LALI E, MISY FEO HAFAHAFA MOMBA AZY.
21. andrywui
(
10/01/2012 10:50)
de mba aoka zay ty honohono n'anganombaviantitr'elah ty ry m.i.s.a kely fa manakorotana firenena a !! - akorotanlah ny politika , de akorotanlah ko ity diniky rija ity !! hon hon hon
22. rijadolly
(
10/01/2012 15:42)
Izay izany hono ry MISA a! io lazain'i Andrywui io izany no marina hono, dia tampina izany ny daomy koa inona indray. Nefa tsy mahasaka ny sarety tsy ho any Asabotsy izany rehefa mbola hitan'ireo mpanankato izay tena manakaiky azy kokoa fa mila hampiana izy.
23. m.i.s.a
(
10/01/2012 16:10)
rijadolly:izaho aloha dia tsy mamaky intsony izay soratan'io andryui io e! satria ny zavatra fantatro tsy ho takatriny ny sainy na dia pitiny aza.
Izay izany hono ry MISA a! io lazain'i Andrywui io izany no marina hono, dia tampina izany ny daomy koa inona indray. Nefa tsy mahasaka ny sarety tsy ho any Asabotsy izany rehefa mbola hitan'ireo mpanankato izay tena manakaiky azy kokoa fa mila hampiana izy.
na izany aza dia tsy manakana velively ary tsy ahasakana ireo mpanakanto tena akaiky sy mahafantatra azy ny hanohy ny fanampiana ho azy fa tsy izay rediredin'io andryui io akory no ahamaha ny olana na ahitana vaha-olana ho azy.
Sa tsy izany ry Patou? (nasaiko namaky ity dinika ity i Patou satria izy dia tena mahafantatra tsara an'i Lalie sy ny olany) dia aleo tohizantsika ny lalana efa natombontsika fa tsy ho rebireben'ny adala isika e!
24. andrywui
(
10/01/2012 20:59)
aza mora tezitra less misa fa elah kou !!! mba miresaka less ah fa elah koa toa tonga de tezitra be a !! ...mifona ary ah raha nahatezitra anlah le fanalako teo ee mba tehiresaka amlah ane ah fa elah ko tonga de entimpo be ee !... aleo ary fa ikozy tsara ah ee !!
- fa marina io resaka nanotaniako ani nanie dosol io (anadahin'i bodo ) fa nifoka zavamahadomelina be loatra ikala no tena nahavoa azy !! - be loatra le izy sady le maina aty amitsika tsy voareglé ny heriny (otran'ny toaka gasy ihany) de fohana foana foana rehefa oe dotra !! ny tsy mampivilana ny vazaha anie le maina ny azy efa voafantina sy voafiltre de tsy mankaiza loatra e !!!
--

25. amboditsiry
(
16/01/2012 16:04)
hita kosa fa lasa nidengany za ko aloha de nahita tsra mihitsy ny masoko roa zao !efa hita fa lasa adala mihitsy tsy zaka le maina de lasa fa courage ho an'ilay mpitsabo azy e
26. andrywui
(
16/01/2012 23:21)
amboditsiry ---)) marina zany teninao zany !!! nidegĂ ikala fa nasosany !! fa tsy lasa pauvre zany izy fa le maina no mampangataka azy !! otran'ny oe entiny miainga fotsiny ikala no tena marina
27. ratanty
(
16/07/2012 17:10)
mety ho marina iany ny an"le manao fiteny degany be io fa ny mety de ny mivavaka ho an"i LALIE mba hiverina normal eo @sehatry ny mozika tsy ho ela
28. dx07
(
08/03/2015 23:01)
Akory daholo !
2015 isika izao ary miarahaba tratrin'ny taona an'zay mbola ato amin'ity sera ity e!
Narehy vaovao ao hoe maty hono lalie tamin'ity taona ity ?
Mba misy afaka manafy io vaovao io ve nareo ? ary indrindra koa hoe inona ny antony? le aretina tamin'ny 2012 iny ihany ve ?
Misaotra betsaka !