Vahaolana ho an'ny firenena: Théocratie (Fahefana avy amin'Andriamanitra) mety ho tontosa ve?

21. danielio ( 17/01/2012 05:36)
Faly miarahaba atsika rehetra eto aminy ity dinidinika ity
Ra ny vahaolana eto @ firenena misy antsika izao dia sarotra ny ahatafavoaka ny firenene ra tsy misy fidirany fanahin'Andriamanitra antsehatra kanefa ireo mpitondra fanjakana ireo na ny filoha dia mety tsy manana ny fanahy masina ka ny azo atao dia miantso ireo olona izay manana fanahy izy mba hatao mpanolotsaina ,@ fomba ahona anefa dia tahaka izao manao antso izy dia samy miantso ny Andriamaniny ireo olona ireo ary atao mivantana @ tele dia ho ita eo izay manana Andriamanitra marina izy no hatao mpanolotsaina toy izao anefa ilay fifaninanana ataony ireo olona manao zavatra tsy vitan'olombelona ohatra milaza ny nofiny president tamin'ny aliny iny tahaka t@ Nebokadinezara sy Farao
22. hery ( 17/01/2012 05:55)
Hisy mpaaminany sandoka hilaza nofy sandoka sy prezida nanakarama mpilaza nofy dia holazainy hoe izay marina ny nofin'ny prezida dia izy no lasa conseiller :---)

Ny vola anie izao no manjaka e!

Adidin'ny olombelona no mitantana ny fireneny fa tsy an'Andriamanitra, izay ve no mba apetrak'Andriamanitra amintsika dia tsy ho vita? Anjaran'ny olombelona no miezaka mifandamina.

Dia ho sanatria ve tsy vitan'ny Gasy samy Gasy intsony ny fitondrana an'i Madagasikara, ary tsy vitan'ny Communaute INternationale intsony dia iantsoana an'Andriamanitra mihitsy?
23. danielio ( 18/01/2012 04:58)
Tsy voatery izay ny fifaninanana fa mety ho vazatra hafa tsy azo anaovana fikafika satria ra ny cas misy ny vahoaka malagasy amizao dia mila porofo azo tsapai-tanana .Marina koa lay voalazanao teo fa voalamina ny samy malagasy intsony io fa vahaolana avy amin'Andriamanitra koa no tsara indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068