tsy ny fitsarana no

1. bazylou ( 17/12/2011 04:02)
mila avaozina ry baina fa ny olona no tokony anara dalana. na kely io na lehibe ary taritina ny gasy rehetra hanaja ny lalana velona na aiza iona aiza, na fahadiovana, na fianakaviana, na fiteny, .....
eto amin'nytanana anie ry baina k any polisy mitaingina moto na scooter tsy manao casque e, sady ny moto tsy misy plaque d'immatriculation. dia manao ko any pokona......

tomobila miditra sens interdit aza ry baina jeren'ny polisy fotsiny eto, dia ahoana fa tsy hanao lalan dririnina foana ny olona.

novalian'i nilex ny 19/12/2011 13:58
2. cyril ( 17/12/2011 18:29)
ela nge ry papa efa ela n kobo eo dictateur e...

vavan'la vavan pitaty rakena
3. nilex ( 19/12/2011 13:58)
Toa tsy dia nisy loatra angamba izany teo aloha fa amin'izao fanjakan'ny baroa izao dia tena samy manao izay tiany daholo satria tsy mifampatahotra.Samy nanao ratsy mantsy ka tsy afaka mifampiteny ankehitriny.Fitondran'ny jiolahimboto ka tsy matahotra fanenjehina satria manana mpiharo ao ambony ao foana e.Izay no mampirongatra ny asa ratsy eto ankehitriny satria samy manana ny ratsy vitany daholo ireo mpitondra ireo ka tsy misy afaka mifanenjika fa mifampiharoharo eo fotsiny.Iza anefa no nampianatra ireny miaramila ireny handroba sy hanao be loha e tsy ry zalahy ihany ve?efa lasa fomba ratsy eto io mitokona be fahatany io rehefa misy olona iray voakitikitika ao,aleo rangahy hifamely ao fa te hanao aminy eo ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0922