Ny pra no manao dictature fa tsy ny mpitsara raha momba an'i Toliara
1. sitlo (
14/12/2011 19:14)
Nilaza ny pra fa tsy hilafitra amin'ny endrika "dictature" rehetra izay mety hitarika korotana eo amin'ny firenena hono ry zareo.
Izy no nivarotra basy ho an'ny dahalo.
Izy no nanafika fonja.
Izy no nampijaly (torture) sy naka otage.
Mbola azo atao hoe mitandro ny filaminana ve izany?
Fa rehefa migrevy mangataka ny fialan'ny minisitry ny fiarovana ny mpitsara dia lazaina fa "dictature" mety hitondra ny firenena ho amin'ny korotana. Ary milaza fa Andry Rajoelina ihany no afaka manala ny minisitra izany. Ary faranany amin'ny hoe, vonona ny hampiasa ny fomba rehetra hitandremana ny filaminana, amin'ny maha-mpitandro ny filaminana azy.