FIANARANA

1. A256011 ( 13/12/2011 07:56)
Betsaka ny zavatr nianaran'ny mpanam-basy teto @ntsika taorian'reny fanonganam-panjakana ireny.
Ny CAPSAT, izao indray ny polisy indray no manao ny ataony. Tsy misy vidiny (valeur) intsony zany galona na fizokiana, na izany sefo antanantanan-tohatra izany. Ny sandry sy ny basy no mibaiko. Efa vita ny atao vao manenin aty aoriana. Saingy tsy afaka intsony, f'izay le fianaran-diso e! Mihasarotra ny raharaha!!!!!!
novalian'i milamm ny 13/12/2011 14:34
2. milamm ( 13/12/2011 14:34)
sarotra tokoa ry namana raharaha notedavina ze manambola mividy aina ze manambasy mandatsak'aina ze tsy manana mangina na ko voatifitra mety ko ho gadra
jereo nge oh. fandriampahalemana afera Itpkl Michel Rehavana ao Toliara premier substitut du Procureur de la Republique (miaramiombona fahoriana @ ireo manamanjo) zoma lasa09 dec 09 teo deraiko manokana ny firaisankinany Syndicat de la Magistrature de Madagascar manerana ny nosy mitaky ny fialany ministry ny securite interieur afera nasionaly ireny manana statut mazava izy ireny @ toerana tazominy
http://www.slateafrique.com/79353/madagascar-un-magistrat-battu-mort-en-public-par-des-policiers
fonctionnaire excercant ses fonctions au sein d'une juridiction de l'ordre judiciaire ( membre des tribunaux et des cours ect ) ou administrative ( maire, prefet ou pds en particulier membre de la magistrature du siege ou du parquet comme le cas du Magistrat Itpkl Michel Rehavana ou du milieu politique
( ministre ex. l'assasinat de l'ancien ministre Nadine Ramaroson, ou president de la transition de la Republique voatorabato ny cortege de namono ilay chauffeur taxi )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3835