Ohana indray ireny démo tamin'ny avion teny ivato ireny,vao hoe avy any afrique du sud dia mailo be ny hat.Sao dia hoe ao izao ra8 no tena tiany hatongavana amin'ireny.Hambarany mazava fa raha toa ka ho tonga eny ivato ra8 dia ho toy ireny no ho ataony hisamborana azy.
Mizesta be ry Jraly RAVALOMANANA izany nefa izao no mampanontany tena indrindra.
Mivazavaza ery ry zalahy ny amin'ny hisamborana andra8 nefa tsy avela mody koa ra8 .Fa tsy eto ve izy no mora samborina e.Sa inona indray ity cinéma handrebirebena vahoaka fotsiny ity e.dia hitarazoka eto foana ny firenena izany fa aleondry zalahy lava eo io dia lasa mpanakarena eo ry zalahy.