msaotra @ fampitambaovao haingana e, raha tena tsy natahotra marina lavanify tsy nandefa iny notam iny fa de noraisiny antanandroa teny ivato ho any amponja zao de MAZAVA tsara fa
tahotra no nampivovo ny alika ampirisihany toa an'i rolly fa tsy hery. Ny ezaka manaraka tokony atolotry ny filoha Ravalomanana de fialantsiny @ reo niandry azy teny ivato na de tsy niakina taminy aza ary milaza ny fandaharampotoana @ manaraka sy fanazavana