io
dia tsy nanaiky ry ratsiraka ,dia raikitra ny gidraka k'asa hoe inona no hitovizany izany t@ 2009
11. andrywui ( 03/02/2012 18:35)
Galasam à mitovy less fa tsy sahala reo à ...ndao ndray bainn ijery soldes à ..aonn afak v elah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3343