FIVERENAN'NY MARC RAVALOMANANA, DIA NIHEJANA INDRAY NY TADY, ARY DIA MBOLA ETO INDRAY NY FAHATRAN'NY VAHOAKA

1. rijadolly ( 12/01/2012 02:40)
FIVERENAN'NY MARC RAVALOMANANA, DIA NIHEJANA INDRAY NY TADY, ARY DIA MBOLA ETO INDRAY NY FAHATRAN'NY VAHOAKA. TSY MISY ARAKA IZANY NY FANDINIHANA NY ANDININY FAHA 16,17,20 MBA HIALANA NY FAHANTRAN'NY VAHOAKA SY NY FIFAMELANA ETO AMIN'NY FIRENENA.

REHEFA NIFIDY NY LOHANY TOKONY TSY MATAHOTRA NY MASONY # RAHA NIFIDY NY FONY DIA TOKONY HANARAKA NY FITEMPONY.

http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-11-janvier-2012-5879104

novalian'i nilex ny 16/01/2012 05:29
2. andrywui ( 12/01/2012 14:08)
rija a juste nanamboatra anti-cyclone fotsiny isika amle rivodoza miaoaoa manodidina ,fa tsisy ninoninnn zan teo ka!!!!
3. nilex ( 12/01/2012 14:11)
anti-cyclone n'ny olona kely say sy saritahotra lesy ireny a.Maninona raha mifanatrika eto raha tena sahy izy e,aleo ho avy ny olona dia ho hita eo izay tena mahery fa tsy tokony hatahotra dia ny mialoha izany nefa sady be vava ihany
4. rijadolly ( 12/01/2012 15:09)
Averiko eto foana ity teniko ity efa ho 2taona sy tapany izay. Raha misy hatahoranao ny zavatra nataonao ka tsy sahy, na matahotra valifaty ianao an! dia tsy misy ohatry ny fifamelana, ataovy voalohan-draharaha io. Sady miaro ny tenanao ianao no mijery ny fahorian'ny vahoaka maro izay efa tena tsy misy atao afatsy ny mangalatra sisa.

Mifandraisa tanana dia mifamela. Tsy in-1 aho no nivohy an'izay teto. Sao dia hanenenana e! Ny olona efa voa anie ka efa voa, fa ianao mbola tsy voa no mila endrika tsara.
Averiko indray ity fanontaniana ity.

TSY MAHAVAHA NY KRIZY IZAY TENA MANAIKITRA NY VAHOAKA MADINIKA VE NY FIFAMELANA?
5. andrywui ( 12/01/2012 22:13)
ka tsy zay no atahoran'ny fanjakana fa hampikorotana be eto amn tanana ndray !!! satri : mbola averiko in1 mande eto ndray koa fa vao miditra eo ravalo dada de hirohotra sy hamaly faty hangataka onitra hitory daholo ireo havan'ireo olona alikisa notifirin'i dada teo Ambohitsorohitra reny !! de eo ndray ny fanjakana ho sahirana hanohana sy handamina ny vahoaka tsy hamely ani dada eo !!!
de raharaha iray hafa vaovao ndray ny fiarovana an'i dada sy fi calmé na ny vahoaka tsy hitroatra avy eo !!
nenareo mpiondana mivelona amin'ny ronono anie somary mahita kitana sy manao valala manidina asiana sira ihany e satri nahoana !!! heverin'ny sainareo fa reo olona 2000 kely teo amin magro tam heritaona reny no vahoaka ,,,de io fa maniry kitana be oe ny olona vahoaka retraretra !!! nefa ny olona miandry dada ani dada etsy Ivato ndray mande iry olona hamono azy no betsaka dia ireo havan'ireo olona alikisa notifiriny reny !!! zay ane le izy ee!!
6. rijadolly ( 13/01/2012 03:37)

andrywui:

Hihihi! mampihomehy ahy ny valiten'ny se.

Averiko indray tsy mpiondana tahaka an'se aho. fa mazava be hatreto aloha fa matahotra ny hiverenan'ny Ravalomanana ny HAT tahaka an'se ary dia io 7 février io foana no amidy sy hanakonana ny tsy mety atao sy izay mbola hirina atao.Nefa mbola ?????? ny tompon'antoka nahavanona iny 7 Février iny
http://www.tim-madagascar.org/media/document/fanambarana%20lcl%20Charles%20Andrianasoavina.pdf
http://mydago.com/wp-content/uploads/2011/01/Ampamoaka-Goavana-vaovao-nataoni-Kol-Charles-Andrianasoavina-1.pdf .
Izaho tsy manamarina an'ireo an! Fa hoy aho hoe mbola fanontaniana mipetra iny izay hiriko tokoa mba tsy hitohizany satria FIFAMELANA no tiako hisy eto Madagasikara mba hisian'ny FITONIANA ARAKA ny rehetra.

Aiza ary hatreto ilay mofo 200Ar ny iray? io ihany no takiako, aiza? Fampanantenana tena mora tanterahana indrindra izay nambaran'ny mpitondra rehetra io, fa tsy tahaka ny ilay hoe 4L iray isaky ny tokatrano. Ny tiako ambara dia izao, rehefa tsy alehany dia aza ny vahoaka mahantra no atao sorina hiarovan-tseza. Rehefa mahatsapa tena fa nisy fahadisoanao dia tsy misy afatsy ny mifanaraka mifamela mba hiadanan'ny ambanilanitra rehetra raha tena tia ny firenenao ianao fa tsy hamelona firenena hafa akory. Dia hananja anao ny namanao mpanao politika rehetra, eny fa na dia ny vahoaka iray manotolo aza.
7. nilex ( 13/01/2012 05:42)
Raha toa ka anontaniako ise hoe inona moa no tena antony saika namonoan'ny hat an'i Charles.Noho ny filazan'i Charles fa Rajoelina ihany no nampitifitra teny ambohitsirohitra ary betsaka ny porofo nanamarina izany.Iny mpanao gazetin'ny RTA novonoina iny no tena nahazo ny porofo marina ary iny dia tena 4x4 mihintsy no nitifitra an'iny.
Tsy ny av7 hamaly faty mihintsy no atahoran'ny fat ,olona ampirisihina fotsiny nge ireny no sady vitsy fa ny vahoaka be hitsena an'i DADA eo ivato fotsiny dia efa hanahirana .Ny fijerin'ny any ivelany no tena manahirana andry zareo amin'io an.
Ny faharoa dia ny mbola fananany lanja be ao am-pon'ny malagasy ka ny mbola mety hahatafaverina azy eo amin'ny fitondrana.Matahotra izay rajoelina sy ny tariny indrindra ireo manamboninahitra miaramila nikonokonina iny fanonganana iny ka manao ny fomba rehetra tsy hiverenany eto.
Omaly anefa ireo maso ivoho vahiny dia nananambara mazava fa hamerina ny fankatoavana iraisam-pirenena rehefa vita ny fampiarana " à la lettre" hoy izy ireo ny tondro-zotra.
Kenda ny hat eo satria tsy maintsy tanterahina daholo izany ny article rehetra.
8. andrywui ( 13/01/2012 22:30)

Raha toa ka anontaniako ise hoe inona moa no tena antony saika namonoan'ny hat an'i Charles.Noho ny filazan'i Charles fa Rajoelina ihany no nampitifitra teny ambohitsirohitra ary betsaka ny porofo nanamarina izany.Iny mpanao gazetin'ny RTA novonoina iny no tena nahazo ny porofo marina ary iny dia tena 4x4 mihintsy no nitifitra an'iny.
Tsy ny av7 hamaly faty mihintsy no atahoran'ny fat ,olona ampirisihina fotsiny nge ireny no sady vitsy fa ny vahoaka be hitsena an'i DADA eo ivato fotsiny dia efa hanahirana .Ny fijerin'ny any ivelany no tena manahirana andry zareo amin'io an.
resaka ambony vavahady zany !! raha zany ve no nisy hiandry ela tsony nareo mpiondana fa tsy itondra anzany porofo be zany erakin'ny zao ttlo zao fa mba resaka mamafaza voa fotsiny zan !!! - maninnn tsy nolazain'i charles zan raha nisy ??? maninn koa tsy navoaka le oe porofo itan'ilay bandin'i rta iny fa maninn no alevina any fa ilain'ny UI , ONU ,.... zany hahahahahaha.... aza manao resaka mampody mandry fa tsy misy zany eee !!! - setroka aza mody itomaniana ka maika fa oe voatsakay zao na hoe voatsongo tsy de ranomaso be havozona na nitadiavana megaphone mitsy hitomaniana ????
--ka ny resaka fampangotsohana otrizany mitsy no tsy mety fa avoay ze porofo de mitsara ny vahaoaka !!!! ...tsy mba mahitsy mihitsy oa isika malagasy fa miolakolana zany foana !!! ..tsory lazao eto ze tena marina sy porofo fa ny fampitaorana ramatahora sy ny honohono zan tsy ahavitana innn zany !!!oviana le bandin'ny RTA nahita anzany ? aiza le cassette na cd nanaporoany anzay ??? aiza koa no porofo itan'i charles tamle oe nampitifitra teo ambohitsirohitra ?? avoay daholo fa tsy vitan'ny alazako ty anio izy ty ane eee !!!;.... ataovy mahitsy direct mazava zay tenenina !!
--ny ahy zao mazava ny lazaiko oe efa io no fanjakana mpetraka sarotra ndray raha handrava , hanangana lava eo fa tohana io de hita eo afaka taona vitsy raha mahavoa na tsia satri tsy afamiasa mitsy ry lerony amle tsindry lava
9. rijadolly ( 14/01/2012 07:03)
Andrywui a! Raha tsaroan'se ny tenin'ny Mamy Rakotoarivelo hoe "manararaotra mahazo micro" dia midika fa hoe tsy mba nomena micro mihitsy izy hatrizay,izay midika ihany koa fa ny HAT aloha no eto dia izay fitsaranay sy ny teneninay ho marina no marina. Mitenena eo fa gandra.

"Rehefa nifidy ny fo, dia tokony hanaraka ny fitempony" hoy Andry Rajoelina izay.

Ny tiakao ambara dia izao, ilay micro izany mbola tsy azon'ilay manana fahamarinana izay heveriny ho marina. Omeo eo ohatry ilay azon'ny Mamy Rakotoarivelo anie izy ireo e! sahy miseho masoandro amin'izay.
10. nilex ( 16/01/2012 05:29)
Ka ny fitsarana eto amintsika nge voabaikon'ny fanjakana e aza adino izany,tsy misy fitoriana mandresy ny hat izany eto fa aleo hidaboka eo io dia hitanao tsara.Ary izay no hatahoran'ireo mafy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2693