EDITION SPECIALE du 21 janvier 2012 15H TVPLUS

1. rijadolly ( 21/01/2012 13:36)
EDITION SPECIALE du 21 janvier 2012 15H TVPLUS

http://blip.tv/tv-plus-madagascar/edition-speciale-du-21-janvier-2012-15h-00-5901511
novalian'i saho ny 21/01/2012 14:33
2. saho ( 21/01/2012 14:33)
Misaotra rijadolly naneho itony amin ny Net fa tena mampita ny zavamisy amin ny Diaspora e. Tena tsy mena mivadika mihitsy ireo HAT ireto, tonga dia manao sabotage b, kanefa efa vita ny sonia, vao maika anefa manimba ny fahitan ny mpitazana internationale, ary tsy ho reconnu mihitsy le fanjakana Transition.
Omaly zoma za nahita tao TV5Monde fa efa vita daholo ny ttasy rehetra hodian i ra8, ary dia ho tonga izy androany Samedi. kanefa dia voa sabotage.
Hita mihitsy fa matahotra le HAT, ra8 mamimbahoaka, voafidy....tsy hahasakana ny mpitia azy zany, izay olona marobe tonga avy any faritra lavitra b, namonjy teny Ivato.
Dia ho ela velona enao Ravalomanana fa enao no voafidimbahoaka, ny vitanao tsy vitan ny hafa, ary mahareta fa ho avy ny fotoananao, miandry anao ny Tanindrazana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0549