F' ANGAHA MISY MATY NO MANATITRA VONINKAZO
1. rijadolly
(
17/01/2012 14:50)
COURONNE MISY SORATRA HOE
"MANDRIA AM-PIADANANA RY DEMOKRASIA MALALANAY."
no naterin'ny mouvance Zafy teny Ambohijatovo kianjan'ny demokrasia.
"MANDRIA AM-PIADANANA RY DEMOKRASIA MALALANAY."
no naterin'ny mouvance Zafy teny Ambohijatovo kianjan'ny demokrasia.
novalian'i andrywui ny 19/01/2012 23:35
2. locl
(
17/01/2012 17:31)
Fa inao ve taiza no tsy naharaka fa maty ny fiandrinam-pirenena taminy 2009, ka miandry ny mpanavotra azy mba hamelona azy indray, soa fa mbola azo averina tsara raha tonga haingana ny mpanavotra.
3. trondrogasy
(
17/01/2012 21:47)
huhuhuhuhu ,f'angaha misy democratie izany eto e ,vao miteny eo dia pam pam pam goaka ny voudy hoy i terrywui izany
4. rijadolly
(
18/01/2012 03:17)
Tena maty marina ve ny Demokratie eto amintsika???????
Raha nijery ny 17/01/2009 isika dia nahazo niditra sy niteny izay tiany ho tenenina teo i TGV, tao anatin'ny 3 taona izay dia no ferana tsy azo hidirana intsony Ambohinjatovo, natao fitaovana fiarovan-tseza ny kilalaon-jaza. Nampiady ny ankizy sy ny Demokrasia noho izany ny fitondrana FAT.
VOALAZA AO KOA NY 4L ISA-TOKATRANO, (tahaka ny mofo 200Ar,hihihihi!)
AZIA IREO AMIN' IZAO FOTOANA IZAO??????
Mamangy ny fahoriana antsika vahoaka malagasy izany noho ny fahalasan'ny Demokratie malalatsika. Mamangy tena ihany isika satria ny varavarana hivoahana no tsy mitovy fa ny fahoriana dia hiaraha- mahita.
Dia tsy misy kafe sy mofo izany fa mbola tsy takatry ny kely vola hatramin'izao ny mofo fa mbola tsy hita ilay 200Ar.
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-17-janvier-2012-5892669

5. rijadolly
(
18/01/2012 03:26)
Nipoaka ny baomba mandatsa-dranomaso teny Ambohijatovo androany, taorian'ny fametrahana fehezam-boninkazo nataon'ny ankolafy Zafy Albert.
6. rijadolly
(
18/01/2012 04:22)
Hoy i TGV:
F' ANGAHA MISY MATY NO MANATITRA VONINKAZO
Nahatsapa izany ny MV Zafy fa nisy maty, fa i TGV tsy nahatsapa izany fahafatesan'ny Demokratie izany afatsy ny 2009 izay izy afaka niteny teny Ambohinjatovo ny 17/01/2009.
7. pulm
(
18/01/2012 06:06)
mofo: ?
vary: ?
menaka: ?
siramamy: ?
vaovao: ?
sns: ?................................................................
vary: ?
menaka: ?
siramamy: ?
vaovao: ?
sns: ?................................................................
8. andrywui
(
18/01/2012 22:38)
o lty ra trondrogasy a !! pan pan pan goaka vody aona ary !!!?? raha hendry kosa ve de mbola hisy iany zany ??
--
--
9. rijadolly
(
19/01/2012 04:40)
rijadolly:
Hoy i TGV:
F' ANGAHA MISY MATY NO MANATITRA VONINKAZO
Nahatsapa izany ny MV Zafy fa nisy maty, fa i TGV tsy nahatsapa izany fahafatesan'ny Demokratie izany afatsy ny 2009 izay izy afaka niteny teny Ambohinjatovo ny 17/01/2009.
Mihomehy irery amin'ilay hoe tsy misy demokrasia ny 2009 nefa afaka miteny eny Ambohijatovo, sy ilay hoe misy Demokrasia eto amin'izao fitondran' FAT izao nefa tsy mahazo miteny eny Ambohijatovo?????????????????
10. andrywui
(
19/01/2012 23:35)
fa maninnn no tsy amn fotoana hafa no atao zany kivorivory foana tsisy antony vonikazo , vonikazo tsy fantatra oe aona zany fa amn fotoana fiandrasana an'i dada higafy zao mitsy !! ny olona mbola mijaiko an'i dada sao mipongatra tampoka eo ka ry zafy laozany mihogahoga manaitra vorona fotsiny !! taitra eo i dada de lasa miverina eo vao tsy voasambotra eo ndray !!!